ajekaky oo!! 1 volana be zao

1. dadabe ( 24/07/2006 03:40)


Top bizoroka lehilahyNahazo biz'oroka be indrindra
cazal
Biz'oroka : 24
Top bizoroka vehivavyNahazo biz'oroka be indrindra
cutie
Biz'oroka : 56

mahery izy mitsama ireo a :°):°)


sambatra cazal letie :(:(

novalian'i kala ny 28/08/2006 15:19
2. fasaly ( 24/07/2006 05:48)
:-D:-D:-D:-D:-Dmahery i cazal ka!
i cutie kou! dadabe ngah tsy mbo nahazo:cry:
3. rabaradaka ( 24/07/2006 06:24)
Fa io Cazal io ange razoky ilay saika nilatsaka ho président de la république tamin'ny 1997 moa sa 1998 tsy tadidiko. Dia raraka lery satria vao 24 ans tamin'izay. Sambatra be lery é ?
4. ramialy ( 24/07/2006 07:47)
de izay ve no nampahazo azy bizoroka betsaka:-D:-D
5. fasaly ( 24/07/2006 11:14)
:-D:-D:-D:-D:-D hay ve lay nandeha limousine beuhhhhh iny e!:wink:
6. mamzelkely ( 24/07/2006 12:44)
zany veu :roll: ts fatatro io klé:-D
7. kala ( 24/07/2006 12:50)
dadabe > cazal:roll::roll::roll: Andria... tsy fantatry toi?? lengako zany
8. fasaly ( 24/07/2006 13:31)
kala: tanjemo sao manonontonona anaran'oul eo njay an!.....inon io Andria......io aoka itsy marinéééééé!:P:-*
9. kiali ( 24/07/2006 15:59)
andeh hilatsaka president zah de mahazo bizn'oroka le
10. Achia ( 24/07/2006 18:56)
milatsa eo ra tsy be soroka no azonao eo :°)
11. dadabe ( 25/07/2006 04:10)
Mpandefa : rabaradaka [ Valio ] 24-07-2006 11:24:03
Lohateny : Re : ajekaky oo!! 1 volana be zao
Fa io Cazal io ange razoky ilay saika nilatsaka ho président de la république tamin'ny 1997 moa sa 1998 tsy tadidiko. Dia raraka lery satria vao 24 ans tamin'izay. Sambatra be lery é ?


kozz ve le :-w
Mpandefa : kala [ Valio ] 24-07-2006 17:50:39
Lohateny : Re : ajekaky oo!! 1 volana be zao
dadabe > cazal Andria... tsy fantatry toi?? lengako zany

iza le :-w
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 24-07-2006 18:31:05
Lohateny : Re : ajekaky oo!! 1 volana be zao
kala: tanjemo sao manonontonona anaran'oul eo njay an!.....inon io Andria......io aoka itsy marinéééééé!
:-$:-$

12. fasaly ( 25/07/2006 04:29)
dadabe: hummm! efa fay anay kouuu!:cry::-$:-$:-$:-w
13. mamafara ( 25/07/2006 05:06)
ny anah eto no ataoko ny bizoroka fa vizana be hoary ambadika ary. cazal :* cutie:-*
merci dadabe amin'ilay poè...:-$
=))=))=))=))=))
14. labelkely ( 25/07/2006 08:25)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*::-*-*io koa moa le bisous ny dadabe de ka malahelo koa mitenena avao la mbo tianao ampia,zay e
15. kala ( 25/07/2006 10:53)
:oops::oops::oops::oops:
16. diamondra27 ( 25/07/2006 13:55)
misy tsy mazava ao an! fa atao ahoana no fahazoana bizoroka izany e!

kala: za tsy mba nomenjy bizoroka akory an!
ary njy zany ange ka maharaka mihitsy e! fatanjy hatr@ nom de famille an! sao de mba havanareo akia izy iny a!

rabaradaka:ié, toa marina io voalazanao io ka!
17. dadabe ( 25/07/2006 14:19)
ary maharaka hatramin'i diamondra ihany koa le :-w:-w

mpiavana lavitra i kala sy cazal hono:-$

aleo tsy fosaina lery fa sao mievona eo e, :-D:-D:-D
18. vale ( 25/07/2006 18:45)
rabaradaka:

Fa io Cazal io ange razoky ilay saika nilatsaka ho président de la république tamin'ny 1997 moa sa 1998 tsy tadidiko. Dia raraka lery satria vao 24 ans tamin'izay. Sambatra be lery é ?
hummmmm, aokanao ny "biratsay" anay an :°):°), mikofokofoka be mintry lery kah! hummmmm:^):^)


19. vale ( 25/07/2006 18:49)
kala:

dadabe > cazal:roll::roll::roll: Andria... tsy fantatry toi?? lengako zany
Andria,,,, inona ry kala?:roll:, nom de fam-ny mintry aza le "Cazal" kouuuuu:^), Cazal a, aza bedesina za an:^):-*


20. vale ( 25/07/2006 18:52)
kiali:

andeh hilatsaka president zah de mahazo bizn'oroka le
Kiali: ié:°), mba mora azo ô? :P:P:P , ny biz'oroka manko sarotra be fa ze mpahazo ihany no mahazo :( :-*:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3703