Kambana
1. pissoa
(
04/06/2006 14:11)
Misy ramatoa ony zany manana zanaka kambana mirahalahy. Dia tena mitovy be ry bandy kely, dia gaga ny tanana hoe ahoana aza no hahaizany manavaka azy roalahy ireo. Dia nanontaiana ...
- Ny iray mahay manisa hatramin'ny 950 fa ny iray 890 fotsiny.
- Ny iray mahay manisa hatramin'ny 950 fa ny iray 890 fotsiny.
novalian'i pissoa ny 08/06/2006 10:49
4. Herimiafina
(
04/06/2006 14:41)
Tsy ratsy indray iny, tokony asiana tatouazy ry leirony na marika klé, hehehehe=))=))
6. Herimiafina
(
04/06/2006 14:54)
Misy blagy mitovitovy io ihany blague gore.
Rehefa tsy hita izay hanavahana ilay kambana dia asiana mangana ny vatany de fantatra, hehehehe=))=))
Rehefa tsy hita izay hanavahana ilay kambana dia asiana mangana ny vatany de fantatra, hehehehe=))=))
7. lapino
(
04/06/2006 15:13)
pissoa, asaina manisa 891-895 foana zany? :wink:
Fa mety milay ihany izany hoe miaraka amina sipa misy kambana aminy an! Hmmmmmm. Atao mangana aloo ny iray, dia rahampitso tonga dia fantatra hoe ilay iray indray zao! :-D:-D:-D
Fa mety milay ihany izany hoe miaraka amina sipa misy kambana aminy an! Hmmmmmm. Atao mangana aloo ny iray, dia rahampitso tonga dia fantatra hoe ilay iray indray zao! :-D:-D:-D
8. Herimiafina
(
04/06/2006 15:18)
Renjekaky oo :{:{ ry lapino.
Iny indray mangana ho azy kah, hehehehe=))=))
Iny indray mangana ho azy kah, hehehehe=))=))
9. pissoa
(
04/06/2006 16:14)
lapino ity bandy kely saina-sipa tsssss; efa hoe mirahalahy mbola avadiny sipa ihany le resaka :-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
04/06/2006 16:43)
Ka azo avadika sipa ihany koa tsinona le resaka sa refa sipa kambana dia tonga d emora fantatra ry pissoa? hehehehe=))=))
11. pissoa
(
04/06/2006 16:48)
Hihihi, hay HM kou mitovy am'lapino ihany fa lapino fotsiny no niteny volouany :roll::-D:-D:-D
12. pissoa
(
04/06/2006 16:52)
lapino:Tsy haiko fa notantaraiko fotsiny kah :wink:=))=))=))
pissoa, asaina manisa 891-895 foana zany?
13. Herimiafina
(
04/06/2006 17:08)
Renjekaky oo :{:{
raha izao no mitohy tsy hainjy tsony ny manavaka anay sy lapino klé. hehehehe :-D
raha izao no mitohy tsy hainjy tsony ny manavaka anay sy lapino klé. hehehehe :-D
17. Herimiafina
(
04/06/2006 17:23)
Tairo klou pour le moment i lapino ihany no atao hoe lapino klé, hehehehe=))=))