sport!!

1. Aino ( 23/06/2006 11:14)
inn kay no tena sport tianareo?
ary inn no sport tena mety mety kokoa ho any vatana anakiray? ary le tsy manao sport mety ve sa tsy?
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:33
2. mandrindra ( 23/06/2006 11:43)
kitra sy arts
arakaraka ny toebatana sy ny fahasalamana no ahafana milaza hoe inona no fanatanjahantena mety aminy.
tsy azo hifanerena ny fanaovana fanatajahantena.
3. naughtyboy ( 23/06/2006 11:51)
milomano tena sport feno no sady milay ho any rehetra ra tsy mataodrano fa miankina @ ze tianao ihany..
4. lemenakely ( 23/06/2006 11:54)
sport malefaka hi hi h
5. ralos ( 23/06/2006 12:00)
Moraingy sy squash.^:^
6. Raharimanana ( 23/06/2006 12:28)
Salut daholo tsika sy ny sisa tsy voatanisa.
Za ry zareo tsy mba mpanao sport loatra fa ny mandeha tongotra ihany ny ahy de vita a.De le maka terrain ao an-trano.Ha ha!
7. Fiffi ( 23/06/2006 21:20)
Raharimanana: efa sport ange zany an!
8. cutie ( 23/06/2006 21:23)
in moa le sport misy madihindihy ry, iny no tiako :-D
9. Aino ( 26/06/2006 15:33)
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 23-06-2006 16:51:06
Lohateny : Re : sport!!
milomano tena sport feno no sady milay ho any rehetra ra tsy mataodrano fa miankina @ ze tianao ihany..

ka izhao izoa tsy tia milomano nefa tia manao sport hafa!!
Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 23-06-2006 16:54:59
Lohateny : Re : sport!!
sport malefaka hi hi h

hakaotra any izany ka!!

cutie hihih ny ahy koa anisany mba tiako io na dia tsy de mahay mandihy laotra aza, ny fandihana ganagana no tena haiko lol.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3555