Brazilia hatr@ farany eee!!!

1. Optik ( 30/06/2006 05:37)
Tehaka hoan'ny maka Brazilia rehetra eee!!!
@ sabotsy ariva tsisy miala eo ambody télé tsika menakavy hijery ny frantsay miraoka pelouse!!!!
El fenomeno!!!
2. hery ( 30/06/2006 05:53)
Zah koa tsy maka frantsay mihitsy... raha tsy hoe angaha omen'i Sarkouzy taratasy indray ireo zaza madinika teraka tany Frantsa :-p
3. Fanja1 ( 30/06/2006 06:11)
allez allez brazilia!
hery ny zaza teraka taty mahazo taratasy kou
4. jentilisa ( 30/06/2006 06:28)
=)) =)) =)) izaho indray fantatrareo ihany!
5. ravakamalala ( 30/06/2006 07:16)
hatraty io tsy maka frantsay io !!!!
6. nanourand ( 30/06/2006 09:32)
allez les bleus allllllllleuuu
allez les bleus allllllllleuuu

allons zonfon deu la patriieuuu
le jour de gloire eeeest arrivée

vato iray ve dé mba ho aiza
ok ok ok

tsy maninona io fa reveo
tsy maninona io fa reveo

:-*
7. jentilisa ( 30/06/2006 10:01)
ilay brezila hitehi-kiho sy ny olona sasany any aminy mamono tena no tsy laitra k'ty!
8. Ragadona ( 30/06/2006 10:22)
90 % n ny mpijery baolina dia nilaza mialoha daholo fa vitan ny espagnols mora foana ny frantsay,hafa anefa ny fandehan ny lalao avy eo. Mahery Brésil nefa mba miomana ihany ny amin ny pronostique manaraka hoe raha resy izy dia ahoana. Mety hoe tsy hisy hitoko ohatra ry zareo mandritra ny 90mn, fa eo amin ilay famenom potoana faha 92 na 93 mn eo no hahatafiditra i frantsa dia izay .....
9. naughtyboy ( 30/06/2006 10:51)
tsotra ihany io tsy mitaba2 fa mankafy ny lalao zay hiarahamahita,mifampitady eo fa tsotsorimamba isarahana io tohiny ny 98..
10. sasa ( 01/07/2006 04:12)
za aloha tsy tia lafrantsa d mazava ho azy aho izany fa maka brésil, ny an'ahy izay adversaire an'i France foana no alaiko e =))=))=))=))=))
11. jentilisa ( 01/07/2006 05:16)
tahaka ny ataoko hoe izay mifanandrina amin'ny brésil foana no fidiko!
12. mandrindra ( 01/07/2006 06:52)
izaho moa izany dia manohana bresil tsy fidiny satria manga-mainty no mifanandrina aminy
13. jentilisa ( 01/07/2006 07:50)
loza ity tsy fidiny ity!
14. mandrindra ( 04/07/2006 08:25)
ka tsy hita ko. dia izao tsy maintsy maka portugal ary be fanantenana kokoa satria manana taktika maro i felipe scolari. efa karazany telo, 4-3-3, 4-4-2, 4-5-1, izay no nasehony dia ho hita eo indray izay ataon'i domenech.
15. sasa ( 05/07/2006 03:00)
mandrindra za maka portugal konkou ary tsy mba tsy fidiny izany io fa tena tiako mintsy ireny hatram voalohany.
Sady raha tafakatra eo ny Frantsay mbola ho mafy koa ny hahazo an'azy am Italie e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 05/07/2006 14:10)
efa hoe tsy mandresy andry lamorue zany ry mangamainty.
tena ho tsara ny finale raha italie-potugal satria amiko dia tena sanagany amin'ny mpanazatra ny an'ireo ekipa roa ireo.
17. sasa ( 06/07/2006 03:15)
mandrindra hi hi hi hi mbo marina ny teniko tamin'iny lesy,:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 06/07/2006 07:26)
izaho io manavy mihitsy amin'izao. aleo mihidy irery ato anty birao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6472