Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana

1. andria ( 11/06/2006 08:08)
niaraka @ vadinolona aho ary dia tiako izy izy koa tia ahy fa ny olana dia izao niteny izy hoe andao hivady dia izaho namaly hoe aleo après 10 ans de lasa izy nanambady nefa izay mbola miaraka ihany nasiny t@ mariazy mintsy ary aho.Izao dia otrany malemy mahita azy ary tena tsapako zany.dia hatramin'izay dia otrizany foana efa 2 mois io no nisy
novalian'i andria ny 16/06/2006 13:38
2. diamondra27 ( 11/06/2006 08:25)
de raha tratran'ny vadiny @izany de ahoana kay
3. booboo ( 11/06/2006 08:36)
diamondra27> :°).

andria > ho zakanao ve ny ho l'eternelle seconde eny foana, ny hieritreritra hoe mi-crac crac boum boum @ vadiny sy sns, ilay ianareo voatery hiafina foana ary tsy afaka miaina an-kahalalahana ny fifankatiavareo ? raha zakanao dia tohizo fa raha tsia kosa dia dieny zao dia amboary ny saina fa hidona @ rindrina vita @ beton armé sy blindé be ianao ny farany raha misisika @ io relation-nareo io ihany !
4. fasaly ( 11/06/2006 09:15)
revy ny azy e! mamy ny fitiavana raha sam mahazàka ny andaniny sy ankilany on assume zay vokany e!:P
5. Fiffi ( 11/06/2006 12:27)
heu...nangataka t@ nao izy hoe andao hivady , tsy nety enao , heu...de lasa izy nanambady , de enao indray no marary ?
6. Herimiafina ( 11/06/2006 12:35)
andria:

niaraka @ vadinolona aho ary dia tiako izy izy koa tia ahy fa ny olana dia izao niteny izy hoe andao hivady dia izaho namaly hoe aleo après 10 ans de lasa izy nanambady nefa izay mbola miaraka ihany nasiny t@ mariazy mintsy ary aho.Izao dia otrany malemy mahita azy ary tena tsapako zany.dia hatramin'izay dia otrizany foana efa 2 mois io no nisy

Ka bandy hanambady azy anie izany no tena tedaviny e! tsy omena tsiny izy fa izay ihany koa mantsy izao karazana enjeux misy eo amin'ny fiaraha-monina e, hoe tsy maintsy manambady daholo, toy ny manavotr'aina ka isarangito izay hita!

Efa roa vola izay no nisy izay hoy ianao! Eny iray volana sisa izany ianao no miharitra de somary lefilefy io malemilemy io.

De toute façon, 6miliara ny olombelona ka mandehana mitrandraka any rehetra any fa misy milay kokoa any sady tsy vadin'olona.

Fiainana daholo izany.

7. Aino ( 11/06/2006 13:01)
andria anjaranao miheritreritra sy mandinika any izay mety aminao!! raha toaka tianao izy ka vonona ianao ny hiaritra izany rehetra izany de ereto eo ihany aloha raha izany!!
8. fameusecousine ( 11/06/2006 19:16)
De toute façon, 6miliara ny olombelona ka mandehana mitrandraka any rehetra any fa misy milay kokoa any sady tsy vadin'olona
:oops::oops::oops::oops:
9. Herimiafina ( 11/06/2006 19:28)
Maninona njy ry fameusecousine? Ka tsy marina aza ve retsy io, ho an'ireo izay mbola tsy nahita io fa raha efa nahita njy dia tsy valable intsony io an!
:-*
10. cutie ( 11/06/2006 19:36)
Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana

ny fahitako an'i andria zao tia adala fa tsy jamba ny fitiavana.:-D
11. mamzelkely ( 12/06/2006 05:15)
de marary zany zao andria ve manin ko ra mitad hafa de manambady ko :roll: sa izy mits no tinao ho vady?
12. naughtyboy ( 12/06/2006 06:21)
tandremo ihany fa sao ho may ny afo narehitra andria ary misy ko ny anjara = efa lasan'olona ..ary fiainan'oul 2 no en jeu ny hevitro de olana psikolojika no miseho eto tsy maniky le anjara na lahatra na safidy ko aza ra tinao marina io oul io de hajao ny safidiny hanambady zay mety ahasambatra azy ,zao mantsy e farany ko raha jiaby hoy le mpihira 1 zay , raha mpifamadihana ny tranga ,le vadin'oul sy andria de ahoana no fijerinao an'io fanotaniana io ?? ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ka jerijereo ihany ny ao afara ao sao de...
13. mandrindra ( 12/06/2006 08:06)
andria, raha vady no tadiavinao dia mitadiava hafa. ny fahitanao vady hafa anefa tsy manakana anoa ny mbola hitia azy. dia rehefa manambady ianao dia asao izy dia mba manao ndray aloha nareo mitsam e
14. diamondra27 ( 12/06/2006 09:04)
mandrindra::-D:-D:-D

andray kosa e!mirindra tsara zany saingy toa tsy mety kou; raha samy manambady d'efa le vady zany no tiana; fa raha tsy zay ny cas de mbola tsy tokony nanambady fa tsy maintsy rava io na ho ela na ho haingana satria tsy maripototra
15. HESHA ( 12/06/2006 09:19)
andria - tsy tiany ianao zany fa efa tsy nety nanambady azy e.
Izy ko zao mety miandry anao fotsiny hiala lavitra tsy hanelingelina ny tokantranony vaovao, misy manko le karazan ol hoatran zay, asehony ny fihetsika fa ny vavany tsy miteny, de anjaranao ny mandinika ny fiainanao.
Ny fiainanao ho aho fa tsy ny azy intsony an, izy efa lasan ol
bonne chance e!
16. mandrindra ( 12/06/2006 11:11)
diamondra27, ny fangalana tsirony miaraka amin'ny olonkafa anie tsy midika hoe tsy tiana ny vady e. mbômanao récréation kely fotsiny :D
17. Silo ( 12/06/2006 13:58)
mandrindra:ny fangalana tsirony miaraka amin'ny olonkafa anie tsy midika hoe tsy tiana ny vady e. mbômanao récréation kely fotsiny

azany ve de mbô rariny kosa; nga misy récreation izany kou izy io e!

andria: milaza aminao aho fa tsy mety zany ataonao zany, ny tsara aminao de mitadiava tovovavy celibat hoatranao, avelao izy fa efa manana ny vadiny, tsy zakanao anie io raha mba ataon'ol aminao e!
Tsarovy fa mora2 ny anaovanao izany @ ol fa ny valiny azonao kosa 1000fois ny nataonao t@ ol,
Aza atao kilalao ny fitiavana ary aza atao sorona koa ny aina, fa ho simba anie ny hoavinao e!
Mbola manana chance be debe ianao, raha ny âge nao no jerena, donc mitadiava Mlle leitsy e!
18. xxx ( 12/06/2006 16:14)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
19. Fiffi ( 12/06/2006 20:15)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
20. mandrindra ( 13/06/2006 07:11)
silo, fa inona no rariny ?
io anie sahala amin'ny zavatra rehetra e, tsy maintsy misy pause, na récréation na fakandrivotra. fa io fitiavana io raha hatao tsy ankijanona ny flux dia tsy maharitra satria vetivety dia lefy.

fiffi, inona ndray zao no mampiheritreritra eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3482