10 000 Ar

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:19)
LéZan : Toc toc toc
LéTôro : Mandrosoa ô !!!
LéZan : Aona leity a, inn ny vaovao ???
LéTôro : Tsisy leitsy a, inn ny aléan-là aty maraina lé
LéZan : Ndao hanao pari fa tsy hain-là ny aleako aty amlà aty, 10 000 AR no omenlà ana raha tsy mahay elah
LéTôro : Inn mo no aléanlà aty ra tsy indram-bola e !!!
LéZan : Diso be zany, tairo aty ny 10 000 Ar
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:24
2. cherinah ( 22/07/2006 07:28)
hihihihihi tsy ratsy kah
3. Herimiafina ( 22/07/2006 13:21)
Mba vola aza no nalehan'ileiry tany klé, hehehehe=))=))
4. pissoa ( 22/07/2006 13:33)
:-D:-D:-D
5. Achia ( 23/07/2006 17:05)
:°):°):°)
6. onjah ( 27/07/2006 13:18)
:lol:
7. Bakobako2 ( 29/07/2006 10:24)
:o
neveriko andé hisitrokaafé ¨! tapany nisy rorono:-P:-P=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9058