Pronostika
1. Ralay
(
08/07/2006 01:44)
Hifarana ny mondialy ery efa fantatsika ny hanao ny lalao famaranana fa ny Italianina sy ny Frantsay.Iza no ary alaintsika amin'ireo ekipa ireo ary firy ny score vinavinaintsika? Misokatra ny lalao. Ny ahy aloha dia ny Frantsay no alaiko ary 2 sy 1 no vokatra omeko.
Allez les blés:lol: Allez les viés:lol:
Allez les blés:lol: Allez les viés:lol:
novalian'i MCZ ny 10/07/2006 11:45
2. Fanja1
(
08/07/2006 04:09)
Ben ny saiko miteny we ho azon'ny frantsay io, fa ny foko manantena an'i italianina:(
3. ftma
(
08/07/2006 04:40)
Italie: 2 France 0
ALLEZ L'ITALIE :lol: izaho aloha Italie no alaiko e, tsy maka frantsay izany fa vintana fontsiny no nahatongavan'ireo en final
:lol:ALLEZ L'ITALIE :lol:
ALLEZ L'ITALIE :lol: izaho aloha Italie no alaiko e, tsy maka frantsay izany fa vintana fontsiny no nahatongavan'ireo en final
:lol:ALLEZ L'ITALIE :lol:
4. Fanja1
(
08/07/2006 04:44)
ftma za tsy we maka ny frantsay an.. fa vu ny lalao hatram'izay no jereko (sady ny frantsay anie tssy jeu extraordinaire nataony akoury teo e :P) mais bon allez italie :D
5. dadabe
(
08/07/2006 04:59)
lasan'ny frantsay io koupy io ralay a, fa izany hoe zah aloha tsy maka frantsay e:evil:
RALAY (FRANCE) # HERY (ITALIA)
hahahaha:-D:-D iza no handresy??
RALAY (FRANCE) # HERY (ITALIA)
hahahaha:-D:-D iza no handresy??
7. fasaly
(
08/07/2006 05:58)
hummmm: ny ahy alou amity mba italy njay euh! :°):°):°):°)
allez les bleus allez, allez les vieux allez:^):^):-D
allez les bleus allez, allez les vieux allez:^):^):-D
8. jentilisa
(
08/07/2006 06:28)
izaho indray dia mandinika ny fandehan'ny baolina ihany no adiko eo.
9. fasaly
(
08/07/2006 06:37)
jentilissa ny maso zany ny anao no tena miasa beuh amzany:-D:-D:-Dmitsoridiriaka beuh!:-D:-Dmanaraka ny onjan'ny bôl....
10. fasaly
(
08/07/2006 06:39)
ftma:
Italie: 2 France 0
ALLEZ L'ITALIE :lol: izaho aloha Italie no alaiko e, tsy maka frantsay izany fa vintana fontsiny no nahatongavan'ireo en final
:lol:ALLEZ L'ITALIE :lol:
ftma: wééééé! marina zany aky :-D:-D:-Dny ahy ato ny akandroko efa couleur ny italy foana nandritra ny semaine ka hatram finale:-D:-D:-D:-D
11. andrea
(
08/07/2006 09:28)
Za zany tena miaraka amin'ny Ralay .. allez les blés :D:)...
Score roa ny franza de iray ny italie ......(azafady ry Hery sy Vale ooooo !!!)
Aleo aloha tsy be vava sao dia tapina eo kile !!!
Ndao ary hanagana ekipa e dia asian aloka kely e 8O8O
Score roa ny franza de iray ny italie ......(azafady ry Hery sy Vale ooooo !!!)
Aleo aloha tsy be vava sao dia tapina eo kile !!!
Ndao ary hanagana ekipa e dia asian aloka kely e 8O8O
12. Passy
(
08/07/2006 10:44)
ny ahy aloha dia italy hatramin'ny faranyeeeeeeeeeeeeee ny frantsay anie ne nty mbitana fotsiny ihany e; za dia tsy hoe manarasty frantsay fa kosa izy dia mety raha tonga any @famaranana satria izy anie sisa no ekipa africaninatafakatrae izay fa ny score ny baolina @final dia 3/1 lasany Italie allez y Italy matiny del piero ny iray ary i Totti ny roa
13. zandikely
(
08/07/2006 12:14)
Forza Italia, mitady kintana faha-4 isika fa tsy mbola kintana faha 2 e!
Gattuso hikarakara an'i Zidane
Totti ho an'i Makelele
Toni an'i Thuram
Cannavaro miandry an'i Henry
Zambrotta ho an'i Ribery.
Hatramin'izao koa i Italie, tsy vitan'ny hoe nidirana baolina kely fa nampiditra maro, ary mpilalao 10 samy ny azy nampiditra baolina hatramin'izao, ny an'i France, mpilalao 4 ihany nampiditra baolina, sady nahatafidirana baolina be noho i Italie.
QUINDI: VINCIAMO IL MONDIALE, PLATINI STAI ZITO, TU NON HA MAI VINTO IL MONDIALE

14. mpanarivo
(
08/07/2006 16:14)
raha ny vinavinako dia roa sy aotra an'i france
zany hoe:2 france 0 italie. ny baolina miditra iray isakin'ny mi temp .mpampiditra: iray voalohany i henry ary ny iray william gallas
zay fa sasam-poana izay miantoka an'italie
bey bey azzouri vive la france

15. 6372sl
(
08/07/2006 17:29)
vitan'i frantsay 1 sy 0 io e!matoa izy tonga @ final de hainy ny milalao fa tsy vintana izany akory.hohita eo e!
16. labomba
(
08/07/2006 18:05)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/italie27.gif[/IMG]
17. cutie
(
08/07/2006 18:13)
ny ahy samy tsy misy alaiko :-D
penalty no iafarany io :lol:
fa raha voatery tsy maintsy mifidy de italy koa ny ahy :lol:
penalty no iafarany io :lol:
fa raha voatery tsy maintsy mifidy de italy koa ny ahy :lol:
18. lapino
(
08/07/2006 21:24)
Mahafaty baolina i Del Piero amin'ny minitra faha-70. Voafitaka amin'ny drible i Sagnol, dia tratra contre pied i Barthez.
19. Ralay
(
09/07/2006 07:00)
Zidane y va marquer zidane y va marquer io no refrain hiraintsika @ mi-temps. Allez les blés allez les viés :@