bol vaovao
1. rapala
(
09/06/2006 15:10)
ahona no fahitanareo ity bol vaovao nampiasandry zareo allemand androany? Vo 18mns fotsiny de efa 3 sahady ve ny goals klé...
novalian'i rapala ny 12/06/2006 18:43
3. Ragadona
(
09/06/2006 16:44)
Mampanahy ihany ny vodilaharana rainiboto refa mihaona amin ireny efa zatra ady toa azy ireny
4. Zina
(
09/06/2006 17:49)
ahona no fahitanareo ity bol vaovao nampiasandry zareo allemand androany? Vo 18mns fotsiny de efa 3 sahady ve ny goals klé...
nasian'ny gri gri ilay bolina
5. hery
(
09/06/2006 19:53)
Tena ratsy fiatomboka ity mondial ity...
Ratsy be daholo ny filalaondry zalahy.
Pologne zany moa dia tena mihanahana mihitsy...
Oviana vao ho tonga ny ekipa kalaza...
Ratsy be daholo ny filalaondry zalahy.
Pologne zany moa dia tena mihanahana mihitsy...
Oviana vao ho tonga ny ekipa kalaza...
8. Fiffi
(
10/06/2006 06:30)
Fanja: heu.... zah aloha akia tsy hanao pari @ io an! fa indraindray manko misy ekipa heu...mahagaga hiany .
9. Ragadona
(
10/06/2006 07:32)
Dia miala tsiny akia ry Fanja1 fa dia tsy ho lasa lavitra i Allemagne raha ireny filalaony omaly ireny. Marina fa nandresy 4 et 2 izy saingy ty vodilaharany toa ho mora foana hoan ireo ekipa mitovitovy lenta aminy ny mamaky azy. Costa Rica ary tsy sahirana ny namaky azy fa ny traikefa fotsiny no mbola elanelana be
10. Fiffi
(
10/06/2006 07:39)
Ragadona: ohatran'ny ninonino tena loatra ry zareo hoe handresy ny fahitako azy.
11. naughtyboy
(
12/06/2006 06:33)
amafisiko tsara ko ny koziny ragadona we ho sahirana ny rainiboto eo @ vodilaharana ra sendra ny mpilalao toy : ronaldinho,rooney,t.henry ..
12. mandrindra
(
12/06/2006 07:38)
mikasika ny baolina ampiasaina, teknolojia vaovao io baolina io. araka ny filazan'ny tompon'andraikitra ao amin'i adidas dia io no baolina manakaiky indrindry ny forme tena boribory.. nihena ihany koa ny lanjan'ny baolina raha oharina tamin'ny mondial 82 sy 86. izany dia manome avantage ho an'ny mpitifidavitra satria tsy dia mila asa be fa effet kely fotsiny dia mampiova be ny trajectoiren'iny baolina iny.
ny vodilaharana almana indray dia ilay latéral droite foana no tsy nilahatra ka nahatonga ireny baolina matin'i costa rica ireny. ny système de défense en ligne anefa dia tsy andraikitry ny vodilaharana ihany no mampandeha azy fa mila pression ataon'ny milieu de terrain mba hanapahana ny passe en profondeur. fa ataoko fa iny match voalohany iny sy ny match roa manaraka no tena hanaovana izany reglazy izany. aoka ho tsaroana fa roa taona anie izay ny rainiboto tsy nanao mtch officiel e. izay vao tonga ny pression.

13. rapala
(
12/06/2006 07:49)
mandrindra: tena maharaka ny fandehan-javatra tokou enao... izay no nhatonga ahy nanontany ilay fanontaniana fa to navadikindry zalay vety2 ilay kozy.
14. mandrindra
(
12/06/2006 07:58)
rapala, raha nahita ilay baolina fahaefatra matin'ny almana, frings, ianao dia iny no ohatra tena mazava. daka intérieur du pied droit ilay izy nefa effet mivoaka mandeha miankavia ilay baolina.