Ampidiro aloha ny tenimiafina
manahona daholo nareo
1. tataxx
(
02/06/2006 13:40)
mba faly aho mba te andray anjara @ ity serasera ity dia mba anome soso kevitre mafinaritra ny tahaka izao dia mazotoa miserasera hatrany fa milay be.
2. Fiffi
(
02/06/2006 14:56)
tena milay be mihintsy kah! sady eto :) de ampy :D
3. Fiffi
(
02/06/2006 14:58)
tataxx: tongasoa enao ! de mazotoa koh mi-forum eh! :)
4. tisera
(
03/06/2006 13:41)
:D:D:D: tonga soa tataxx dé misaotra anao sahady hanatevin-daharana ato é! tsara ato é! zà aloha tamana an!!!!:lol:ilay namana ato no tena mahay izay maha-tamana :-*:-*:-*:-*
5. Fiffi
(
04/06/2006 05:36)
6. arson
(
13/06/2006 11:41)
tonga soa enao!eto aloa de mitsikitsiky foana e!na tezitra aza enao.:lol::lol::lol: