inona no atao ra te hanana bika tsara?(tsisy kibo)

21. fasoa1 ( 20/06/2006 07:07)
::lol: Misaotra anareo rehetra namaly ny faniriako fa afaliana tsy omby tratra ny ahy,ay tena manana namana sy havana malagasy aho na dia aty antany lavitra aza!:D Andriamanitra anie hamaly soa anareo rehetra mci bcp à tous vous êtes tous un amour(l)!
de lazaiko eo hany ny vokany e!bye Fasoa1
22. fasaly ( 20/06/2006 15:00)
fasoa1: ka hiaraka hanobmoka zany trika:wink: de sam milaza ny azy eto:-D
23. fasoa1 ( 22/06/2006 09:57)
:^)slt fasaly, za zao nanomboka nande tongotra ajoany nianatra de j'ai fait 20 mn fa reraka be alo za fa tohizako fona e,de tsy mikaly hariva de mihinana petit dej sy atoajo fa tsy atao be de be an!!refa nona de rano na poma na fruit hafa sauf banane an!tairo aza fasaly, j'ai commencé auj8 le 22juin avec 66kg et on verra la suite bon courage fasaly,bye et biz
Fasoa
24. rapala ( 22/06/2006 11:51)
andry08: ka raha tsy mahay milomano zahay de ahona? tsy suicide ve?:-D:-D:-D
25. kally ( 22/06/2006 13:19)
Fasoa1> tandremo fa hevi-diso io tsy mihinana lazainao io, sa hijanona tsy hihinana sakafo hariva intsony ianao mandrakizay? Raha tsia no valiny dia vao mainka ianao hihatavy noho ny teo aloha raha vao miverina misakafo ara-dalàna.
Ny antony : rehefa kely ny sakafonao dia ahenan'ny vatanao ho azy koa ny kalôria laniny, dia rehefa hiverina hisakafo ara-dalàna ianao, dia ny vatanao tsy mamerina mandany kalôria ambonimbony kokoa intsony satria efa zatra nihodina tamin'ny kely fotsiny, dia hatavy be ianao fa angonin'ny vatanao fotsiny ny kaloria amboniny.
26. fasaly ( 22/06/2006 18:08)
fasoa1:< zà tsy nandeha tongotsa fa nanao regime fotriny zao de efa niena 2kgs zay 3 jours mora very beuh zà:wink: mbola te hanary ny 4 kgs ambiny zà io zao:wink::°)fa tohizako ihany ny regime fa rehefa miena tsara vao ashéko ny sport mahery vaika:-D
27. fasaly ( 22/06/2006 18:11)
fasoa: domazy kou eto tsy afaka asiana sary hoe
avant et après raha tsy izany nasiako hihihi!8):P
28. fasoa1 ( 23/06/2006 15:02)
fasaly, fa ahona no nataojy no nihena 2kg sahady ao anatin ny 3j?mba atoroy ahy aki marina e!jy aga tsy bo michat ao serasera karajia chat?tena te hiresaka be amijy za kooo!zay de aza adino ny manoratra le regime Fasaly an:lol:
biz be
Fasoa
29. fasaly ( 23/06/2006 17:39)
fasoa: tsy de mpiditra ao mints yzà raha ny marina fa raha mifampitaona de mandeha ao zà:wink:fa sinon alefako anjy am mssg manokana ny zavatra nohaniko nandritra ny trois jours de hitanjy eo raha hanao anzay njy na tsia :-* fa zà aza tsy nanao sport amzany an! fa miakatra mandeha matory de manao raharaha ao antrano de manao course:wink:hihihihifa rehefa mihena tsara zà vao manao sport mahery vaika...lazao zà raha afaka miresaka tsika ohatra ny week end iny aky a! ok! biz njy
30. fasoa1 ( 26/06/2006 13:43)
anjay aky ry fasaly, aza de mampifilafila ohatran zany aky a,tsy nandefa n'ino² tamiko zany enao!!
aza atao a zany ny namana fa te hahia e!misaotr e:oops:
31. fasaly ( 26/06/2006 14:45)
antsay e! tsy mampifilafila zà fa ninadryvaliny taminjy kouuuuu!:-* ao fa alefako any zao okay!???:-*
32. fasoa1 ( 27/06/2006 08:08)
jereo am anarako ny adiresy mail ko, gmail ilay izy,de mba alefaso aki fasaly fa maika hahia za an stp :roll::idea:mci biz be
fasoa
33. fasaly ( 27/06/2006 18:15)
efa nandefasako mssg aky njy fa tsy voara angaha????:wink::-*
34. fasoa1 ( 29/06/2006 09:37)
si voaray aky Fasaly fa mci jy , teneniko eo hany ny vokany e!!
za koa anie ry kala tendankanina zay hany e!mila mifehy tena marina
tsy maintsy miafy sy mijaly kely e
bye Fasaly
35. fasoa1 ( 03/07/2006 07:25)
:P O ry fasaly a,efa nihena 1kg za am le mande tongotra marina e:o
ary jy to tsy ita² tsony e?:?::idea:fa ahona e!fa ilay jus de poireau koa tena mampivoaka be an:manala ny graisse ao anaty kibo mantsy io e
zay alo fa am manaraka de mazoto e
fasoa :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4477