trondro sesika

1. soanja ( 20/07/2006 18:32)
Ary sao mba misy mahay ilay fahandron'ny sinoa trondro sesika. Misaotra mialoha.
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:45
2. Mifenty ( 20/07/2006 20:11)
aleo mba mamaly ato fa otrany lasa mé mavo mavo ny lokon le izy le
3. ftma ( 20/07/2006 20:12)
tsy mbola haiko ndray izany trondro sesika sinoa izany fa ny haiko: saumon sesefana légumes na hena omeko ny recette raha tianareo
4. soanja ( 24/07/2006 01:38)
Ftma, alefaso fa tiako ka. Misaotra anao mialoha.
Ilay fahandron'ny sinoa dia toy ny fanaovana eggrolls na nems ihany avy eo endasina ilay trondro sns fa ny sesiny mihitsy no tsy fantatro sady ataa ahoana ny fakana ny sisi-trondro ao anatiny.
5. dailynews ( 24/07/2006 18:26)
hmm..mazoto manao sakafo aky ndry izany ry soanja..mba inviter o ky zaho rehefa haindry ilay trondro sesika an..tena marina an.
6. cutie ( 24/07/2006 18:36)
tsy ohtran'ny sushi ve zany ??
sa stuffed fish?:roll:
7. soanja ( 25/07/2006 02:10)
Tena stuffed fish ka. Izay tonga aty aminay aloha dia mofogasy no hamboariko ho azy voalohany e. Avy eo amin'izay omeko veggie burgers ary rehefa haiko tsara ilay trondro sesika dia lazaiko sady hasaiko i dailynews. :-*:-*
8. Lilie ( 25/07/2006 12:53)
Soanja a! Mba omeo ny recette-na mofogasy aho raha azonao atao. Ampiaraho @ fatrany tena izy. hainao koa ve ny ramanonaka? Izany izao no efa ela tsy mba niditra ny vavako. Misaotra mialoha.Lilie
9. dailynews ( 25/07/2006 14:35)
soanja:

Tena stuffed fish ka. Izay tonga aty aminay aloha dia mofogasy no hamboariko ho azy voalohany e. Avy eo amin'izay omeko veggie burgers ary rehefa haiko tsara ilay trondro sesika dia lazaiko sady hasaiko i dailynews. :-*:-*

misaotra aky a


10. vale ( 25/07/2006 19:45)
Lilie: efa misy ireo re7 roa tediavinao ireo ato an, fa jerevo any @ dinika teo alohaloha!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8172