fa ampio kely ry zalahy an ,

1. xxx ( 13/06/2006 06:15)
mba misy fanotaniana kely tiako ampetraka aminareo lehilahy ity satria nareo no tena mety havaly azy ,
zao an nanao tam na bandy zay za , dia tam ny voalohany dia vetivety kely dia tonga ny azy , dia avy eo an tsy nety tonga tsony , fa maninona kay , tsy mi exciter azy ve za sa maninona nefa ny anazy velona be foana an , tsy azoko mintsy , za koa moa mbola tsy dia manana experience loatra ny momba an io zavatra io , ny tena tiako ho fantatra dia hoe za ve no mahatonga an le izy sa hoe inona , zay fa dia manatena valiny avy aminareo za
novalian'i nikopol ny 05/09/2006 13:43
2. diamondra27 ( 13/06/2006 06:27)
k'efa vita izany koa ! de tonga ihany ve anefa ny anjy sa ahoana e? de ranony fotsiny le lasa sa nisy ventiny?

raha ny fahafantarako azy aloha de mety tsy miankina aminjy e! indraindray misy lhl manana éjaculation précoce ,de blème-ny zany , tokony mi-maîtriser izy
fa aleo ny lhl no hamaly sa za mitsatsaingoka kely @ le resaka
3. booboo ( 13/06/2006 07:12)
matoa mr zizi mbola mijaridina dia mi-excité azy izay ianao kah ! fa ilay hoe tsy nety tonga tsy azoko tsy ni-éjaculer ve ? koa efa gli t@ lé voalohany iny aby ara kouh ! raha naharitra hatr@ farany ny crac crac boum boum nareo dia hitanao fa mbola hi-éjaculer ihany izy ....na mety reraka angamba izy na ny fahitany anao dia najanony nefa izy mbola ao be :°)
4. xxx ( 13/06/2006 08:41)
ie tsy mi ejaculer izy , niteny iany alo izy hoe reraka eh , fa za mataotra hoe soa dia za no mahatonga an le izy , dia le crac crac boum boum alo tena naharitra tokoa eh , maharaina andro mintsy ka zay no mampatonga ahy manotany , hoe normal ve zany , efa ny ampitso iny vao ni ejaculer izy , zay no tsy azoko ,
5. mandrindra ( 13/06/2006 08:51)
impiry tonga aloha i xxx izany hoe marainandro izany e?
fa tena nidribla zany i lery raha ny ampitso vao nalefany. tsy misy fanahina izany fa mpilalao mahay izy e.
fa raha ohatra tsy tian'i xxx ilay hoe mandramaraina fa omena indray mandrotsaka dia kôzio lery hoe aza mijijy fa tonga dia meo fa aleo indray maka ihany
6. xxx ( 13/06/2006 10:35)
tena tsy voaisako tsony vao maraina ny andro koa , nilay be alo le izy eh , fa za fotsiny no mihevitra hoe normal ve zany , zay aho mantsy vao nahita bandy otran zany koa ,
7. booboo ( 13/06/2006 10:43)
normal zany kah ! matetika rehefa mi-éjaculer haingana loatra @ voalohany dia ny crac crac boum boum manaraka voafehiny tsara @ zay vatany dia ela beeeeeeeeeeeeeee ohatra io nahazo anareo io. Fahaizana milalao aby zany hihihihihi.
8. soanja ( 14/06/2006 03:24)
Ny lehilahy ihany angamba no tena afaka hanome valiny ity resaka ity.
Ny eritreritro izay tsy misy zavatra tena mitombina dia hoe ny sinoa hono tsy mba tia mi-ejacule raha tsy indray mandeha isan-kerinandro ve iny sa isam-bolana? Tsarao aho raha diso. Sao dia sinoa ary ilay olona?
Misy koa ny lehilahy hoe tia mijijy satria raha vao tonga eo dia izay no nataony fa reraka be, na tsy te hampiseho fahalemena eo anatrehan'ny sipa dia aleo tsy mandefa mihitsy, na te ho macho. Ao koa ny fahitako azy dia mety ho blocage psychologique koa. Zany hoe raha misy zavatra kely fotsiny hitany fa tsy dia azoazony any amin'ilay vhv dia tsy mety mandeha ilay izy. Ary farany dia mety aretina mihitsy.
9. soanja ( 14/06/2006 03:27)
Oai saika hadinoko, ny olona mihinana Cola koa hono ela be vao mandefa satria matanjaka be ny ilay zavatra.
10. diamondra27 ( 14/06/2006 08:00)
xxx: tsy mampiresaka ve akia njy @izany hoe: tsy fantatra intsony oe: impiry no mi-jouir @ alina manontolo fa tsssssss.
toi kou zany tena mahatanty be mitsy an!

de inona mou le kestion teo?
11. sakaizakely ( 14/06/2006 11:31)
matoa niverenany mandramparainan'ny andro dia tena reveny be izany ianao fa aza manana ahiahy fa tena mahay mi-contrôle ny tenany izy izany.

Raha ohatra ka hoe indray mandeha fotsiny de avy eo tsy velona intsony le zavatra dia izay no olana.

xxx:

tena tsy voaisako tsony vao maraina ny andro koa , nilay be alo le izy eh , fa za fotsiny no mihevitra hoe normal ve zany , zay aho mantsy vao nahita bandy otran zany koa ,



12. Aino ( 14/06/2006 14:05)
fa i xxx ve aloha bandy sa kofa eh!!
13. Ralay ( 15/06/2006 02:39)
Tsy mamaky tsara ny tantara anie i Aino zany e :lol: tsy bandy io sady tsy kofa fa ohatranjy ny sexe-ny :lol:
14. patrick2002 ( 15/06/2006 03:33)
Normal izany kah, efa lasa ary ny voalohany kou inona intsony ny faharoa ,salive sisa, fa raha mbola bandy 20 aine any izy no mahatonga betsaka.
15. diamondra27 ( 15/06/2006 04:54)
ralay sy aino: :-D:-D:-D

de inona zany le sexe?
16. xxx ( 15/06/2006 07:59)
sipa re za no manotany eh , ra kofa ve za dia anotany an zany ,
misaotra tam ny fandraisana anjara , fa mahafinaritra ,
tsy mampiresaka zany za ry diamondra7 an , fa tena tsy voaisako tsony ange eh , vao maraina ny andro , za ary tsy nahita hoe maraina ange zany andro zany hihihihi
17. diamondra27 ( 15/06/2006 16:02)
xxx: nihoatra ny impito izany rehefa tsy voaisanjy intsony

tena nahavita voyage lavitra nareo zany an!
18. xxx ( 17/06/2006 07:32)
ie tena lasa lavitra mintsy efa adin firy be zao ve koa , sady mandeha sty latsakiny 100km par heure an
aoka fotsiny oa,
19. xxx ( 17/06/2006 08:41)
lany tsoka zany le kofa e ! :-D:-D
20. booboo ( 17/06/2006 09:18)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1495