momba ny fiativana

21. lapino ( 03/07/2006 22:10)
Pissoa, fa iza amin'ireo no fanahin-dry e? :-w
Efa fantatro manko fa "ilay iray" no valiny eo! :P:-D:-D:-D
22. sasa ( 04/07/2006 04:10)
nikopol kou le fitiavan'le olona aza tsy fantatra ve d mila manao fitiavana ahoana? d fitiavana inona no atao? za aloha tsy d'accord amin'io
23. pissoa ( 04/07/2006 04:13)
lapino, nefa tsy iny fa ilay iray
:-D:-D:-D
24. kally ( 04/07/2006 07:22)
Aza be fanontaniana marina fa rehefa tia azy ianao dia tiavo fotsiny izy. Ny fitia dia toy ny tsiky, raha itsikianao ny olona iray dia sadaikadaikatra eo izy dia hitsiky menamenatra aminao ihany, na tonga dia hitsikitsiky be koa. Dia ohatr'izany koa, tsipazo fitiavana fotsiny ilay olona fa mba ho valiany fitiavana koa ianao matoa ianareo tafaraka dia misy tsimotsimoka fitia ao:lol:
25. vetsoko ( 04/07/2006 13:07)
tsy marina foana le hoe rehefa tia dia mandefitra satria za efa tsy tia nefa nandefitra,ny experience hitako dia izao:teneno izy hoe tsy tiako ianao dia ho hitanao ny valiny.Ny mateti-pitranga mantsy dia ilay tia be(amoureux)no mametraka io fanontaniana io matetika hoe ahoana no aahafantarana fa tia azy ilay olona
26. mamzelkely ( 05/07/2006 05:14)
de za njay nefa contraire an vetsoko za tia fa ts mandefitra :lol::°):-D:-D
27. MTN ( 05/07/2006 15:27)
ventsoko: am lozika misy hoe => sy . Rehefa tia dia mandefitra akory tsy midika hoe rehefa mandefitra dia tia.

ilay: Tsy misin'i Lapino no ohatra ny poinss. Fa na dia izany aza tsy momba an'i nikopol.
28. xxx ( 21/07/2006 07:40)
http://femmes.msn.fr/amours/couple%5Fsexualite/article7/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2239