mitady nounou

1. ponita ( 13/07/2006 12:13)
manahoana daolo o!

mitady tanora na bebe na efa neny malagasy mba hitaiza anahy rehefa tsy eo ny neniko

aty etampes zay, rer c

manorata amin'ny mamanay

izaho dia sipakely 20 mois
novalian'i ponita ny 20/07/2006 11:43
2. vale ( 13/07/2006 23:33)
ponita: taiza foana ndry zao vao hita? ao fa raha mahita za dia teneniko anjy ê!!:wink:
3. dadabe ( 14/07/2006 03:11)
tsy azoko le size le :roll:
4. xxx ( 14/07/2006 14:01)
d mtaiz adiny firy d hoatrin?
5. Tokinao ( 15/07/2006 09:14)
:-D mba tena mampme irery ahy ity lohahevitra iray ity. :-D

mahità e.
6. xxx ( 15/07/2006 10:35)
Fa i Ponita angaha mahay net sahady.de hoatrinona no omen-dry ahy ,tezaiko indry raha tsy maditra ,dia aiza i mamanareo no mipetraka ,dia aiza izany etampes izany fa zao ne tsa mahalala atsimo sy avaratse
7. fens ( 15/07/2006 13:45)
Anjay kosa zato enao!
fa nankaiza i Rainao no tsy hitaizanao raha tsy eo rainao:-D alaivo aty dago aho de tezaiko enao e!
8. sipagasy ( 15/07/2006 16:09)
wadray aiza koa no nisy niteny hoe tsy misy ray io zaza io???mmhhhhhhihihih:lol:
9. vale ( 16/07/2006 20:32)
dadabe:;-) ilay sipakely 20 mois re no mitady nounou hitaiza azy izany rhf tsy afaka i "ponita" (mamany ê!)ary any etampes ry zareo no mipetraka.
Azo:) @zay kosa ngamba e!:D

xxx: koa tsy mahazo anle filazana ve sa:roll:???!!mmmmmhh!!
10. sarobidy ( 18/07/2006 10:13)
ZAZAKELY
11. ponita ( 20/07/2006 11:43)
ahoana akia vale?

sahirana fona tsy hitandry angaha fa mitaiza e!

ny sasany koa tena taraiky be mihitsy an, izao ve dia tsy azo

ZAZAKELY:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7884