soavaly fotsy !

1. watafon ( 06/06/2006 08:45)
Nisy belges roa lahy hono zany nanana soavaly anakiroa mitovy , d isa-maraina izy roalahy mandehandeha any d refa hariva d miady hevitra oe ahoana zao no hanavahana ireto soavalintsika ireto?
- d ozizy le ray oe andao tapahana ny rambon'ny iray d raikitra ary.Nony maraina anefa ny andro d jerena samy tapaka ny rambon'ireo soavaly roa
- ny hariva ndray d hoe anadao asiana kavina ny soavaly iray hanavahana azy e! kanjo nony maraina ny andro d samy nisy kavina ireo soavaly d samy naka iray d samy nitaingina indray
- d mbola nitranga ihany ny olana ny ampitso satria nasiana marika ny lohan'iray ny hariva d nisy koa ny iray ny maraina farany leo izy roalahy d niteny ilay iray oe:
aleo lesy le maintimainty nenaà d le fotsifotsy ny an'ialahy an !
novalian'i zoklbfkfk ny 20/06/2006 07:13
2. lapino ( 06/06/2006 08:47)
Ko tsy ozizy ve ilay iray hoe "Aleoko letsy ilay marron a!" :-D:-D:-D
3. totofy ( 06/06/2006 08:53)
:-D:-D
4. mandrindra ( 06/06/2006 09:10)
:-D:-D:-D
5. mamzelkely ( 06/06/2006 09:13)
=))=))=)) venjana aa =))=))
6. pissoa ( 06/06/2006 09:35)
watafon, zah tsy mahazo kaaaaa 8O De aveo kou le tenin'i lapino vao maika tsy mampahazo 8O
7. Rainikarabo ( 06/06/2006 11:55)
:-D:-D:-D

pissoa> sao dia mba belge enao? :-D
8. mamafara ( 06/06/2006 12:07)
:-D fa naninona raha izay ela izay no navahana tmin'ny lokony ilay soavaly. watafonko, tena dondrona ireo belge ireo an!
9. dadasy ( 06/06/2006 12:13)
Tsy belge i Pissoa ka8)
10. ikalakintina ( 06/06/2006 13:38)
:-D:-D:-D
11. mandrindra ( 06/06/2006 13:51)
dadasy, ie tsy belge i pissoa ka, soloy l ilay g dia izay no pissoa aminy :D
12. pissoa ( 06/06/2006 13:56)
Hita hoa ry Dadasy :-*:-*:-*
Rainikarabo, zah aza gasy manja kely ity kou belge a belge 8O ... anontanio anie i mandrindra e :wink::-D:-D:-D
13. MTN ( 06/06/2006 14:09)
six
14. Herimiafina ( 06/06/2006 14:19)
Raha soavaly pie-noire izany tena mety favy an! hehehehehehe=))=))
15. lapino ( 06/06/2006 14:44)
Pissoa, rehefa tsy ilay belge ary ndry, dia ilay fotsifotsy sa ilay maintimainty? :wink:
ps: mody ovay hoe ganagana dia azon'i pissoa :wink:
16. pissoa ( 06/06/2006 15:15)
Ngah tsy azoko ihany eeeee ... Mba vendrana be kou le belge kah.
Wata :-D:-D:-D

lapino: Ze tsy elà fa elah kou haiko fa tsy belge ;)
ps: lapino elefanta kely mitadidy be kle :wink::-D:-D:-D
17. watafon ( 06/06/2006 17:19)
pissoa: mbo gaga ihany mantsy za less oe d nahoana loatra ?:-D:-D:-D
tantaraina mivantana ange no mahatsara kokoa azy io fa ny loza d raha manontany eny ampiandohana ny mpihaino hoe : f'angaha mitovy ny lokony ? :-D:-D:-D:-D
18. pissoa ( 06/06/2006 17:30)
Hihihi, misaotra less am'blagy an :-*:-D:-D:-D
Tsy hita retsy fa tsy azoko tam'voalohany fotsiny an :-D:-D:-D
19. kiali ( 06/06/2006 17:46)
de iza no anaran'ilay sovaly?
20. vale ( 06/06/2006 17:53)
watafon:

Nisy belges roa lahy hono zany nanana soavaly anakiroa mitovy , d isa-maraina izy roalahy mandehandeha any d refa hariva d miady hevitra oe ahoana zao no hanavahana ireto soavalintsika ireto?
- d ozizy le ray oe andao tapahana ny rambon'ny iray d raikitra ary.Nony maraina anefa ny andro d jerena samy tapaka ny rambon'ireo soavaly roa
- ny hariva ndray d hoe anadao asiana kavina ny soavaly iray hanavahana azy e! kanjo nony maraina ny andro d samy nisy kavina ireo soavaly d samy naka iray d samy nitaingina indray
- d mbola nitranga ihany ny olana ny ampitso satria nasiana marika ny lohan'iray ny hariva d nisy koa ny iray ny maraina farany leo izy roalahy d niteny ilay iray oe:
aleo lesy le maintimainty nenaà d le fotsifotsy ny an'ialahy an !
hihihihihihihihihihihihihihih,:-D:-D:-D:-D=))=))=))


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903