ahona no fomba hamolahana lhly
1. xxx
(
28/06/2006 08:18)
misy ireo lhly ireo miseho mana-kambo zay mba hatorohy ny fanaovana azy eh!marina mihintsy lay hoe rehefa tina de manararaotra
novalian'i tsoupou ny 14/07/2006 07:59
4. miantra
(
28/06/2006 10:37)
8O8O angaha biby ry reto no hoe folahina?
Tiavo amin'ny maha-izy azy fotsiny izy dia ahitsy tsikelikely e!.
Na tsara baiko toy inona ary io ny natioraly miverina eny foana;
Tiavo amin'ny maha-izy azy fotsiny izy dia ahitsy tsikelikely e!.
Na tsara baiko toy inona ary io ny natioraly miverina eny foana;
5. Herimiafina
(
28/06/2006 12:36)
xxx:
misy ireo lhly ireo miseho mana-kambo zay mba hatorohy ny fanaovana azy eh!marina mihintsy lay hoe rehefa tina de manararaotra
Tsy ny lehilahy ihany no manao izany kah. Ny sarimbavy sy ny sarindahy ary ny vehivavy ihany koa.
Raha mampifila izy de any ankafa indray mandondombaravaana e!
Toerana ijaliana ve ry bavy dia ifikirana kosa klé.
6. Zina
(
28/06/2006 13:17)
raha ny vadinao no manao an'izany dia mora satria rehefa omenao fitiavana sy mahay diplomacy ianao dia mihova izy fa raha bandy any ivelany dia sarotra...
7. poupounesana
(
28/06/2006 14:01)
nen'i Herimiafina kosa zany d mba solution d facilité b kah! ka raha misy mampifila foana koa tsy ho lany andro handombaravarana eo d tonga eo ihany ny 80 taona, na ny varavarana nodondomina aza ngamba tsy ho voavoha tsony!ny tiko tenenina we d ao anatin'le olombelo mitsy ane le mampifila e! aleo ihany folahana e!
8. MTN
(
28/06/2006 14:06)
folahana? degany ---> tsara fanahy
toa nofy izany
aleo tonga ilay tsara fanahy ireny no tadiavina.
toa nofy izany
aleo tonga ilay tsara fanahy ireny no tadiavina.
9. naughtyboy
(
28/06/2006 15:35)
fa nga moa izy reny sovaly na omby ka folahina,tsy folaka fa mandefitra ko ny lhl ra manana hazondamosina de refa tsy voafolaka de hadisony lhl zany satria manankambo
10. lapino
(
28/06/2006 16:06)
booboo:
hihihihi dia folahina ho tsy hanak'ambo ve ?
Eny hoà, aleo marina ve izy tsy manan-kambo? :-D:-D:-D
11. pissoa
(
28/06/2006 16:27)
Mba tena tsy azoko koa aloha ilay folahina tian'i xxx resahina e. Sao dia hoe lasa manao izay tianao atao izany? Raha izay mantsy dia aza folahina izy (fa aleo folaka ho azy :-D:-D:-D ).
ahona no fomba hamolahana lhly
naughtyboy::-D:-D:-D
fa nga moa izy reny sovaly na omby ka folahina
12. lapino
(
28/06/2006 16:37)
Hono hoà, tsy rehefa henjana ve ny lehilahy no tena amin'ny ilan'ny vehivavy azy? Fa rehefa afa-po amin'ilay fahenjanana izy avy eo, mahavita devoara, dia ...
pissoa::wink:
... folaka ho azy :-D:-D:-D ).
16. pissoa
(
28/06/2006 16:51)
Zah ngah miteny oe misy maninn ny teneninao? Le mi-quote tapany kely tsisy sens am'teniko no teneniko eo.
Ary aza mba mahana ohatran'io moa e :wink::-D:-D:-D
Ary aza mba mahana ohatran'io moa e :wink::-D:-D:-D
17. lapino
(
28/06/2006 16:55)
Tsisy sens ahoana ary kanefa ndry aza mi-:-D:-D:-D! :roll::wink:
pissoa:Dia mbola fa maninn ndray ary za e? :roll:
Ary aza mba mahana ohatran'io moa e :wink::-D:-D:-D
18. pissoa
(
28/06/2006 17:01)
Kou angah moa le oe tsisy sens no nimezako teo raha tsy elah mahana e.
Ilay mahana dia ilay teninao no nanontanianao nefa tsy le teninao akory no noteneniko. Sa tsy mahana no filaza an'zany :roll:
Ilay mahana dia ilay teninao no nanontanianao nefa tsy le teninao akory no noteneniko. Sa tsy mahana no filaza an'zany :roll:
19. lapino
(
28/06/2006 17:07)
Ka avy namaky an'ilay teny no nivoahan'ilay tsoak'hevitra "lapino wa lapino eny foana e" teo ko! :roll:
20. pissoa
(
28/06/2006 17:12)
Ao ary fa "lapino wa tsy lapino indraindray e" :roll:
Mety ve? :-D:-D:-D
Mety ve? :-D:-D:-D