Kambana

21. lapino ( 04/06/2006 17:47)
Fa raha lasa tsy lapino dia mahay manisa hatramin'ny firy aloo?
22. pissoa ( 04/06/2006 17:51)
An3 ka, na lapino na tsy lapino dia 950 :-D:-D:-D Sa ve re 890 e :roll:
23. lapino ( 04/06/2006 17:52)
Tena tsy vitako zany fa be loatra kle :-D:-D:-D:-D
24. pissoa ( 04/06/2006 17:54)
891-895 kou ve de tsy hain'lapino :-D:-D:-D
25. lapino ( 04/06/2006 18:02)
Tsy ampy an'izany ny rantsako ko :wink::-D:-D
26. pissoa ( 04/06/2006 18:15)
Ka atomboka 890 anie fa tsy 0 e, sa firy ny ratsan'lah? :-D:-D:-D
27. lapino ( 04/06/2006 18:33)
Inn daôly aloo no isaina am'le rantsana e? :wink::-D:-D
28. pissoa ( 04/06/2006 18:50)
Ratsan'ny tanana havia ihany dia ampy kah :wink::-D:-D:-D
29. lapino ( 05/06/2006 07:05)
Rantsan'ny tanana havia koa ve dia ho ampy 890 e?! Kôzy na hisaina ambakan'ny orona sy ny sofina koa aza!! :wink::-D:-D:-D
30. pissoa ( 05/06/2006 08:45)
Hihihi, ka efa hoe manomboka 890 izany fa tsy 0 :-D 0-890 izany ataovy isa an-kandrina fa mbola hay io tsinn :-D:-D:-D
31. mandrindra ( 05/06/2006 11:05)
milay ilay kambana vavin'i lapino ka :D
32. lapino ( 05/06/2006 11:08)
pissoa, ka tsy misy azo isaina eo amin'ny handrina ko :roll:

mandrindra, sao dia mba tsy kambana amiko zany fa mikambana amiko?
33. mandrindra ( 05/06/2006 11:28)
ka maninona mihitsy moa raha hoe akamban'i lapino e
34. pissoa ( 05/06/2006 11:29)
lapino kou :twisted: le kajy an-kandrina tam'T1 sy T2 no teneniko fa zah ngah miteny oe misy (tandroka) isaina eo amin'ny handrinao :roll::-D:-D:-D:-D
35. lapino ( 05/06/2006 14:24)
mandrindra, fa misy firy izy izany le? :-D:-D:-D

pissoa, fa ahoana koa ity :twisted: mitandroka be ity kle? Fa io aloo fa misy 1 sy 2 hitako eo e!! Hahay manisa ihany aho zany 8):-D:-D
36. pissoa ( 05/06/2006 16:07)
Zay de mody sady mamaly no mampiasa :twisted: ihany :-D:-D:-D
37. sasa ( 06/06/2006 03:23)
pissoa kou tsy ela be ve raha isaky ny hiantso d asaina manisa aloha :-D:-D:-D
38. mandrindra ( 06/06/2006 08:15)
lapino, za ndray ve lesy no hanisy hoe firy no nakamban'ialahy tao. sa mahazo mijery ?:-D
39. watafon ( 06/06/2006 08:30)
:-D:-D:-D:-D
40. lapino ( 06/06/2006 08:45)
pissoa:
Zay de mody sady mamaly no mampiasa :twisted: ihany :-D:-D:-D

Ary io ka?! :-w:wink::-D:-D:-D

Mandrindra, ka mbola mila mianatra manisa kloo fa ny olana zao mbola hoe iza no rantsana hampiasaina ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078