momba ny fiativana

1. lolokely ( 03/07/2006 11:01)
:?ahoana no ahalalana fa tena tia ny olona iray?
novalian'i xxx ny 21/07/2006 07:40
2. belledormant ( 03/07/2006 11:53)
ohatran'ny nanaitra kely ana le fanontaniana.za ko mantsy te ahafantatra.
3. mamzelkely ( 03/07/2006 12:00)
bdb ny fihetsiny surtout satri io no ahitana hoe tena tia anao izy manome kdo kely, mahatsiaro anao fôna misy signe kely omeny fôna hoe tiko enao etc etc bdb ee
4. booboo ( 03/07/2006 12:03)
Lolokely, Belledormant > ary @ " fitiavana " ary ihany koa efa misy valin'io fanontaniana io fa vakio ihany klou mandra-paha sao misy mahafa-po anareo...






Ary mahaliana ny namana ato mihitsy io sizé iraika io zany lé ! firy zaaaaay ? hihihihihihihihihihi.






5. diamondra27 ( 03/07/2006 12:07)
REHEFA TIA DIA MANDEFITRA
6. booboo ( 03/07/2006 12:14)
diamondra27 > hihihi ary aza mikiakiaka klou fa andro efa mamay beeee io ve io nama !
7. dadabe ( 03/07/2006 12:15)
marina izany ry neny a:*:*
8. diamondra27 ( 03/07/2006 12:58)
booboo:miala tsiny akiafa le clavier tsy mamely a
de kamobe za hanova azy miniscule
9. HESHA ( 03/07/2006 13:04)
misy ol tena tia fa tsy mahay mampiseho kosa ary de ahoana ?
Saro-kenatra, mangingina, sns
10. nikopol ( 03/07/2006 16:02)
Mila manao fitiavana kalo dia refa veo fantatra hoe tia na tsia
11. MTN ( 03/07/2006 17:09)
za tsy momba an'i nikopol
12. pissoa ( 03/07/2006 17:18)
za koa tsy momba an'i nikopol :)
13. lapino ( 03/07/2006 17:27)
lolokely:

:?ahoana no ahalalana fa tena tia ny olona iray?

Tsy misy! :idea:

Aoka aloha ho fantatra ny natiora fizikan'ny fanahy, dia mety ho afaka manantena fomba handrefesana ny halehiben'ny fitiavana avy eo! :D8)
14. pissoa ( 03/07/2006 17:35)
lapino:
Aoka aloha ho fantatra ny natiora fizikan'ny fanahy

http://pages.prodigy.net/leabo/pages/black-cat.jpg
http://wwell.net/tutorials/pi6/snowglobe/my-white-cat.jpg

:-P:-D:-D:-D
15. lapino ( 03/07/2006 17:37)
=))=))=))
16. pissoa ( 03/07/2006 17:49)
Valio am'zay le fanontanian'i lolokely :-D:-D:-D
17. lapino ( 03/07/2006 17:57)
Ka tsy hita hoe aiza eo ilay fitiavana ko! Mampanantena tsy misy fotsiny ireo fanahin-dry ireo! :-D:-D:-D
18. pissoa ( 03/07/2006 18:09)
Dain kosa! Rehefa aseho ony le natiora fizika tadiaviny dia tsy valiany akory le fanontaniana, tsssss :-D:-D:-D

Ngah kou mou ireo fanahiko (irery) e :roll:
19. vale ( 03/07/2006 20:12)
diamondra27:

REHEFA TIA DIA MANDEFITRA
ié, marina be!!!!


20. lapino ( 03/07/2006 22:04)
nikopol:
Mila manao fitiavana kalo dia refa veo fantatra hoe tia na tsia

http://lapino.blaogy.com/post/7/1353 , dia manamafy an'ilay tenin'i nikopol za zany :)

Sady tsy voatery ho marina izany ny hoe "rehefa tia dia mandefitra". Satria manko tsy voatery hifanandrify foana ny mahasoa sy ny mahafinaritra ... kanefa misy zavatra tsy andeferana mihitsy amin'ny mahasoa.

Dia ohatra an'izany koa izay endrika ivelany mety ho hita rehetra. Misy zavatra tsy voafehinao foana manko ao.

Hadalana tsy tiana hisava fotsiny, aretina tsy foy hositranina ny fitadiavana hahafantatra hoe tia ve ilay tianao. Fa tiava fotsiny ihany, dia aza mametraka fanontaniana. ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4893