ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy...
22. naughtyboy
(
07/06/2006 23:29)
fijo: sao de mba diso kosa iny we besa ihany no miteny misy kou nge le lola nihira fa tsy any besa rery ny sehatra haha...ny reviko kalo de izy 2 bessa+ lola tonga de favy
beh wa , tsy misy madinika sy vaventy fa mahazo miteny ze manakambara mbo
fanantenana iny ngamba met tanteraka 1 andro any " l'espoir fait vivre .."
beh wa , tsy misy madinika sy vaventy fa mahazo miteny ze manakambara mbo
fanantenana iny ngamba met tanteraka 1 andro any " l'espoir fait vivre .."
23. nandrianina
(
08/06/2006 23:45)
Ny oul mintsy nama no miha-ratsy a!aiza ve de tsy mba hisy hisaina mintsy zay tonga eo fa de samy manao zay sai-patany daholo.Aza de matory lôtra ry reto fa GASIKARA nge zao efa lafo tsikelikely e!
Zah de manahy fa raha zao no mitohy de hiverina mora² ny VOANJO ary zay vô ho tonga @ le fitenenana hoe tompony mangatak' atiny isika. Ny mampanahy anie de zao e; izay mahazo de mitady hialokaloka any ivelany fa tsy misy tamana eto intsony, any izy no manoro-ponenana; de ouz izy hoe avelao ihinan'niany eo ny GASY f' izy tsy te hahalala.Rôvina vô hifoha ry valala be mandry ô.

24. Lalah
(
09/06/2006 15:46)
Zay de misy miakatra afo njay ny sasany nefa efa hoe za be sangy, vao maika i naugt io tezitra eo fa aleo amin izay ity hanihany madinidinika ity hajanona. Tandremo sao vaky ao ity fo kely ry naugty an!:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
25. fijo
(
09/06/2006 18:59)
mandrindra raha izay no mitranga,dia ho sahirana ireo vahiny manantany any,fa hanjary toa an'ny zimbabwe io.hoalaina hankeriny ny taniny
26. marozevo
(
11/06/2006 20:36)
raha tany "domaniale" no lasan'ny vahiny dia tsy rariny kosa , satria tokony ho prioritaires ny fangatahana ataon'ny teratany Malagasy. Fa raha tany efa vita titre sy cadastre kosa no vidiany, dia adalàn'izay mivarotra ny taniny.
27. naughtyboy
(
12/06/2006 09:43)
lalah kalamm fotsiny toi .. fo vato ny aty matanty rangitra fa nisy nilaza teo we aza manao valala be mandry fa efa ela no tonga mandombaravarana reo mpandroba ekonomika ka mailo2 ihany.
miombokevitra @ i fijo ko aho hoe miverina @ firenena 1 foana ny taniny na araky ny lalana iraisampirenena na arakery (masimandidy aminy taniny sy ny fananany ny firenena 1)na de misy aza ny olana diplaomatika , fitondrana politika na anatiny na ivelany dia eo ny fiandrianampirenena zay misy @ firenena rehetra erantany zay ataony reo bokona tsinotsinona ndray2

28. marozevo
(
13/06/2006 21:46)
Ary mba ahoana kosa ny hevitrareo, na ny marimarina kokoa ny hevitry ny lalàna raha toa ka "naturalisé" ilay vahiny. Ohatra KARANA ao Antsirabe.
Fantaro fa araka ny statistique 2000, dia 60%n'ny tany vita borne ao Antsirabe I dia vita borne amin'ny Karana-Gasy.
Fantaro fa araka ny statistique 2000, dia 60%n'ny tany vita borne ao Antsirabe I dia vita borne amin'ny Karana-Gasy.
29. naughtyboy
(
16/06/2006 20:05)
raha ny fantatro aloha aminy fizakana zompirenena @ tany 1 dia misy volavolandalana tsy maintsy arahiny olompirenena rehetra manaja sy zo sy ny toavina @ firenena iray ka raha mahatanteraka ireo andraikitra ireo ny mpiavy
de tsy olana mihintsy fa ny hetra kosa tena dia mahasarotiny ny firenena 1 fa ny fampiarana ny lalana ho an'ireo zay mandika no samihafa..
de tsy olana mihintsy fa ny hetra kosa tena dia mahasarotiny ny firenena 1 fa ny fampiarana ny lalana ho an'ireo zay mandika no samihafa..
30. naughtyboy
(
05/07/2006 15:49)
de iny ary fa miala any ra Hu-jintao mila vanony any @ ranomasiny Japon manandrana missile zay mety aharakotra ny Alaska ray manontolo,ary manelanelana ndray kofi Annan
31. marozevo
(
05/07/2006 21:27)
sarotra ilay resaka zareo ah...
Piongyang manao missile.
Iran manao inona moa....
Afghanistan manao terrorisme.
I France sy USA mitsabaka atsy sy aroa rehefa misy interet arovana.
I Italie mba misarangotra kely amin'i USA.
Ny casque bleu misy mamono.
Ny HAMAS mahazo majorité any Palestine.
Mitombo ny zava-mahadomelina any Amerika atsimo sy any amin'ny triangle d'or.
Moa ve ny tany no efa lany vatsy ?

33. prime
(
12/07/2006 08:46)
Izaho ry zareo, eny e mety azo raisina tokoa hoe ny olona no miharatsy fa mahita hoe izany no fitiavan-tanindrazana... Ny any ivelany rehefa izay no ahitan'ny fireneny tombotsoa dia ampiharina io, fa ny gasy, variana matory atoandro ity no mahagaga...:lol: