Atao ahagàga ve raha mandroso kokoa ny sport any ivelany?

1. lemenakely ( 26/06/2006 08:08)
Izay mpanazàtra mitondra ny equipe any @ faharesena dia :MIALA ! Izay ny an'ny vazaha !
Tsy nisy tsy nahatadidy ny nahazo an'ingahy ROGER LEMAIRE ilay mpanazàtra ny équipe de FRANCE tany @ mondial 2002 angamba.Isan'izany koa ingahy RUDDY VOELLER izay efa nitondra ny MANCHAFT en finale anefa fa dia niàla!

Eny fa na ao AFRIKA aza ingahy HENRI MICHEL ilay mpanazàtra ny COTE D'IVOIRE t@ ity mondial 2006 ity dia noesorina ,i PHLIPPE TROUSSIER lay mpanazàtra frantsay izay entraîneurn'i BAFANA BAFANA ékipa sud africain dia limogé koa fahiny!TSY MISY SENTIMENTS mihintsy izany e!

RAHA JERENA ANEFA NY AO MADAGASIKARA rien que ny football fotsiny firifiry ireo olona izay incompétents efa hita fa sady tsy mamely no mpihinam-bolan'ny féderation fotsiny no mbola tohanana tsy hanonona anaran'olona fa sao manahirana!koa atao hahagàga ve sa dia manantena miracle no mbà andeha ny lalao baolina kitra malagasy ? koa na ho alaina ary ve ingahy JURGEN KLINSMANN hanazàtra ny gasy nefa ny STAFF aza tsy ao hanantena inona?

Trafo-kena ome-mahery ambava homana ampo mieritreritra!
novalian'i lapino ny 29/06/2006 18:16
2. Fiffi ( 26/06/2006 09:00)
mampalahelo tokoa zany zavatra manjoa ny ekipa malagasy izany an! Fa iza no mifidy ny mpanazàtra mitondra ny equipe ?
3. lapino ( 27/06/2006 04:59)
Ny coach an'i Mexique sy Korea atsimo koa izao no efa fantatra fa hiala.
4. mandrindra ( 28/06/2006 08:33)
tamin'ny mondial 2002 dia anisan'ny favori i argentine. fihodinana voalohany anefa dia nandray ny fiaramanidina nody ry zalahy. tsy niala anefa ny mpanazatra, bielsa na el loco, fa nanohy ny asany ary lasa champion olympique 2004 ny albiceleste. tsy izay rehetra manao ahdisoana indray mandeha dia tsofina avokoa.
5. prime ( 28/06/2006 12:10)
Ao raha... politika, seza, fitiavan-tena, avy any aminay ihany no izy, vola... Tena any @ fototra mihitsy no misy pblm raha ny fahitako azy... ary ny tena olana aza dia lasa toe-tsaina mitaiza mihitsy...
6. lapino ( 29/06/2006 18:16)
mandrindra, ka ilay coach no miala ange fa tsy hoe voatsoka e. Eo indray izao ilay coach an'i Espagne, satria niteny lery fa raha tsy tonga anatin'ny carré farany i Espagne dia hiala lery, dia milaza hiala tokoa lery am'zao ... saingy ny federasiona no miezaka manao izay hitazomana azy am'zao aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6233