ntsssssssss!......
1. fasaly
(
08/07/2006 06:15)
Raha nody avy niasa ity rangahy, ni sonner ka ni sonner tao ambaravarana tsisy namoha, farany rombotra beuh dia lasa nihodina tary amin'ny varavarakelin'ny lakozia, novakiany lay fitaratra dia afaka niditra ny trano izy, ramatoa tsy tao fa namela hafatra am taratasy key teo ambony latabatra hoe:
"chéri, ny lakilé ny trano dia ao ambany "paillasson" tapis manoloana ny varavarana fidirana.....:^):^):^):^):^):^)
azonareo veuh!:-D:-D:-D
zelkely
"chéri, ny lakilé ny trano dia ao ambany "paillasson" tapis manoloana ny varavarana fidirana.....:^):^):^):^):^):^)
azonareo veuh!:-D:-D:-D
zelkely
novalian'i fasaly ny 11/07/2006 15:46
9. fasaly
(
08/07/2006 15:13)
:-D:-D:-D:-D:-Dtena nahay ntsatoka i pissoa zany an! ary tena azon'i pissioa tsara ny fandehanjavatsa:°):-D:-D:-D
xxx
xxx
20. mamzelkely
(
11/07/2006 04:48)
:-D:-D za zany maharemarker we Mifenty ôtran'ny serié be fôna eee :°):-D:-D:-*:-*