Mpitondra idealy?
1. soanja
(
16/06/2006 02:16)
Amin'ny hevitrao, izay manana, inona no tokony ho toetra sy traikefa ary drafitr'asa sy tetikasa mahomby tokony hananan'ilay mpitondra idealy an'i Madagasikara, raha hisy io indray andro any. Mba manonofy isika eto e.
novalian'i marozevo ny 05/07/2006 21:29
2. LazaRandri
(
16/06/2006 03:47)
azafady fa tsy hitako ny dikan-teny tena mahalaza azy tsara amin'ny teny Malagasy:
=> He who is obedient and surrenders everything to God!
izany hoe tsy ahita an'io ianao satria raha "mi-surrender all" izy dia tsy hanana "ambition politique" na dia kely aza!
=> He who is obedient and surrenders everything to God!
izany hoe tsy ahita an'io ianao satria raha "mi-surrender all" izy dia tsy hanana "ambition politique" na dia kely aza!
5. soanja
(
16/06/2006 04:52)
LazaRandri:
azafady fa tsy hitako ny dikan-teny tena mahalaza azy tsara amin'ny teny Malagasy:
=> He who is obedient and surrenders everything to God!
izany hoe tsy ahita an'io ianao satria raha "mi-surrender all" izy dia tsy hanana "ambition politique" na dia kely aza!
Raha io ny fahitako azy dia tsy toa io ve ny fitondran'ny firenena silamo ny politikany. Ao anaty coran daholo ny base ary idealy ve izany amin'izy samy arabo?
6. LazaRandri
(
16/06/2006 04:59)
1- Tsy Allah ilay God resahiko eto aloha an! hahaha
2- Na ny mpitondra ny firenena silamo koa aza diniho fa tsy manaraka ny coran akory. hahaha! (tsy mi-surrender all)
2- Na ny mpitondra ny firenena silamo koa aza diniho fa tsy manaraka ny coran akory. hahaha! (tsy mi-surrender all)
7. prime
(
16/06/2006 10:54)
Hoy LazaRandri>
Fa iza ary io ô?????????? :-P
Mba omeo "précision" kokoa nama dia mitohy tsara ny adihevitra fa lasa resaka fivavahana indray ity lohahevitra ity raha mitohy izao an!!!:-w :-D:-D:-D:-*
to God!
Tsy Allah ilay God resahiko eto aloha an
Fa iza ary io ô?????????? :-P
Mba omeo "précision" kokoa nama dia mitohy tsara ny adihevitra fa lasa resaka fivavahana indray ity lohahevitra ity raha mitohy izao an!!!:-w :-D:-D:-D:-*
8. soanja
(
16/06/2006 12:34)
[quote=LazaRandri]
1- Tsy Allah ilay God resahiko eto aloha an! hahaha
]
Allah = God amin'ny hevitro.
Efa namaky coran ve i LazaRandri?
1- Tsy Allah ilay God resahiko eto aloha an! hahaha
]
Allah = God amin'ny hevitro.
Efa namaky coran ve i LazaRandri?
10. LazaRandri
(
16/06/2006 21:32)
hahaha! Soanja ah! Efa namaky tokoa aho ary raha ny hevitro no anontanianao dia tena "Francis turbo" vita boky ny coran. hahaha
http://www.islamreview.com/ raha tianao ho fantatra lalindalina kokoa io fa toy ny hatsikana sy lalao. hahaha!
http://www.islamreview.com/ raha tianao ho fantatra lalindalina kokoa io fa toy ny hatsikana sy lalao. hahaha!
11. soanja
(
16/06/2006 22:27)
Oay, azafady indrindra ry izy rehetra fa tena nivadika tokoa ity resaka ity noho izaho. Aleo isika any amin'ny fivavahana miresaka Laza a. Fa maninona anao ary ny cousin-ko? Azafady indrindra fa aza ampitahaina ireo roa ireo. Dia hiteny ve ianao fa hoe Islam = Francis Turbo. Marary be ny foko. :evil::evil: Na izany aza dia afka mamakafaka ity lohaheivitra ity isika. Inona ny hevitrin'ny hafa?
12. LazaRandri
(
17/06/2006 01:15)
soanja:dia diniho tsara ary hoe faly ve Andriamanitra ampitahainao amin'i Allah????? hahaha!
Aleo isika any amin'ny fivavahana miresaka Laza a. Fa maninona anao ary ny cousin-ko? Azafady indrindra fa aza ampitahaina ireo roa ireo. Marary be ny foko. :evil::evil:
13. soanja
(
17/06/2006 01:25)
Tsy manankavaly an'izay aho ry LazaRandri satria mbola tsy nametraka fanontaniany io taminy GOD aho hoe aha atao Allah ve ianao dia tezitra? Saingy mino aho fa Ibrahim sy Abraham dia iray ihany fa ny fanovana ny tantara taty aoriana no mahatonga antsika sy ianao tsy hitovy hevitra ary tsy hanomezako tsiny anao.
Ny hany tiako resahina izay miala lavitra ity sujet napetrako ity dia ny hoe SAFIDY ny finoana rehefa avy nitory ianao ka naheno izy. Azonao atao tsara ny mitory teny sy manome ny hevitrao ary asehoy amin'ny fihetsikao ny zavatra hinoanao dia ho hita eo na hanaraka anao ny olona na tsia. Saingy aza mitsara satria mbola tsy nisy tany isika.

