fa ampio kely ry zalahy an ,

21. jajaf401 ( 18/06/2006 08:53)
faha-firy n'ny bandy niarahan'i xxx aloha ilay izy eh?
Mba ahafahana mampitaha, ary ilay taloha nahoana? Satria niteny manko enao hoe zay vao nahita hoatr'izany!!
22. Fiffi ( 18/06/2006 11:37)
xxx: :wink: aiza koh no misy an'izany hoe tsy voahisa im-piry mandra-maraina ny andro no manao de tsy tonga mihintsy ny azy ?:wink:
23. booboo ( 18/06/2006 16:28)
koa andany fotoana hanisa kosa ara ve izy hihihihihi manapaka feeling zany hihihihihihi
24. Fiffi ( 18/06/2006 18:34)
eny eh! tsy hoe anisa fa aiza kosa de hoe mandra-marainan'ny andro de ....heu...:wink:
25. xxx ( 20/06/2006 05:57)
marina mintsy ny an i booboo , tsy andeha andany andro anisa kosa alo za eh ,
manapaka feeling zany andeha anisa zany hoe efa firy zay
26. chakkakkely ( 23/06/2006 08:27)
marina ny anao ry xxx:P
27. dailynews ( 29/06/2006 16:20)
Lohateny : Re : fa ampio kely ry zalahy an ,
Ny lehilahy ihany angamba no tena afaka hanome valiny ity resaka ity.
Ny eritreritro izay tsy misy zavatra tena mitombina dia hoe ny sinoa hono tsy mba tia mi-ejacule raha tsy indray mandeha isan-kerinandro ve iny sa isam-bolana? Tsarao aho raha diso. Sao dia sinoa ary ilay olona?

tsy marina izany resaka sinoa izany e, sinoa no oahatsohatsizaiko fa tsy marina mihitsy izany. cas particulier angamba izany.
28. irery1 ( 31/08/2006 19:32)
izao indray no enoko e! sendra an'ilay bandy manenjika isa angamba indry ,ireny mantsy efa tena manao be sy tsy manda katsa maina mintsy ka mety efa reraka laaaaaery fa nery ninana loatra ary ny mahatonga azy ho miridiridy be foana indray de mety mpisesika katrafay izy na mpinana kola de normal ary aoka ho fantatrindry fa io anie refa mienjana de tsy midika akory hoe tsy maintsy hamoaka ranony e ny ranony mety hoe ritra fa izy fotsiny no mizirizirin'ny drogue ka aza misentir coupable zany ataovy izy izany tsy mahaymiasa fa tsy indry no tsy mahay manexite
29. xxx ( 05/09/2006 13:35)
kay zay vao hazoko ry reto an , misaotra eh ,
30. nikopol ( 05/09/2006 13:43)
matoa aloha ny anle bandy velona dia te hanao aminao izy e ! (izany akory tsy midika fa raha tsy velona ny azy dia tsy te hanao aminao izy a).
fa nampireveny tsara zany ianao ! nomeny fahafahampo !
rehefa en forme tsara iny za dia manao ohatran'io koa rehefa tiako le sipa ka manatosaka tsara :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224