Pronostika
21. naughtyboy
(
09/07/2006 12:29)
efa voalaza eny @ voloany ny vokatra ,ny mety ahafaty baolina 2 ny frantsay de T.Henry sy F.Ribery na i Sagnol ,ny italiana mo de Toti 1 ihany
24. sasa
(
10/07/2006 03:43)
tapina ny domy e! ary tena tsy laitra mampanginana mintsy i Thuram klé :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
za aloha naka Italie =D=D=D=D
za aloha naka Italie =D=D=D=D
25. fasaly
(
10/07/2006 04:14)
Ralay:
Zidane y va marquer zidane y va marquer io no refrain hiraintsika @ mi-temps. Allez les blés allez les viés :@
ié zidane nitifitra goal indray fa encore par chance ny penalti:-D:-D:-D:-D:-D
sady mauvais perdant de nitifitra coupdboul beuhhhh mahitsy:-D:-D:-D:-Dmahamenatsa waaaa!:oops:
26. naughtyboy
(
10/07/2006 06:44)
za ndray alo de mahita fa tsarona ny personalite otrany zizou reny na de ratsy aza ny reaction lery iny io ko nge tsy we bol vhv ka mifanaja2 eo e fa vita iny ny lalao alo nahafapo
27. mandrindra
(
10/07/2006 07:16)
zidane dia tsy afaka hilahatra amin'dry pelé, beckenbauer ary maradona.
28. naughtyboy
(
10/07/2006 09:12)
mety tsy ilainy nge mitovy @ pele na maradona fa tsy lavitra any kaiser kosa lery @ mpilalao eropeana
30. mandrindra
(
10/07/2006 09:21)
naughtyboy, na dia manana lalao mahafinaritra aza i zidane dia tsy hitovy amin'i kaiser satria tsy ampy leadership naturel
31. naughtyboy
(
10/07/2006 09:37)
mandrindra zay tsy fitovizana zay no manaporofo fa samihafany mpilalao rehetra nefa mbola 1 ihany no atao we zidane teny ambony kianja mampiseho rindrandalao mahafinaritra tsy azo iadinkevitra
33. MCZ
(
10/07/2006 11:45)
ieuu , samy t@ fotoanadrony daolo ireo mpilalao resahinareo ireo , ka samy nanana ny fotoana nampalaza azy , tsy maintsy misy fona ny pandimby ééé , fa miova isan-taona ko ny fomba filalao ka , mba anjaran'i Zidane indray nafa mety mbola misy mahay noho izy fa tsy hita aaa :-$