Hira tsy fantatra ny mpihira azy

1. lanto
(
23/07/2006 07:40)
Manahoana daholo
Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao jerena eto ireo hira ireo, sao mba misy fantatrao :) Misaotra mialoha. :)
Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao jerena eto ireo hira ireo, sao mba misy fantatrao :) Misaotra mialoha. :)
novalian'i lanto ny 16/08/2006 07:53

2. Ralay
(
23/07/2006 13:57)
Mila henoina aloha vao mety ho fantatra raha hira taloha na ankehitsiny :lol:

4. lemenakely
(
23/07/2006 16:01)
non tsy REBIKA no mpihira an'io Hay ve tralàla io fa tarika SAHOBY,mpihira gasy ny ankabeazandry zareo ireo tao koa i tpkl RAKOTO FRAH! tadidiko fa tao @ CC ALBERT CAMUS t@ fandaharana iray notontosain'i ABEL RAKOTOZANANY tao @ TVM no nahitàko voalohany io hira io .

6. miangalyandria
(
11/08/2006 05:13)
hira mandeha izao : artiste xxx : titre xxx : hiran'ny Jomak'Ampama io fa ny titre fotsiny no tsy fantatro !

7. lanto
(
16/08/2006 07:53)
Lemenakely> voaray io zany an ! sôtssss
miangalyandria> :) xxx doly na hira na mpihira ka tsy hita tsony :)
miangalyandria> :) xxx doly na hira na mpihira ka tsy hita tsony :)