frigidité

41. fijo ( 03/08/2006 18:57)
izay mihintsy.ny tsy azoko;dia ny saina ve no olana,sa misy ormona tsy voafehy ao?
42. Fiffi ( 04/08/2006 04:32)
mahagaga!
43. watafon ( 07/08/2006 18:02)
ny saina aloha no misy fahavoazana e! ary misy hifandraisany @ ormona ihany koa nefa zany k !
44. fijo ( 08/08/2006 17:01)
araka io fanadihadiana io,dia ny olona mipetraka any amin'ny tany mafana no betsaka voan'io filana matetika io.
45. watafon ( 10/08/2006 18:30)
soa ihany fa mangatsiaka aty morondava !:-D:-D:-D
46. mimich ( 11/08/2006 07:08)
wata> hahahah zany an!!! , matahotra ho lazaina we mponin'ny tany mafana an!!!
47. fijo ( 11/08/2006 18:57)
wata ,hay mo?????:-D:-D:-D,nefa ny olona avy any danemark koa regarega be an
48. watafon ( 13/08/2006 19:31)
fijo: zany v lesy d tsy mitombina ndray zany le fandinihina kou!
mimich: :-D:-D:-D
49. Fiffi ( 14/08/2006 15:44)
fa le olona io heu...tsy vao ho firy taona de efa tsy ho afaka manao intsony satria raha 12 isan'andro zany tsy ho aingana de aingana ve de ho ritra ny rano ao ?
50. fijo ( 15/08/2006 19:28)
ngaha iny mety ritra???
51. watafon ( 15/08/2006 20:09)
ie ! mety ritra tokoa k !
52. mimich ( 16/08/2006 08:25)
fijo> kenda ndray enao t@ inyy hih, tahitahio ihany sao vety2 de ritra
wata> noho ianao ve no tsy mampitombina ny fanadihadiana hihih, sao dia mba we l"'exception confirme la règle":roll::roll::roll:
53. watafon ( 16/08/2006 19:44)
mimich: aiza koa moa d noho izaho e! :*:*:*
54. fijo ( 16/08/2006 21:10)
wata ,fa ahoan ano hoe mety ritra le??????fa ngaha tsy mamorona foana ny an'ny lehilahy???
55. mimich ( 17/08/2006 09:05)
wata>:-D:-D:-D
fijo> to matahotra mafy enao zany hihihi
56. fijo ( 17/08/2006 19:20)
za ve moa haninona(virja) fa le sasany noooooooo
57. mimich ( 21/08/2006 06:07)
fijo>nooooooooooooooooooooo??????????????????????????
58. fijo ( 23/08/2006 22:00)
noooo mety atahorana
59. mimich ( 24/08/2006 05:42)
fijo> ka tsy le virja misy ve ary no tena atahorana we manandrakandrana koo,de manandrana be loatra
60. fijo ( 24/08/2006 20:48)
ka za anie mananadrana dia vita e,fa tsy mandany eo akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.071