zany ve ?

1. booboo ( 17/07/2006 10:41)
Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !

sa tena sarotra marina ?
2. pissoa ( 17/07/2006 10:50)
Mandainga ireny olona ireny ry booboo an :-D:-D:-D
3. lapino ( 17/07/2006 10:57)
Izany hoe: "sarotra ny mandainga" = lainga
dônky ==> moramora ny miteny an'io :roll::roll:
4. mamzelkely ( 17/07/2006 11:16)
:-D misy situation mahatonga an'io fiteny io ka :-D:-D
5. vale ( 17/07/2006 11:22)
k'hita wa ry mamzelkely:D, raha miteny ilay olona ohatra hoe "sarotra ny mandainga fa mbola tsy nihinana henan'alika kosa aho" dia hoe mandainga ve zany izy,! arakarakiny contexte io ry reto aaa!

booboo: :wink:mora kely aza ny mandainga koh!:lol::-D, fa ny aza tratra avy eo fa mora kely koh le wain be,hihihihih:-D:-D:wink:(à bon entendeur!:°))
6. booboo ( 17/07/2006 11:26)
pissoa > :-D:-D

mamzelkely > asio ohatra hoe fa tsy azo tsy araka tsy mazava eeeeee
7. pissoa ( 17/07/2006 11:35)
lapino :-D:-D:-D

Vale, tsy voatery asiana an'io vao azon'ny olona ny tiana ambara ka. Amiko io fahazarana toy ny fahazarana rehetra fotsiny. Tsy haiko na fahazaran-dratsy na fahazaran-tsara (fa mety ratsy satria sady tsy marina io no mandany segondra vitsy miteny azy :wink: ) :-D:-D:-D
8. booboo ( 17/07/2006 11:50)
vale > hihihihihi zaho ange tsy mandà : ouz zaho hoe
nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !

Dia raha io ohatra nomenao io zany dia ilay mandainga hoe efa nihinana alika no sarotra @ ilay oul fa tsy ilay ilay mandainga en général ? Humm...efa nijery fitaratra ihany zà teo sao niova blonde ny lokom-boloko lé hihihihi ...mbola mainty kah hihihihihihihi

9. naughtyboy ( 17/07/2006 12:09)
ny itako detsy sarotra io ho any olona ndray2 vao milaza ny marina fa sarotra ho any olona ndray2 vao mandainga ..
10. sakaizakely ( 18/07/2006 06:38)
Mora ny mandainga ko :lol:

Lainga daholo ny zavatra nosoratako teto @ serasera hatramin'izay =))=))
11. mandrindra ( 18/07/2006 07:43)
sarotra satria tsy maintsy mbola mamorona hoe inona indray no ho tantaraina
12. cutie ( 18/07/2006 18:15)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 17-07-2006 15:41:05
Lohateny : zany ve ?
Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !

sa tena sarotra marina ?

sarotra satria le eritreritra avy eo no manenjika :-D:-D:-D
Zay no mahasarotra azy
13. Herimiafina ( 18/07/2006 18:26)
booboo:

Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !

sa tena sarotra marina ?


Misy karazana olona sarotar handaingana kah.
Arakarak'ilay olona miresaka amin,ny tena ihany io.
Mpandainga ve moa ny interlocuteur tsy ho vosarika ny handainga ny tena.
Fa raha olona matyotra be sty misangisangy mety ho tena sarotra marian ihany ny mandainga an!
14. tsoupou ( 20/07/2006 14:44)
Io arakaraka anlé olona andaingana iany.
Refa akaiky anao lé izy dé sarotra lé mandainga fa refa lavitra na atao lainga am tonne aza tsy blem.
Andramo anie e
15. cutie ( 20/07/2006 15:04)
:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 21/07/2006 11:09)
tsoupou, firy kilometatra ilay hoe lavitra ? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4158