RONTOKBRO

1. tsoupou ( 22/06/2006 12:25)
RONTOKBRO dia virus tena mampijaly izay voany. Ny fichier .exe rehetra ao anaty ordinateur no tafihiny. Mba toetra tsara ve zany ??? Sady izay ndray tsis fanafody
novalian'i arson ny 12/07/2006 11:23
2. tovobe ( 22/06/2006 13:48)
Tsoupou> inona no antivirus mety mahita azy dia ovina izy io no nirongatra?
3. Fiffi ( 22/06/2006 16:16)
ahoana no hahafantarana azy ?
4. sarobidy ( 12/07/2006 06:31)
ieny tokou wàà ry tsoupou ....
5. arson ( 12/07/2006 11:23)
zay a reto vo naheno io virus vaovao be io an! soa iany za fa ato @ sera2.
tovobe< zany ary hoe tsisy fanafody koa antivirus ary atao inona.
tsoupou< de ahona tokoa no ahafantarana azy e!mba valio ze mahay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045