inona no atao ra te hanana bika tsara?(tsisy kibo)

1. fasoa1 ( 18/06/2006 17:36)
slt tt le monde!
Za koa ry reto manana olana am io kibo io an!refa matavy aho de ny kibo sy fe no mande 1ny de ny vody avy eo.Za zao 24ans avec 66kg et 1m64.Tena tady ho obèse mitsy ny vatako.Sahirana fona za refa ande hianatra misafidy akanjo de leo be ka mba mila fanampiana,efa misotro thé chinois Richter amincissant aho alo fa mampivoka any am WC fona alo e!Naheno aho oe milomano de manao vizana koa ono mampihena kibo fa bola hanandrana aho.Tena mila fanampianaa aho ry reto sady za bola jeune demoisell bola tsy niteraka de te hikara² vatana e!
mci an
novalian'i fasoa1 ny 03/07/2006 07:25
2. kally ( 18/06/2006 18:06)
Mandeha tongotra manao dia maika lava fa mihintsana daholo ireo, fa avelao ireny dite dite ireny fa sao asosan'ny dite any an-koatra vao gaga.
3. Fiffi ( 18/06/2006 18:29)
fasoa1: manaova pedalo isa-maraina , hatao 5 minitra fotsiny aloha de arakarakin'ny hanananao fotoana de hampitomboana ny fanaovana azy.
Musklena ny kibo mivoraka zany , rehefa zatra manao an'io pedalo io de miha-henjana ny kibo de ho afaka io .
Ny fanaovana footing koh tena tsara mihintsy , tsy hatao maika be fa mihadakadana.
Tena hajanony zany thé zany fa mampisy rétention d'eau fotsiny . Satria samy manana ny métabolisme ny olona tsirairay ! raha mety @ olonkafa io thé io , possible hoe tsy mety aminao. De mazotoa eh!
4. sipagasy ( 18/06/2006 18:38)
mmhhhh za koa ry reto mba ampio annn hihihi tena tsy laitra ilay kibo mivoraka kannn tsss
5. kally ( 18/06/2006 18:45)
Tsy mandaitra ny abdo sy ny sisa fa lasa henjana be fotsiny eo ny kibonareo fa dia an-tongotra ihany no mahafaka an'io.Andramo ange e! mandeha mafy fa tsy mitsangatsangana an!
6. Fiffi ( 18/06/2006 19:05)
mandaitra hoa io marina eh! de rehefa lasa henjana le kibo de tsy mivoraka intsony. Fa le manao footing aloha tena tsara mihintsy koh an!
7. titis ( 18/06/2006 19:07)
Ny fanaovana sport no hitako haingana aminio,dia aza mba atao ny mihinan_kanina isaky izay noana fa mba @lera fisakafoana ihany.Misotroa rano betsaka .
8. booboo ( 18/06/2006 19:43)
raha te ho musclée dia io tenenin'i Fiffi io fa tandremo sao tsy mahafehy tena avy teo fa mivadika tavy ndray ny nofo efa teo.
Raha te hanala tavy fa tsy te ho musclée be sy haingana loatra dia lomano na dia tongotra io atao
9. fasaly ( 19/06/2006 03:54)
ny tsara aloha manao regime hiena daholo ny graisse rehetra rehetra any:wink: manàna aky fianivana sy ezaka kely manao regime serieux a! tsara fantatra kou hoe inona no sakafo haninjy fa ny ahy ny ahazoako aina de ny chocolat sy gateau ihany de mampivoraka beuh! ny ahy ny fe sy ny nono no lasa aloha:xtssssss ny kibo eo ho eo ihany..
de rehefa mihena tsara de asio ny sport amzay abdo io de diatongotra lazain'i ankizy io de pedalo sns.... nefa indry efa lava ihany fa any am 58 kg njy vao tena hita zao ny bika:wink:
10. lemenakely ( 19/06/2006 04:44)
tsy dia manao foana mahabe kibo ny firaisana ara-nofo..
11. miantra ( 19/06/2006 06:03)
Izaho manamafy an'ilay mandeha an-tongotra haingana dia sady somary ezahina ampidirina ny kibo raha vao mahatsiaro saina fa ilay mibotetaka be ireny tsy mety mihintsy.

