fitiavana manokana an'i cutie
1. xxx
(
27/07/2006 20:19)
hito zany de natokako manokana an'i cutie ! mila ny hevitrareo namana zah fa tena haka vady an'i kala cutie
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:35
3. kiali
(
27/07/2006 20:21)
waiiii lety eh ! adinoko nanao xxx le! tsssss!
gain elah ry kiali an'io!!
gain elah ry kiali an'io!!
4. kiali
(
27/07/2006 20:27)
ary tokony nataoko tao @ antson'ny fo angeh iz ty raha tena marina eh ! tssss
10. tsoupou
(
28/07/2006 10:37)
Za tsy hanao raharaha tsony an, aleo tonga dé le mirevy fotsn nena.
Fa lé namana bedabe ary @ SAKAFO ary no antsoitsika hikarakara sakafo
Fa lé namana bedabe ary @ SAKAFO ary no antsoitsika hikarakara sakafo
11. Bakobako2
(
29/07/2006 10:35)
aza adino a fa hirako bakobako2 refa raikitra , tsoupou manao bilagy fa hitako eo