frigidité

1. iaviantsoa ( 21/07/2006 12:18)
Fa inona kay ny mahatonga ny frigidité, microbe sa zavatra hafa mihitsy, possible ve hoe vhv tena active amin'ilay taranja lasa tsymazoto intsony, ary rahoviana no atao hoe tratran'io ny vhv iray,
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:23
2. Zina ( 21/07/2006 12:23)
Avy amin'ny saina io. Traumatise quelque part ilay vavy. Zay aloha no ahafantarako azy. Problema pscyhologika.
3. vale ( 21/07/2006 12:28)
Asa hoe rahoviana aloha, mety rehefa menopaozy angamba??! fa ny saina no mahatonga an'io matetika aloha, stress, sns,,,,
4. mamzelkely ( 21/07/2006 12:29)
5. ja ( 21/07/2006 15:59)
marina ny an'i Zina
avy amin'ny saina satria nahita film marina moa sa reportage a dia nisy ny violer moa le sipa sa nisy ina tsy tadidiko tam izy bola kely dia nony lehibe am zay dia tsy te hierika am izany ntsony
6. Zina ( 21/07/2006 16:25)
fa azo sitranina ka temporaire io
7. Herimiafina ( 21/07/2006 16:44)
Misy antony maro dai maro, anisan'ny antony iray io olana ara-psychika io na ara-psykolojika.

Aarkaraka ny frigidité tinao tenenina ihany io, na frigidité temporaire ve sa frigidité maharitra.

Ny temporaire mantsy dia mety infection amina Herpes virus dia mety haha-frigide, torak'izany koa ny suite n'ireny MST ireny, ny vokatry ny fanalanjaza sns. :wink:
8. watafon ( 21/07/2006 19:10)
mety ho tratran'io doly na ny mbola en pleine activité sexuelle na ny efa hijanona !
misy antony maromaro tokoa ny mahatonga an'izy io :
-pb psychique (frigidité primaire): tahotra fahamenarana ,sns ...
-pb organique (aretina maro isan-karazany toy ny diabète, aretim-po ,alcoolisme,..)
-pb gynéco:contraception, viol, IVG ,stérilité, vhv nalana ny uterus
-misy koa avy amin'ny lehilahy izy io :"partenaire maladroit, trop pressé ou inexpérimenté"
- infections koa mety mahatonga zy io !
9. ikalakintina ( 21/07/2006 19:27)
:!:
10. booboo ( 21/07/2006 19:33)
dia ahoana no hanavahana ny frigidité @ panne sexuelle reny kay ? sa mitovy zany ? :°)
11. fijo ( 21/07/2006 20:01)
panne frigidite mandalo.nga ndry zao somary en panne kely?hi hi hi
12. iaviantsoa ( 22/07/2006 04:34)
Misaotra t@ valiny e, fa hono oa firy marina no tokony ho fréquence ny firaisan'ny pivady ao anatin'ny herinandro 1 ohatra sa marina le blague hoeMMS: 15 à 18 ans =Matin Midi Soir
18 à 40 ans= Mardi Mercredi Samedi
40 à 60 = Mars Mai Septembre
13. adidy ( 22/07/2006 06:45)
Tsy asiana hoe norme tokony isan'ny firaisana e! Tsy aleo ve qualité toa izay quantité? Miditra daholo na ny fotoana ananana na ny aina ananana! Tsy hoe tsy fitiavana akory! Fa rehefa mba mitaraina hoe reraka ve dia tsy maintsy hanao ihany satria manenjika isa hoe firy isan-kerinandro?
14. Herimiafina ( 22/07/2006 12:24)
iaviantsoa:

Misaotra t@ valiny e, fa hono oa firy marina no tokony ho fréquence ny firaisan'ny pivady ao anatin'ny herinandro 1 ohatra sa marina le blague hoeMMS: 15 à 18 ans =Matin Midi Soir
18 à 40 ans= Mardi Mercredi Samedi
40 à 60 = Mars Mai Septembre



Ataoko fa raha tsy mbola misy ankizy dai eo ho eo amin'ny 4 isan'andro eo ankoatry ny andro sabata.

Raha efa misy ankizy indray dai indray mandeha isan'andro angamba dai ataoko fa mety! :wink:

15. watafon ( 25/07/2006 09:09)
tsy be loarta kosa v lesy ry HM zany 4 isan'andro zany ?
16. Zina ( 25/07/2006 13:30)
oy i herimiafina,

Ataoko fa raha tsy mbola misy ankizy dai eo ho eo amin'ny 4 isan'andro eo ankoatry ny andro sabata.


inn zany andro sabata zany? azavao oe?
17. ikalakintina ( 25/07/2006 13:52)
in 4 a?8O8O
18. kally ( 25/07/2006 14:15)
HM> Fa sao jeren'ny ankizy ve raha atao ohatr'ilay taloha tsy mbola nisy ankizy? :-D
19. watafon ( 25/07/2006 17:41)
:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 25/07/2006 18:31)
Efatra izany aloha hitako antonony tsara raha mpivady vao e! Misy ireny chaud lapin ireny aza hono imbalo isan'andro. Fa raha izay indray tsy conseiller-ko satria manjary tsy misy zavatra hafa atao afatsy io indray! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7977