ONU, Didipôtra sy SIDA
21. watafon
(
14/07/2006 08:16)
pissoa: ndray ary vao nahay nande tamzany kou !
fijo, hay v elah koa e? :-D:-D
lapino: msotra e!
fijo, hay v elah koa e? :-D:-D
lapino: msotra e!
22. pissoa
(
14/07/2006 11:25)
Wata, njy tsy mahay :-D
Efa oe mety mbola niresaka tam'cells tany an-kibon'i Neninay zah tam'zany :-D:-D:-D
Efa oe mety mbola niresaka tam'cells tany an-kibon'i Neninay zah tam'zany :-D:-D:-D
24. pissoa
(
14/07/2006 17:48)
Tany Dago kou taiza njay e :-D
(Hihihi, hors size tsika fa ONU, Didipôtra sy SIDA ony ozizy lapino :-D )
(Hihihi, hors size tsika fa ONU, Didipôtra sy SIDA ony ozizy lapino :-D )
25. fijo
(
14/07/2006 17:54)
wata,andraso hoe jereko sy hamariniko tsara,fa toa mampiahiahy ahy ela izany le????
ah tena mifora ka
ah tena mifora ka
28. pissoa
(
14/07/2006 18:04)
fijo:
wata,andraso hoe jereko sy hamariniko tsara,fa toa mampiahiahy ahy ela izany le????
ah tena mifora ka
De Zay sahady no tiako nambara teo fa diso kely io fa azafady :oops:
:-D:-D:-D
29. watafon
(
15/07/2006 13:54)
kiii! pissoa: tsisy hirs size zany eto k ! hihihi! resaka fahasalamana koa anie zany tany ankibondreny zany e!
fijo::-D
fijo::-D
30. fijo
(
15/07/2006 19:15)
pissoa ,hay ve.
wata,an an ,sao tena diso fijery ko,aleo averina hamarinina.
wata,an an ,sao tena diso fijery ko,aleo averina hamarinina.