ombay mitady e

1. tsito ( 10/08/2006 12:49)
asa re olona raha mba misy mahalala ny momba ireto olona ireto ianareo dia mba valio aho
BULLEN YVES et BULLEN PATRICK no anarany. Misy madama efa antitra zay mitady ireo any dago de mba nolazainy tamiko. Efa ela izy tsy nahita ireo ol reo. Zaza metisy vazaha reo. gasy avy any tuléar ny mamany dia vaza efa maty ny dadany. Toa raha tsy diso aho dia ny nenitoany no nanangana azy ka nitondrany reo anarana reo.Ny fanazavana fanampiny dia antsoy dia antsoiko eanao zay mamaly. Misaotra e § Tena serieux ary tena maika ty a !
novalian'i Ralay ny 25/08/2006 17:08
2. Fiffi ( 10/08/2006 13:19)
fa any Dago daholo ve ireo olona ireo ? de taiza no mipetraka ? Tana sa ....?
3. Hubert ( 11/08/2006 05:16)
Tsy ampy betsaka ny info mikasika ireo ol lazainao tsito â!
Aiza raha eto Toliara no ipetrahany sns...
4. Fiffi ( 12/08/2006 12:06)
izy aza tsy hita intsony !
5. tsito ( 21/08/2006 15:41)
Izao ny vaovaop farany , toa oe lasa maramila reo zaza reo, ny iray toa any almaina any. fa ny ray bordeau, efa manajanaka telo izy zao tsy haiko na 3 ny azy roalahy fa dia 3 no nolazaina tamiko. Toa efa 83 taona zao le vevavy nitaiza azy.Ny reniny niteraka azy no mitady azy fa satri efa ela tsinaita azy. Somary nanao sipa manko lay dadany ka zay no natonga ny tente hanangana azy.
6. Fiffi ( 21/08/2006 19:26)
tsito: de manaraka an'le tantara aloha fa tena tsy mahafantatra an'le olona eh!
7. dadin ( 25/08/2006 06:14)
Zany hoe ny reniny any dago no mitady ireo zanany naterany? Dia ny any almaina sy bordeau zany no tokony harahina maso e.
8. Ralay ( 25/08/2006 17:08)
Tsito: Azonao atao ny mitady azy ireo @ page blanche ny france telecom na @ireny annuaire par telephone na par net ireny dia taper-nao na omenao fotsiny ny anarany dia raha tsy liste rouge izy dia azonao ny adresiny sy ny phone-ny raha mipetraka marina any Bordeaux izy.Ataoko fa manana phone izy na fixe na portable.
Dia lazao ihany ny vao² raha hitanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4747