ahona no fomba hamolahana lhly

21. lapino ( 28/06/2006 17:22)
tsy mety ka! ;):-D:-D:-D
22. pissoa ( 28/06/2006 18:27)
Hihihi, ka inona ihany ary zany :-D:-D:-D
23. sasa ( 29/06/2006 04:05)
xxx tonga d folaho ny tongony na ny tanany d amzay milamina :-D:-D:-D:-D
24. rhaingo ( 29/06/2006 16:19)
tsy azo folahina ireny ry xxx a, omeo fitiavana foana izy, fa @ andro iray tsaroany foana eny ihany, sinon manova no mety.
25. sasa ( 30/06/2006 03:49)
:-D:-Dza mintsy aloha d tsy mba mahavita mamolaka kofa izany fa rehefa tsy mifanaraka amiko tonga d soloiko vaovao:-D:-D
26. diamondra27 ( 30/06/2006 05:30)
moramora akia ny mamolaka lehilahy a!


tolomina eo ampandriana izy de asiana tapimaso de manaiky, de tenenina hoe aza mihetsiketsika an
, de manaiky ; de refa en position tsara iny njy de azonjy folahana @izay izy.


Sa tsy izany le tadianvinjy? Raha folaka eo nge io de njy njay no sahirana e!:wink:

tsy aleo ve andeha @zao e!refa tena tia izy de mipetraka ho azy ,eo aminjy foana fa anjaranjy no manao ze mampipetraka azy, jereo ny zavatra mi-intéressé azy de iny atao, tsy arahina ambokony fa par intelligence
27. naughtyboy ( 30/06/2006 11:03)
iny koziny rhaingo iny zao no masaka ampina kely ny any diamondra(ary diams zany ko misy2 teknika fa tsy tia seho2 an) tonga de lafatra ..
28. diamondra27 ( 30/06/2006 12:34)
naughtyboy: misaotra e!
ka tena marina nge io lazaiko io e! fa izany hoe: izy choc choc be fotsiny

aza de folahana mafy izy raha izany e!
sao de tsy mihenjana tsony ndray de manjary tsy mety
:oops:
29. Lalah ( 30/06/2006 16:39)
xxx, aza mitady zavatra be fa zany aza hoe folahana, folahy daholo izay hitanao mora folahina, na ny folahiny aza, de vita:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
30. vale ( 30/06/2006 16:47)
lalah::lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D
xxx, tsy tsara izany mamolaka olona izany an! angaha omby izy ty ny hoe folahina? hihihihhhhh
31. naughtyboy ( 30/06/2006 17:06)
ra oul no resahina de za no ohatra itako, mitetika amolaka ahy ohatra xxx de za efa sopla tsy azo folahina fa otrany lastika reny de mitombina ve le tanjona eto andeha amolaka lhl ?
32. fasaly ( 30/06/2006 17:51)
naughtyboy: otran'ny lastika ahoana zany????:roll::roll::roll::roll:marary be nge raha vao azon'ny saltika avy mihenja reny e!:?
33. diamondra27 ( 30/06/2006 17:53)
naughtyboy: sady zany olona efa folaka izany tena mety tsara aminazy afaka manao ze tiana atao, fa raha mijaridina be loatra toa tsy miady koa!

mety folahana zavatra hafa kosa angamba no tiany hay
34. naughtyboy ( 30/06/2006 20:25)
fasaly+diams zay njinja efa folaka tsy azo sintomm ny
lastika ka roritina mety iverenany avy eo fa ra resaka zvt hafa no tiany ho hay lazao2 de hoeritreretina kalo..
35. diamondra27 ( 30/06/2006 23:23)
naughtyboy: ka mety hoe: lhl mpisotro be le lhl de tia,y folahana na koa hoe: be sipa loatra de mila vonjy amintsika izy hoe: atao ahoana ny hamolahanaan'le lhl
36. fasaly ( 01/07/2006 06:30)
sasa:

:-D:-Dza mintsy aloha d tsy mba mahavita mamolaka kofa izany fa rehefa tsy mifanaraka amiko tonga d soloiko vaovao:-D:-D


hummmmmmm ! soloina otsan'ny misolo lobaka zany ry sasa an! milay ka! soa fianatra:wink::-D:-D:-D
37. naughtyboy ( 02/07/2006 17:32)
diamondra raha ohatra njay we mpigoka le ranamana de ampiana izy zany hahafantatra ny vokatry le pi tsy azy irery fa ny manodidina azy ary misy2 antony daolo zvdrehetra fa tsy tonga2 ho azy akory de ampiana izy anampy ny tenany andresy ny olana manosika azy isotro fa entanjaraina hono mora zakaina .. fa ra tsy hiova kosa de ipitsiho any fa tsy mitana zay tsy tamana
38. diamondra27 ( 04/07/2006 04:16)
naughty: za miombon kevitra aminao
39. tsoupou ( 14/07/2006 07:59)
Aza tia an'izany mamolaka zany, ratsy zany, mifampi-comprendre fotsn dé ampy.
Eritrereto oe samy mitazona bout-ana fil iray nareo mitsam dé samy misintona de son côté, ela ny ela, mihenjana be le fil dé tapaka dé misaraka e.
Ratsy nge zany e, azavao aminy ze zavatra tsapanao fa tsy mety, raha tia anao izy vonona ny hiova (raha tsy hoe lé zavatra tianao mihitsy no ratsy na tsy mety, izy kosa tsy hanao zavatra tsy mety zany), raha tsy hiova izy dia tonga amlé tenin'ny Hery hoe "toerana ijaliana ve dia ijanonana".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5409