ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy...

1. naughtyboy ( 05/06/2006 08:13)
de tsy maintsy hiaina ny gidra2 ny matanjaka(superpower nation) eto foana ve isika ,zao ndray zany i Bush mila manambitamby resaka @ Iran satria misy toejavatra 2 tsy azony ialana :
- lasa mihena ny vatamiaramilany bekintana tao arinany Irak reny sy ny budget
entina @ kampaina hamongorana ny firenena \"Axe of evil\" ,Iran sy korea avaratra,ny eropa tsy misy mety manampy ankoatry Royame uni
- lasa matanjaka tampoka Iran noho ny fiakarany solika ara ekonomika ,ary tafiditra @ tony \"Organisation de Shangai\" zay niforona tsy ela akory herinandro
zay ahitana reo laibany otrany Putin,filoany korea avaratra . fitambarany reo firenena avy ao afovoany atsinana sy ny azia zay mitovy @ OTAN .Mbola Iran ihany ko no miandry ny vavahadiny Golf of persia,detroit d\'ormuz
Ka ny ifandraisany eto de tsy azo adino fa Iran dia firenena mitazona ny laharana faha3 @ partenera komersialy ao arinany china,frantsa ao Dago ..mahagaga ho sahirana be ihany ny bekintana @ io satria na Iran aza akamabeny tandrefana taloha raha nanangana CEA ny frantsay fikarohana nikloeary sy fitavampiadina matanjaka zay mazava wazy nahazo vola t@ Eurodiff sy Iran.tsy mahagaga fa ry zareo no nahazo F14 tomcat taloany bekintana .Ny olana de efa mihamafana tokoa ny tany noho ny vokatry ady lava
ka tsy azo eritreretina akory fiatraikany ao anatiny ty taonjato hianantsika ty ka asa re..

novalian'i prime ny 12/07/2006 08:46
2. Lalah ( 05/06/2006 10:21)
Na misy aza izany tsy hampilatsaka any bekitana mihintsy, matanjaka foana izy.Iran zany ouf mety matanjaka androany, fa rampitso de midaboka, bekintana bekitana foana, satria ny tarigetrany de hoe GOD BLESS AMERICA, ary tena marina io.
3. naughtyboy ( 05/06/2006 11:45)
ny politika mietraketraka ataony reto mpitondra erantany mibodo fananan'olona
no manome lagy fa na ny ahazo ny bekintana ndray tsy de misy rarahina loatra
ny vahoaka ao aza nge betsaka tsy mankasitraka reny ady reny vola sy aina atakalo tombotsoa ekonomika satria ao le ampobo diso toerana we maka fa tsy mila miera ,ideolojiany tandrefana efa taonjato maro zay..
4. Rainikarabo ( 05/06/2006 12:12)
raha ilay lohateny no vakiko dia hoy aho hoe: ny olona no miha-ratsy.

Lalah> tsy misy firenena hatanjaka mandrakizay.
5. Zina ( 05/06/2006 14:53)
ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy..

Ny olona no miha-ratsy ka...

lalah a ie marina io lazainao io oe God bless America fa tsy ho blessed fona ry zareo misy limite ny zavatra rehetra
Rainikabaro a ie marina izany
6. cutie ( 05/06/2006 18:40)
ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy...

