Brazil - France

1. pissoa ( 01/07/2006 18:56)
57 mins: GOAL Brazil 0-1 France

Zah tsy hianatra tsony fa hanao baolina raha mandresy eo France :cry:
novalian'i fijo ny 06/07/2006 03:26
2. mimibe ( 01/07/2006 19:31)
sura lesy e!io izy io fa naresy.allez les bleus,allez les vieux!!!!!!!!!zay misuporta france na d tsy frantsay aza e******sura lesy zizou a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!efa anao ny coupe e!!!!!!!
3. cutie ( 01/07/2006 19:34)
:twisted:
4. fraz ( 01/07/2006 19:45)
Tsy azoko mihitsy koa ilay lalaon' bresil iny aloha e. tokony ilay taktika 2ème temps , ronaldinho no meneur iny natao hatra@ voalohany ankoatra izay koa ry zalahy efa 2 mn sisa dia ho tapitra mbola lozana mifampipasipasy ao @ arrière ao ihany . Ohatran'ny tsy hamono :-)

Mety Allemagne - France ny famaranana raha izao !!

5. lapino ( 01/07/2006 21:59)
fraz, ozizy T.Henry vao vita ny lalao hoe: "Ce n'était pas une victoire volée" :-w :-P. Toa maniry fakany ao Alemaina ilay amboara ko! :)

Jentilisa, nitongilana ho an'i Bresil ny mpitsara tamin'iny e! :wink:

Pissoa, itondray sary zay rehefa eny ambony terrain ndry an! :wink:
6. zandikely ( 01/07/2006 23:13)
Tara Loatra ny changement, ny mpilalao bresilianina koa tsy hanao. Ronaldinho sy Kaka tsy nisy azo nojerena androany.
Efa matetika mandresy ry zareo fa aleo ny hafa indray angamba. Io ny pronostic Final.:lol:
Allemagne-France
Allemagne-Portugal
France-Italie
Italie- Portugal
7. Rakaina ( 02/07/2006 05:14)
Reny kosa tsisy katramo mihintsy fa ara-dalana tsra mihintsy.Hita mihintsy hoe nisôma tsara les bleu!Mety ho batainy @ity io amboara io raha izao no dinihina!Ny antsika Reny malala ihany!
8. Mifenty ( 02/07/2006 08:01)
Zah tsy hianatra tsony fa hanao baolina raha mandresy eo France


itantsika eo aza zany ry pissoa le

9. dadabe ( 02/07/2006 08:51)
pissoa :cry: marina mihitsy ny andry

zah maka portugal klou e, de raha manao final indray frantsa dia zah maka alemaina :evil:
10. john6 ( 02/07/2006 08:59)
zavatra hitako de izao,hatrizay2 ry zareo bresil tsy ary nandresy france afa tsy t@ 1958, fa misy zavatra tsy mazava eo @ izy roa tonta ireo fa tsy possible nyandreseny rfance any bresil alou eeee
11. Ralay ( 02/07/2006 09:41)
Tsy possible ahoana fa meilleur izy matoa mandresy :lol:
12. xxx ( 02/07/2006 10:09)

okay pissoa,
miandry anao zany zay zao :-*:-*:-*:-*:-*:-*

tsy azo ekena ny hoe specta na pum pum girl an! :P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P

13. dadabe ( 02/07/2006 12:25)
hummmm !!!
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 02-07-2006 14:41:14
Lohateny : Re : Brazil - France
Tsy possible ahoana fa meilleur izy matoa mandresy


zah aloha manaiky fa nanao jeu rapidos le frantsay e, donc elle merite quand meme
14. bilakarenjy ( 02/07/2006 16:56)
tohanako ny hevitr'i john6 raha ny fihetsika asehon'ny breziliana rehefa mihaona amin'ny frantsa izy .Fihetsiketsehana no betsaka fa ny tetika ny handresy ny frantsay toa tsy misy mihitsy.Satriny aza mitovy ny isa raha azo atao .Misy tsy milamina ao e!
15. xxx ( 03/07/2006 04:10)
Ny ahy ndray aloha ry zareo-zaho tsy de mahay baolina firy fa ny tena mba hifaliakao zao dia isika afrikana ange zao no tena mba nandresy raha tena nandresy france tamin'iny e!fa angaha moa ry reto tsy mainty avokoa ireo ekipa frantsay ireo-koa mifalia daholo isika e! fa antsika no fandrasena fa tsy an'ireo tena frantsay ireo-mampalahelo ange ry reto ny fanavakavahana mianjady ireo mainty ao frantsa ao e-ka matoa mandresy baolina izy dia tokony ho antsika afrikana ny fandresena!
16. eprom ( 03/07/2006 04:10)
lapino> za kosa aloha nahita hoe somary nitongilana kely t@ breziliana ny mpitsara t@ faramparan'ny lalao. Teo ohatra iny coup franc azon'ny ronaldo iny izay tsy de maharesy lahatra ahy loatra. Teo koa ny corner mazava be izay tokony azon'ny frantsay nefa de notsofina ho au goal. Na izany na tsy izany, nahafa-po ny mpitsara t@ ankapobeny. Ny tsy mazava kely amiko fotsiny, rehefa ny dernier defenseur ve no manao hadisoana, tsy tokony ho carton rouge avy hatrany? Tamin'ny Togo sy korea atsimo mantsy de tadidiko tsara mihintsy fa karatra mena avy hatrany le togoley ary na de nitarika 1-0 aza ry zalahy de resy 2-1 ihany rehefa nilalao folo.
17. sasa ( 03/07/2006 04:20)
za maka anzay adversaire an'i France foana e :twisted::twisted: raha allemagne sy France no manao final d za maka Allemagne, raha Italie sy France d za maka Italie e, fa za maka portigal am le demi-final e! d raha ny tiako d i Allemagne no mahazo an'io =D=D=D
18. sahouly ( 03/07/2006 05:11)
sasa> marina zany tsika sy ndry mitovy mihitsy am zay lafiny zay.
misy resa-politika ihany am io france -brésil io ee! h@ zay raha vao france ny adva ny bresil de tsy maintsy hoe france foana no maharesy na manao ahoana fahaizany na manao ahoana fahaizan'ny mpilalao. matoa izay brésil nibata mboara de tsy nisy ny hirika nifanenany t@ frantsay. Jereo anie ny mpilalao bréslianina raha mba nahatazanana fahakiviana nisoritra teny amin'ny endriny na de kely aza ee! midika izany fa na ry zareo aza efa mambotra saina dieny mialoha fa tsy maintsy ho izay ny lalana.
19. sarobidy ( 03/07/2006 06:12)
grrrrr ny ahy aloha d tiko ho porofoina mihitsy zany hasosorako zany t@ brazil resy .Hita be oe manamboamboatra fihetsika be ny brezilianina fa tsy tena izy reny ééé :twisted:
20. jentilisa ( 03/07/2006 06:23)
rehefa resy ho'aho dia resy fa aza avadika politika ny resaka! na natao ho Andriamanitra aza i Achille fantaro fa ny vodi-tongony nonahafaty azy! izay ilay hoe talon d'Achille e! tantaran'i l'Illiade et l'Odyssée io! ambany moral ny breziliana vao hoe frantsay no nihaona taminy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3968