Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana

21. diamondra27 ( 13/06/2006 07:18)
mandrindra: aiza kosa e!
raha mala rivotra any enao de mety ho voatazon'ny hafa any eo de mampamangy rafotsy, misy tena spécialiste mitsy nge e!

ny ahy tsy avelako manao recré zany fa ataoko tamana be
22. mandrindra ( 13/06/2006 07:49)
diamondra27, hitanao rehefa manao baolina dia misy ny mi-temps fa miverina eo ambony kianja daholo avy eo.
io anie samy manao izay mahatamana daholo fa ny fakandrivotra tsy maintsy asiana kely foana ka. amin'izay isaky ny miverina en forme be mihitsy :D
23. Fiffi ( 13/06/2006 07:51)
mandrindra kooohh eh! mba miheritreritra zah fa hoe "ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina" koh !
24. mandrindra ( 13/06/2006 07:55)
velabelaro ihany aloha ny eritreritrao mba ho jerena
25. diamondra27 ( 13/06/2006 08:42)
mandrindra: an an an entiko miara maka rivotra amiko izy ka!:wink:
azoko re le tianao lazaina e! saingy hummm euhhhhh
tsy de voatery oe: 24H/24 de mi-colle aminy foana fa mba alefa kely izy sao de étouffé eo. De zay le maka rivotra
26. mandrindra ( 13/06/2006 08:56)
diamondra27, miaraka maka rivotra an tripla zany quadrupla :-D:-D:-D
izay mihitsy ilay izy, mila fahalalahana ny tsirairay. ary io tokotanin'ny fahalalahana io dia tokony ho halaina sy tsy kitikitihana satrai io no mahatonga ny ekilibra
27. diamondra27 ( 13/06/2006 09:55)
mandrindra: fa zà tsy mamporisika azy hiodina ange e!maka rivotra irery fotsiny izy de 'zay
28. mandrindra ( 13/06/2006 09:59)
ka io anie tsy misy mamporisika e, fa samy madeha kely fotsiny maka fy amin'izay hitiavany an'ilay fahalalahana e
29. Silo ( 13/06/2006 11:02)
Hoy mandrindra !
io anie sahala amin'ny zavatra rehetra e, tsy maintsy misy pause, na récréation na fakandrivotra. fa io fitiavana io raha hatao tsy ankijanona ny flux dia tsy maharitra satria vetivety dia lefy.

hitanao rehefa manao baolina dia misy ny mi-temps fa miverina eo ambony kianja daholo avy eo.
io anie samy manao izay mahatamana daholo fa ny fakandrivotra tsy maintsy asiana kely foana ka. amin'izay isaky ny miverina en forme be mihitsy


tsy hitako zay maha fitiava an'izany kou; ary anga ny olona sahalamin'ny baolina e ! Aza mandray antendrony hoa ry mandrindra a! ary aza arahina arabakiteny ny zavatra,

Tsy misy récreation izany ny fitiavana amiko, fa "Teitra miara mihodina faly miara manatrika" zany hoe tsy misy miala mihodina atsy na eroa izany fa samy mira manatrika ny zava-misy,

Ataovy anie fa hataon'ny ol sahalamin'ny baolina eo tokoa ianao io fa !!!!:D:D:D:D:(
30. mandrindra ( 13/06/2006 17:12)
silo, faly be zah raha ataon'ny ol sahala aminy baolina. pasy atsy dia mivadika aroa. :D
hoy ianao hoe tsy misy récréation ny fitiavana, eritreritra fotsiny izany fa tsy misy fiatona kely ka. tsy misy miredareda mandrakizay izany. ny fandartona any ivelany dia anatsarana ny ao antiny foana. ary tsarovy fa tsy misy tsra noho izany mizara fitiavana izany :D
31. diamondra27 ( 13/06/2006 17:32)
passe à 10 sa ballon prisonnier no tianao e?
32. mandrindra ( 14/06/2006 10:54)
ny ahy le passe fotsiny no tiako :-D:-D:-D
33. Fiffi ( 14/06/2006 11:05)
anjekaky ooo :{:{:{
34. andria ( 14/06/2006 12:54)
lay vadiny anie tsy kopy ininona mintsy e!ary izaho tsy hoe mitady vady sahady akory fa mba noreveko izy de mba niangavy aho hoe tsy aleo ve mba vita ny fianarako(dans 10ans) vo... dia tsy naharitra izy.izaho mbola sahirana manao doctorat no tsy angalako vady azy mba tsy ho tapaka ny zavatra ataoko.sady mbola kely anie aho tsy dia matota loatra e!fa mba te ho tsara ny hoaviko any aoriana e!fa ony oa kay ry zareo fa ngah? ny sipa misy date tsy maintsy hi tratrarina refa manambady(à 23ans)
tsy mety ngah raha 33 ans?
35. mandrindra ( 15/06/2006 06:25)
fiffi, inn njay zao ity anjekaky lava ity, mba ataovy hoe andreneny ô fa efa mievina be loatra izay ikaky any :D

andria, tsisy taonany ny fanambadina, ary tsy voatery koa manambady. tsy voatery misoratra manoloana ny fanjakna fa afaka miaraka mifanaraka fotsiny dia olondehibe roa manangana ny ho avy.
fa misy tsy azoko aloha e, 10 taona va ianao no hanao doctorat
37. TWINCAM ( 16/06/2006 09:44)
Zany an! sahirana ihany lery @zany?? ts mety zany bainina a, olona efa manambady v no hiarahanao e?? sipa bdb io na ato @ serasera fotsn aza ,oka le, aza mangala badin'olona zany fa ny adultère ange zao ka mampigadra e, sad marina le ataon ny le ol etsy ambony oe ny atao no miverina e, apetaho ny sary fa bdb ny interessé ao e hi hi hi, hafa ndray ra ohatra ka oe iz indray no mitady d zay hafa!! ok ary e
38. andria ( 16/06/2006 13:38)
ka ny tohiny tanatara izao dia efa nihataka aho nefa hitotonany any ampianarana foana sady ny tena enjana dia tambatambazany cadeau rehetra aho zao nefa izy tsy anasa donc vola ny vadiny izany no ampiediny amiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5312