ny olona no miharatsy.
7. prime ( 06/06/2006 07:55)
Dia inona no fanafana??? :lol:
Bekintana tsy maintsy hiaro ny tombotsoany sy ny vahoaka israeliana, Iran tsy maintsy hijoro @ foto-keviny... Dia i gasikara aiza ho aiza moa???:-P
8. naughtyboy ( 06/06/2006 08:38)
tsy mora tsony io fikasany i bush io na de unfinished business t@ androny ny
rainy aza io ny fitondrana ny firenena hafa toy ny saribakoly no fototra ratsy azavaiko kely :
efa ela no tao anaty ny fandaharampotonany bekintana ny ady ekonomika @ reo firenena ao afovoany atsinanana , tratrany conspiracy taminy androny Aayatoylah Khomeiny dia nalefa hialoka2 ao paris( chateaux le- neaufle)
de napetraka ary ny mpanjaka Shah hisolo(zay marihina fa ny bekitana no tompomarika) kanjo i Mossadeg miandrakitra ny politika anatiny de niaro hevitra nationalization ny kompania mamokatra solika ao aminy zay mifanoitra @ fikasany ny bekitana we privatiser-na aminy zareo de nasorina teo avy atrany
de raikitra ny ady ny golf Irak vs Iran analemena aratoekarena ny 2 tonta.
ny zvmisy hafa nefa de efa nahazo fitaovampiadina mahery vaika Iran fanomezana avy @ ra Hu-Jintao akama tsara avy any korea ary ny miaramila bekitana tsy ampy ka ny garda nasionaly mintsy no avoaka,fa raha raiktra kosa angovo de israely 1 manontolo no rakotry ny bomba nokleary avy ao Iran,ary toa we maharakotra hatrany paris,berlin,brussel ty zv mamoafady ty,ny tsara alo de mba mikambana evitra aminy sy manoana arabola ny russia,saudia arabia,koweit ka de asa ra mbola bemokony ihany ko i Bush ..
9. tangalamaitso ( 06/06/2006 09:18)
Ny olona no miha ratsy :o:o:o:o:o
10. naughtyboy ( 06/06/2006 10:23)
mbola mijery baolina any reto vaventy tompony ozatra kalo atr@ zao i Gasikara fa tsy de misy ambara firy, nisy zv nitranga nahagaga kely zao tsy ela vao niresaka kely ny fanoanany an'i Iran lahiniriko filoany antemimiera taloa de voatsoaka avy atrany teo @ toerany .. ka aiza marina ty demokrasia ty re olona ..
11. rapala ( 06/06/2006 12:25)
Lalah: to tena pro amerika enao izany klé? God bless every nation fa tsy america irery:-D
12. cutie ( 06/06/2006 12:40)
rapala,eny wa:wink:
13. rapala ( 06/06/2006 13:03)
cutie::-*:-*
14. Lalah ( 06/06/2006 17:34)
rapala, de maninona anefa e! zay no tiako koa, zay tiako ihany io, aleo aloha aho hankafy zamerika, fa nareo mahazo tsy tia anie, za angaha hiteny intsony, zay no tiako, ny boursenay aza zao vao niakatra indray, midika zany fa nitombo njay ny sosin ny Statenay, faly ery aho ko! kon:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
15. rapala ( 06/06/2006 17:48)
Lalah: de ahona no hiafaran'i madagasikara rehefa tsy bless-ny god?:-D:-D:-D
16. naughtyboy ( 06/06/2006 19:11)
lalah : mbo diniho tsara ihany alo ny fiatraikany fisondrotany fiainana,solika ahazo ny tany mahantra ampihena ny fivoarana ekonomika aorina , aza adino fa kolonia britanika anie reto yankees reto e zay empira natanjaka tokoa taonjato vitsy2 zay nefa tsy misy maharitra zany efa mivoatra ny tontolony jeo-politika na de tsy masakana ny setrasetra ny bekintana tsy misy moral fa ny ozatra no miresaka..
raha otrany lalah daolo ny oul de vety2 ny bekintana de lasa andriamanitra kely
haha.. ny aty ndray tsy azo rebirebeny reo @ hevitra toa marina we God bless america aleoko mihaino le nolazainy rapala we God bless every single nation.
ary ny tiako aza de mirary fivoarany nosindrazantsika noho ny manindraindra ny
firenena hafa zay mapitondra fahorina ny sasany fotsiny.. be cool man fa aza mora taitra @ borsa kely niakatra zany an..
17. cutie ( 06/06/2006 19:44)
tsy ny benkitana kosa alou no ratsy e, fa le mpitondra azy no ratsy :P
18. naughtyboy ( 06/06/2006 20:05)
cutie; marina ny anjy we mpitondra no ratsy de ny oul zany no miaratsy , nisy mantsy voafitaka we niakatra ny saosiny states fa niakatraka ny borsa tsy marina io fa tetika @ ty fifidianana ao states hanatsarana vety2 ny quote-ny i bush @ reo mpifidy fa ny taxe sy solika miakatra daolo no andoavany reny..
19. cutie ( 06/06/2006 20:52)
nauhtyboy:wink:
20. marozevo ( 07/06/2006 19:35)
Tena grave tokoa... Angamba sady miha lany vatsy ny tany, moa ny olona miha ratsy rahateo..

fa mbola misy foana ny fanantenana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0576