BASIC INSTINCT!!!!

1. lemenakely ( 21/07/2006 13:18)
Mafàna tokoa ny andro. Raha ny eto FRANTSA fotsiny dia mahatratra 37°refa atoandro ny andro, ka tsy omena tsiny ireo andriambavy lanitra indrindra fa ny vazaha no tsy manao kilaoty intsony ny ankabeazany! Tsy ifanomezan-tsiny e .SPECTACLE rahateo ary ny maso mijery tsy mitondra mody !
novalian'i Ralay ny 23/07/2006 04:26
2. sipagasy ( 21/07/2006 16:17)
mmhh dia manonona nefa??? nga moa maso mijery izao lasa mitonja mody?? hihihi
3. fijo ( 21/07/2006 18:13)
tsy mba mahataitra ahy raha ireny.ary rariny ny azy ka
4. fasaly ( 21/07/2006 18:54)
hummmmmm! mafàna izy ireny e! tena mafàana tokou! aleo mba hahazo rivotdrivotra ny azy kosa e!:°)
mbola tsy ahahiny am masoandro aza zany fa aiza fotsiny rehefa mitapy am masoandro ry zareo tsisy kilaoty tsisy soutif:°)
5. Herimiafina ( 22/07/2006 13:16)
lemenakely:

Mafàna tokoa ny andro. Raha ny eto FRANTSA fotsiny dia mahatratra 37°refa atoandro ny andro, ka tsy omena tsiny ireo andriambavy lanitra indrindra fa ny vazaha no tsy manao kilaoty intsony ny ankabeazany! Tsy ifanomezan-tsiny e .SPECTACLE rahateo ary ny maso mijery tsy mitondra mody !

Mitondra mody kah, mitondra mody tokoa ny maso.
tadidio fa ny fikarohana lalina indrindra dia basé amin,ny resaka observation directa daholo, mi-jouer be ny resaka memoire, dai ny imagination! hehehehe:-D

6. lanto ( 22/07/2006 20:14)
Tsy vao maika mafana be ve raha hitondra mody koa ny maso ?
7. Ralay ( 23/07/2006 04:26)
Zah aloha rehefa mahita de mitondra mody fa alaiko sary ho fahatsiarovana e :-D sary antsaina io an :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4079