Misy tena kely fofona'ina kay

1. rabaradaka ( 23/06/2006 05:51)
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no hevitro dadatoa : "lazon'adin'Ambohimanambola io zay tsy mahatanty roahina mody, fa izay mahatanty amporisihina handresy"
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:30
2. Fiffi ( 23/06/2006 06:03)
rabaradaka:
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no hevitro dadatoa : "lazon'adin'Ambohimanambola io zay tsy mahatanty roahina mody, fa izay mahatanty amporisihina handresy"
iza aloha ity dadatoanao ity eh ? andefaso hafatra manokana izy !
Kely fofon'aina daholo ahoana moa zany ?
Fa inona no mahagaga anao ?
Te hanao inona ??????
Izay mahatanty inona ???
Izay tsy mahatanty inona ???

Inona no rohahina ? sa iza ???

3. Fiffi ( 23/06/2006 06:05)
rabaradaka:
kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity.
Mihainga any indray ny olon-tokana be fofon'aina !

4. Fiffi ( 23/06/2006 06:08)

heu! heu! nga hono i rabaradaka tsy nanoratra ato @ ity serasera ity ? :roll::roll::roll:
5. pissoa ( 23/06/2006 06:22)
rabaradaka:
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no hevitro dadatoa : "lazon'adin'Ambohimanambola io zay tsy mahatanty roahina mody, fa izay mahatanty amporisihina handresy"
=))=))=)) Hihihi, kely fofon'aina doly ony ny olona eto de nefa hitany any doly ihany ny fofonain'ny olona any France, Canada, Italy, China, sns =)) Sa inn kloo zany fofon'aina e :roll:

6. Fiffi ( 23/06/2006 06:27)
=))=))=))=))
7. toovs ( 23/06/2006 07:34)
Fiffi:

=))=))=))=))

fiffi sy pissoa: mahamenatra raha tsy azonareo ny dikan'ny tian'i baradaka hotenenina. manao sariteny amin'ny fahaizan'ny malagasy miresaka izy. nareo angamba efa zatra teny frantsay ka de tsy tafiditra ao anty feeling an'ilay sariteny malagasy intsony. Le dadatoa io ange style fotsiny fa tsy hoe misy olona iray iresahany e.

mba mamakia boky gasy ihany na dia tsy aty Dago ary e. sady na tsy nianatra tam teny gasy koa ary. aza ariana ny mahamalagasy fa isika de malagasy foana no identité hoentintsika na aiza na aiza e. na vazaha taratasy aza
8. pissoa ( 23/06/2006 07:55)
toovs, aza menatra fa azoko ny tiany ambara ka ;)

kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina.
Nampiasa ny fofon'aina izy nanao fanoharana, dia toetra iray amin'ny fofon'aina io nomeko io. Fofon'aina kely tsy miampita ranomasina.

ps: zah tsy mahay miteny frantsay :roll:
9. toovs ( 23/06/2006 08:32)
pissoa:

kay ve ry pissoa e. de faly ah ra azonao zany ny tiany hambara.
fa ampiako kely hoe "kely aina koa " ny tena tiany ho tenenina eo e. na koa azo lazaina hoe tsy manana "endurance". be dia be ny dikan'io fa arakaraky ny fehezan-teny ataony e. zay fa mazotoa e

10. Bonz ( 23/06/2006 08:37)
rabaradaka:

Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no hevitro dadatoa : "lazon'adin'Ambohimanambola io zay tsy mahatanty roahina mody, fa izay mahatanty amporisihina handresy"

Tsy misy ady atao eto na koa diamanga hifaninana ka ilana fofon'aina. Sa Dadatoa angaha miaka-pofona be mihitsy eto? Raha kivy ambony ihany Dadatoa dia mandehana mitady sehatra hafa mafana sy misy miady e, ny eto ange ka serasera namana e! fifanakalozan-kevitra sy fifandresen-dahatra, tsy ady hevitra mivaivay sy fifamaliana ilana fofon'aina be! Fa adi-hevitra arahina "tsiky dia ampy".
Dia izay izy io Dadatoa fa moramora ihany sao tsy ny fofona ihany ny anao ny miakatra fa ny tosi-drà ihany koa!
11. toovs ( 23/06/2006 08:45)
Bonz:

mahafinaritra tokoa ny adihevitra ato raha toa ka ampiana tsiky dia ampy foana e. saingy be ny olona tonga de manebaka an'izay tsy mitovy hevitra aminy e. Ny ahy indray izay tonga de manebaka eo ihanyny ahy no mba omeko hafatra tsindraindray eny e.
Ary ny an'i Bonz mba ahoana
12. Bonz ( 23/06/2006 08:49)
tsikariko koa iny tonga dia manebaka iny ka. Fa toa tsy betsaka ny fahitako azy fa roa aloha no tena hitako misongadina ny amin'io. ka izay no somary nanoratako io hevitra io ho an-DRabaradaka satria ataon leiry ankapobeny ilay izy. Fa omeo hafatra tsindraindray eny ry 'zareo e.
ny ahy reveko manja fotsiny ze kozy mianga eto ka.
13. vale ( 23/06/2006 09:47)
=D=D=D:wink::wink:
14. Aino ( 23/06/2006 10:49)
kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina

saode ianao kosany aza no kely fofon'aina? ary aza kivy @ izany fa izay kely fofona aleo izy mora sepotra any, fa raha toaka ianao milaza hoe hireto panoratra eto @ serasera de efa anisany koa ianao satsia efa manoratra ihany koa izao ianao.

Mihainga any indray ny olon-tokana be fofon'aina !

=))=))

Bold textatrangano ny tanany izay kely fofon'aina?:-D:-D

15. sakaizakely ( 24/06/2006 18:15)
K'enao aza moa mba miseho be fofon'aina n'efa tsy mahasahy miverina mifanazava ko tsy tena ianao izany no voalohany am-ty tsy ampy fofona ity ?

Ka rehefa tsy tinao maninn no tsy ianao no mandeha fa nahoana no ianao no mitady handroaka ny oul zay efa ela noho ianao no teto ?

Mba mieritrereta kely e !

rabaradaka:

Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no hevitro dadatoa : "lazon'adin'Ambohimanambola io zay tsy mahatanty roahina mody, fa izay mahatanty amporisihina handresy"

16. MTN ( 25/06/2006 15:45)
:-D
17. Fiffi ( 25/06/2006 15:47)
:roll: :-D:-D:-D:-D
18. Aino ( 26/06/2006 15:30)
Ka rehefa tsy tinao maninn no tsy ianao no mandeha fa nahoana no ianao no mitady handroaka ny oul zay efa ela noho ianao no teto ?

marina iznay!! izay tsy matanty hono no mipitsika.
ary fotokazo sy ny vorona fa izay manina ihany no manantona, de izya tsy tamana koa malalaka ny varavarany sehatra handehanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2232