14. LazaRandri
(
17/06/2006 01:40)
soanja:
Tsy manankavaly an'izay aho ry LazaRandri
Dia aza manao "affirmation gratuite" fa manjary ohatran'ny hoe ... ny tenanao efa fantatrao fa tsy mahafantatra kanefa ny olona mbola itantaranao angano ihany. hahaha! Adidy mavesatra ange ny fampianarana e!
soanja:
dia ho hita eo na hanaraka anao ny olona na tsia.
izaho aloha tsy mitadyolona anaraka ahy e! hahaha! aleoko izy manaraka an'i Jesoa! hahaha. Izay no mahasamihafa ny jihad sy ny evangelism :wink:
15. soanja
(
17/06/2006 02:42)
Hoy ianao hoe: "Dia aza manao "affirmation gratuite" fa manjary ohatran'ny hoe ... "
Raha vao ity finoana ity aloha no resahina ry LazaRandri dia aleoko mitsotra aminao fa tsy hanana porofo mihitsy aho fa ny saiko fotsiny no manaiky hoe MINO aho izay no tsy hanontaniako akory an'Andriamanitra hoe Misy izy sa tsia satria Mino tanteraka aho fa misy izy. Ary izay koa ny tsy hanontaniako azy hoe ianao ve no Allah sa tsia? satria finoana daholo izany.
Ka raha ny fahitako azy dia samy manao an'io affirmation gratuite io daholo na zaho na ianao raha finoana no resahina satria Andriamanitra dia tsy hita maso nefa zavatra eken'ny saina. Tsy misy mahafantatra ny ambadik'ity fiainantsika ity fa finoana daholo no mitondra azy.
Fa raha kosa efa nanontany azy ianao ka nahazo valiny dia omeo ahy eto fa izay no andrasako aminao.
Marina izany. Tsy ianao no tokony arahan'ny olona fa i Jesoa na Jesosy na Andriamanitra. Ny hevitrao kosa dia manan-danja amin'ny olona raha hainao ny mandresy lahatra azy.
Marina ny anao adidy mavesatra ny fampianarana. Tsy azoko lavina io. Tsy manome fampianaran-diso akory aho ny fahitako azy fa manome hevitra misandrahaka na mifanohitra aminao aza, Azy ny safidy.

16. LazaRandri
(
17/06/2006 02:49)
vakio tsara ny Baibolinao fa miverimberina ao ny fampahafataran'Andriamanitra ny tenany. Tsy izay "identite" tsiantsika (na inoantsika) omena azy akory no Izy. "God has revealed Himself". Ary tsy Allah Izy (tsy hoe ny teny no samihafa fa ny "identite" mihitsy no samihafa)
17. soanja
(
17/06/2006 04:41)

Hebreo 11:1
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita maso.
Adika hoe
"Now faith is the substance of things hoped for, the evidence of things not seen" (Hebrews 11:1).
19. soanja
(
17/06/2006 06:18)
LazaRandri:
hahaha! Andriamanitra angaha zavatra (things)?
He has revealed himself! :wink:
Marina izany nanome ny endriny sy ny momba azy izy ve izy raha hadika amin'ny teny gasy. Taiza no nakanao io resaka io omenao io hevitry ny vazaha sa tao anaty baiboly ny hoe "He has revealed himself"
Ny ahy mantsy tao anaty baiboly no nakako azy. Hebreo 11:1 ary tsy manazava an'Andriamanitra izy eo fa manazava ny atao hoe FINOANA.
Ka io ny finoako : mitovy i Yaveh, Andriamanitra, i Allah sy i God. Niovaova ny anarany arakaraka ny vanimpotoanany ohatra Yaveh izy rehefa miresaka momba azy izy ao amin'ny testamenta taloha. Jesoa zanak'Andriamanitra, ny teny tonga nofo nony tonga ny testamenta vaovao. So far aloha dia mbola ilay baiboly vakianao no vakiako saingy maso roa samihafa ny mijery azy ary saina roa samihafa. :wink::wink::wink: Ny coran sy ny Torah koa torak'izany manazava eo ilay Andriamanitra sns dia miova manaraka ny vanimpotoana sy ny fomba ary ny kolotsaina nisy tamin'io fotoana io.
20. LazaRandri
(
17/06/2006 06:28)
hahaha! Ahoana ary izany fomba famakiantsika teny izany rey olona ah! hahaha!
1- araka ny Koran dia tsy manan-janaka Allah. Misy anaran'i allah 99 ao amin'ny Koran ary tsy misy ao na iray aza hoe "Ray"
Andriamanitra kosa dia RAY (izay fametavetana io amin'ny islam)
2- Andriamanitra dia antsoina ihany koa hoe Andriamanitry ny Jiosy, tsy Allah Izy fa Allah aza mankahala ny Jiosy ;-) (Vakio Surah 5:51)