12. Fanja1 ( 19/06/2006 06:49)
ty jerena ahafantarana raha obèse enao na tsia:
Déterminez votre IMC
Multipliez votre taille (en mètre) par elle mm.
Par exemple :
1,60 x 1,60 = 2,56
Puis divisez votre poids par le nombre obtenu:
50 :2,56 = 19,53
entre 18 et 20, vous êtes très mince.
entre 20 et 25, votre poids est "normal".
entre 25 et 30, il y a surpoids.
au-delà de 30 , on atteint le seuil d'obésité.

13. ramialy ( 19/06/2006 07:02)
pb ny vhv rehetra io indrindra rehefa mitombo, ny hitako haingana raha te ho tsisy kibo dia tsy misakafo hariva, na raha tena tsy mahazaka dia yaourt nature iray na voankazo iray. Ankoatr'izay, miezaka manafisaka kibo foana rehefa mandeha na mipetraka, dia ny sport tsy adino na dia étirement fotsiny aza, milomano mety be satria mitsotra daholo ny vatana rehetra.
14. xxx ( 19/06/2006 08:31)
Voalohany indrindra de misakafo ara_dalana zany hoe équilibré tsy voatery mihinana betsaka fa tratrarina ny calorie hilaina isan'andro; misotro rano matetika de manao sport toy ny milomano ;manao abdos vitsi² isan"andro , ny tena tsara ny mihinana legumes isan'andro sy ny salades ; de ezahana isan'andro ny mandeha an_tongotra ny zavatra fadiana de ny mitsakotsako tsy @lera fisakafohanana satria iny no tena asahoana poids vetivetika; raha azo atao saloina voankaz ny zava_ mamay toy ny gateau sy ny sokola sns....raha voahaja reo fepetra reo ka misy finiavana hanao sport de mora ho azy ny hitazomana ny bika(ny abdos aza adino na de 10 isa_maraina aza a)
15. ramialy ( 19/06/2006 11:25)
marina ny tenin'ny xxx, misotro rano bdb na dia 2l aza tsy maninona éviter na ilay mihinankinana
16. HESHA ( 19/06/2006 11:50)
Da aona ra tsy mandaitra ny sport ? Za zao ohatra voan ny crampe ny vavony ra vo manao abdo de najanoko, le milomano nataoko foana fa toa tsy misy vokany, enfin . . . tsy de hitako alou e.
Efa membre na club de fitness reny afa tena tsy nihena mihitsy e, kivy be, ny ahy ny kibo sy ny fe koa no tena mande.
Misaotra an i Fanja1 am le calcul na IMC, ny ahy efa 29, hihihihi kely sisa de obese
17. fasaly ( 19/06/2006 16:56)
HASHA: manaova kalou regime matotra...zay vao manaraka ny sport raha te hahia, ny mamano sport tsy midika fa mampahia fa mmapitàna forme ireny fa raha tratran'ny surpoids mintsy de aleo aloha ahitsana tsara zay tiana ahitsana de arahina sport fa hummm en forme beuh avy eo e!:wink:
18. andry08 ( 19/06/2006 17:45)
Milomano tena hitako fa mety. Eo @30 min in-droa isan-kerinandro eo no nataoko dia lasa tao anatin'ny 1 volana ny 4kgs azo t@ hiver teo. Mahereza!:D
19. xxx ( 19/06/2006 19:02)
tsy aleo ve ireny sipa matavitavy ireny misy tsapatsapaina tsara ?
20. fasaly ( 20/06/2006 03:35)
ountssss! zany an!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2604