brezily

1. fijo ( 25/07/2006 21:39)
fantatra izao fa i "donga" no hitantana sy hanazatra an'ny ekipan'ny brezily.antenaina ngamba fa hisy fiovana io ekipa tian'ny maro io,fa raha ilay farany teo tna maha kivy kle
novalian'i ronaldo09 ny 01/09/2006 16:47
2. ralos ( 26/07/2006 04:48)
Aiza kosa moa dia hoe nahakivy le teo fa isika mpankafy no niandrandra zavatra betsaka loatra tamin'ilay ekipa noho ireo mpilalao kalaza avokoa. Indro kely anefa, ny baolina boribory....:wink: Aleo angamba atao hoe tsy nahomby ny teo dia tsara ny hisian'ny fanovana. Dia enga anie ka hahavita hampiseho ny tena fahaizany ry zalahy @ fisehoana manaraka. Sa tsy zany?
3. fijo ( 26/07/2006 18:21)
an an,tena tsy namely mihintsy kosa le farany teo kle.
4. mandrindra ( 27/07/2006 10:00)
i dunga ilay vodilaharana tompondaka erantany 1994 ve izany?
5. fijo ( 27/07/2006 19:41)
teo ampovoany izy ka,fa ilay heritreretin'ialahy mihintsy izy.ampovoany mihemotra izy.fa ny olana,dia tsy mbola nanao mpanazatra mihintsy lery hatrizay niainany.
6. mandrindra ( 27/07/2006 20:40)
ko tsy ho sarotra ve letsy izany. brezily 94 anie efa tsy dia nisy endridalao nahafinaritra e
7. fijo ( 03/08/2006 19:05)
izay mihintsy,fa ny fahavononana hozy no tena ilainy
8. mandrindra ( 09/08/2006 21:31)
efa very mihitsy ny lalao mahafinaritra nampiavaka ny firenena avy any amerika atsimo taloha. saika lasa mekanika toy ny kitra eoropeana daholo ny lalao. tsy ao intsony ilay maha lalao sy art ny kitra
9. fijo ( 15/08/2006 20:04)
mandrindra,hoy ny mpanazatra brezilianina hoe,ireny fomba filalao ireny hono,mahafinaritra fa tsy mamaokatra.i pareira izao dia isan'ireo nilaza an'io.
10. mandrindra ( 16/08/2006 10:47)
izay no nahalatsaka an'i bresil tamin'ny 1/4 de finale teo. satria tsy nampisaho ny talentany amin'ny maha artista andry zalahy ny mpilalao breziliana. fa lasa kitra robot toy ny aty eoropa
11. fijo ( 16/08/2006 21:28)
za koa misaina toa izay.lesa kajy fotsiny le izy.
12. mandrindra ( 18/08/2006 10:42)
izaho sendra mba nahita ny finale copa libertadores dia hita fa mbola hafa mihitsy ny filalaovandry zalahy ny kitra. samy ekipa breziliana moa no nifandona fa endidalao mahafinaritra no hita tao.
13. ronaldo09 ( 01/09/2006 16:47)
Brezily masaka foana na ilay teo aza fa ny olana fotsiny dia be loatra ny meneurs de jeux dia izay no nampikatso an-dry zareo fa ny tena ekipa matanjaka indrindra dia ilay farany teo!



fijo:


an an,tena tsy namely mihintsy kosa le farany teo kle.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5159