ONU, Didipôtra sy SIDA

1. lapino ( 11/07/2006 23:59)
Tsy niteniteny foana akory ny RTA henon'i ivaviantsoa amin'ny resahany atsy ambadika io. Efa betsabetsaka ihany ny études momba an'io no nisy, ary izao dia efa ho lasa programan'ny firenena mikambana hatao any Afrika ny famorana.

Tsy hoe miaro amin'ny Sida akory ny famorana, fa tsapa fa mampihena ny riska hahazoana azy fotsiny. (tsy famoran-jazavavy an! ;) ). Manantena hanavotra olona 2 tapitrisa tsy ho voa sy aina 300.000 tsy ho lasa ry zareo am'zany ao anatin'ny folo taona.

http://www.afrik.com/article10085.html
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:41
2. pissoa ( 12/07/2006 04:49)
Ze mbola tsy vita zany ndana mankany am'dr haingana fa mbola vao juillet izao, mbola ririnina tsara (any Dago). :-D:-D:-D

Tsy hoe miaro amin'ny Sida akory ny famorana, fa tsapa fa mampihena ny riska hahazoana azy fotsiny.
3. sechat ( 12/07/2006 07:40)
kay! be ndray zany ny ho tapaka :-D
4. nambina ( 12/07/2006 11:11)
Misy dokotera azo hanontaniana ve ato @ serasera momba n'io satria misaviritaka ny lohako @ ilay article. Ny tena be sida indrindra ange d ao afrika e, ary ry zareo koa to mifora daholo ny ankabezany, d ahoana izany?
5. cutie ( 12/07/2006 13:06)
6. cutie ( 12/07/2006 13:07)
i watafon anontaniana
7. lapino ( 12/07/2006 13:29)
nambina, tonga dia apetraho eo izay tianao hanontaniana fa rehefa mandalo ireo namana mpitsabo dia hitany eo e! ;)
8. watafon ( 12/07/2006 18:37)
lapino: novakiako le article lesy fa tsy mbola tena mar-pototra ilay izy k !
nambina: za aloha tsy mahita ze ifandraisan'ny didipoitra @ fiarovana tsy hovoan'ny sida e!
9. fijo ( 12/07/2006 18:47)
tsy hitako mihintsy aloha izay hifandraisany e.ny SIDA tsiranoka no mamindra azy,na tapahanao aza iny raviny kely iny,ny tsiranoka mifangaro foana,ka hampiena inona?
10. watafon ( 12/07/2006 18:55)
za moa lesy mbo gaga ry fijo, namaky ihany za fa tsy nahita kalou e!
11. lapino ( 12/07/2006 22:09)
wata, fijo,
Etude statistika ilay izy, fivoatran'ny tarehimarika no ahitana an'ilay hoe sarotra mahazo an'ilay aretina kokoa ny lehilahy mifora. Fivoatran'ny tarehimarika koa no anaovana an'ilay prevision io. Ankoatra an'io etude natao tamin'ny firenena maromaro tao Afrika io, dia efa nisy iray natao koa tany Inde, publié tamin'ny 2004. http://www.jim.fr/jim/data/bdc/base/F5/EB/08/53/index.htm

Ny fanazavana ny hoe amin'ny fomba ahoana no mahatonga an'izay, dia mbola tsy misy. Hypothèses fotsiny no misy, fa tsy misy voamarina amin'ny fomba rigoureux. Ananki-3 izao no ao amin'io rohy io:
- hoe misy ifandraisany amin'ny fomba/finoan'ny olona ny "pratiques sexuelles"-ny, toy izany koa ny famorana
- ny famorana dia mampihena ny riska hahazoana MST, indrindra ireo mampisy ratra; (ratra ra vih)
- varavarana ho an'ny VIH ilay prepuce iny satria misy sela tiany, izany "lymphocytes CD4+ et des cellules de Langerhans" izany

Hatramin'izao dia io hypothese farany io no itongilanan-dry zalahy indrindra. Saingy mbola mijanona ho hypothèse io hatram'zao. Ny previsions statistika fotsiny aloha no iankinan'ny fanapahan-kevitra ohatra an'izao.

----------
Hevitro manokana indray ity:
Toa tsy dia sarotra inoana ihany raha hoe kely noho ny an'ny vehivavy ny chance hahazoan'ny lehilahy an'ilay aretina io, satria tsy mitovy ny halehiben'ny lavaka, sady fantatra hoe mankaiza ny flux. :wink:

NB: Fifindran'ny aretina avy any amin'ny vavy mankany amin'ny lahy io resaka io an! (Ny avy any amin'ny lahy mankany amin'ny vavy tsinona raha vao tratra dia tsisy chance intsony fa dia ao izay!)
12. nambina ( 13/07/2006 09:42)
lapino, watafon>d izao fotsiny leisany no atao a, aza manantena ilay didipotra izany fa aza hadino fotsiny manisy satroka an'ila izy e, =))=))=)) simple no portable=))=))=)) no tsy lafo no miaro=))=))=))
fijo> indry indray tsy mila manao an'io fa manaova vonona fotsiny fa aza manantena an-randrema hivonona surtou izy nahalany bouteille 1:-D:-D:-D
13. pissoa ( 13/07/2006 09:56)
lapino:

- varavarana ho an'ny VIH ilay prepuce iny satria misy sela tiany, izany "lymphocytes CD4+ et des cellules de Langerhans" izany

Hatramin'izao dia io hypothese farany io no itongilanan-dry zalahy indrindra. Saingy mbola mijanona ho hypothèse io hatram'zao. Ny previsions statistika fotsiny aloha no iankinan'ny fanapahan-kevitra ohatra an'izao.

Mba tsy azoko mihitsy koa anie ity resaka AIDS AIDS ity e :?
Raha any amin'ny cellular level, (raha tsy diso aho) dia efa tam'1984 no fantatra fa ny CD4 no receptor-n'ny HIV ... dia efa ho 10 taona koa angamba izao no nahafantatrana fa ny CD4 (sy ny T Cells) no tena target-ny ... de izao (na tam'2 taona) ve vao mandeha amin'ny vaovao io resaka prepuce sy didipôtra io :roll:
14. lapino ( 13/07/2006 11:33)
pissoa:
... dia efa tam'1984 no fantatra fa ...
Ary mahatadidy ndry zany an! :wink:
15. pissoa ( 13/07/2006 12:07)
lapino, ary hay tsy za rery no mahatadidy an :wink:

:-D:-D:-D
16. lapino ( 13/07/2006 12:57)
Ndry ihany no afaka mahatadidy ka. Fa tsy resaka tam' Tcells sy CD4 ve no nilazany an-dry an'zany? :roll:
17. pissoa ( 13/07/2006 14:27)
Taiza kou zany resaka zany :roll:
18. lapino ( 13/07/2006 14:54)
Fa taiza moo ndry t@ 1984, tsy mbola tany amin-dry zareo ve? :wink:
19. pissoa ( 13/07/2006 15:08)
Hihihi
za teo oe:
lapino, ary hay tsy za rery no mahatadidy an:wink:


Fa mety efa tsy tany aminy tsony kou nefa zah tam'zany ka :roll::-D:-D:-D
20. fijo ( 13/07/2006 18:43)
de za tsy mba mahalala,fa za mifora klo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3329