RY TANINDRAZANAY KARANA O!

1. petsambava ( 01/06/2006 07:13)
Ry tanindrazanay karana o!
ry MADAGASIKARANAY sinoa
rehefa avy nandàlovan'ny valàla
dia mbola mijaly dia mijaly tokoa


tahionao ry zanahary
ity filoha ra8nay ity
hivarotra ny tanindrazana
e faly be tokoa ny allemà
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:33
2. Fiffi ( 01/06/2006 07:17)
:evil: misy hoa tena tsy hay intsony fa de mirediredy sisa ve no mba azo hatao eh ? :evil:
3. johnny ( 01/06/2006 08:11)
marina mitsy kosa io lazainy io koa fa enao mitsy kosa angamba no jamba ry fiffi a :°)
4. andry44 ( 01/06/2006 08:12)
Mampalahelo de mampalahelo tokoa izany saingy zava-misy ny apahany maro.
Aza ilaozana mirediredy na de izany aza fa mba miketrehà hoe inona no tokony ataoko mba hanarenana an'i Madagasikara?Inona no azoko atao?
Mahereza daholo!
Momba antsika Andriamanitra
5. Rainikarabo ( 01/06/2006 08:23)
fijery ivelany ireo angamba! 'nareo angaha mahita firenena tsy misy sinoa sy karana?
6. andry08 ( 01/06/2006 08:28)
Sady Madagasikara anie ka nosy ry zareo e!
Ka andeha hohidina sa asiana fefy manodidina?
7. johnny ( 01/06/2006 08:37)
zany nosy zany indrindra no tokony tsy ho sarotra ny manakana ny jiolahy fotsy sy lava orona tsy hiditra ao noho ireo firenena hafa miray sisin-tany amin'ny firenen-kafa. fa zany hoe ny antsika moa ny sisin-dranomasina atao vavahadin'ikala adala ka izay rehetra te hitsofoka mitsofoka avy koa ;-).
mety misy hilaza indray hoe ka aiza ary no haitana sambo ahafahana miady amin'izany fidirana an-tsokosoko izany.
misy tokoa ny fomba fa ny mpitondra mihitsy no tsy hanao raha. ny vola rehetra indramina isanandro reo atao inona fotsiny. zavatra tsy nisy nandeha tany amin'ny fampandrosoana ny toekarena reny na ny ariary aza. ividianana sambo reny iambenana ny sisindranomasina. ireo vatosoa sarobidy aondrana antsokosoko reny maninona raha asiana fanarahamaso dia ny vidiny no entina mividy fitaovam-piasana!
misy ny azo atao fa ny mpitondra no tsy mivaky loha. tsy ny tantsaha sy ny vahoaka mahitsy no tokony hiandraikitra anzany voalohany.
8. xxx ( 01/06/2006 08:58)
(l)Bold textUnderlined textItalic text[center]Centered text[/center][color=red]Red color[/color
ISIKA ITY DIA EFA NAMIDY ANKOLAKA MIHINTSY RAHA IZAO ALOHA NY VAHOAKA MALAGASY DIA MITADY HEVITRA HAINGANA SA TSY ZANY RY VAHOAKA IZAY FA OKAY DAHOLO MBA TENENO NY DEPUTE AMIN'IZANY OK
9. Fiffi ( 01/06/2006 09:01)
Rainikarabo:

fijery ivelany ireo angamba! 'nareo angaha mahita firenena tsy misy sinoa sy karana?
ka io anie no mahagaga ahy eh !!! raha jerena fotsiny zao ny statistikan'ny vahiny eto frantsa ohatra , jereo kely ange ilay navoakan'i fanja eh! ny espagnol mahatratra firy isan'jatony ? de midika inona zany ? raha hatambatra ny vahiny ao @ firenena 1 , mahatratra fisy ny % zany ? de midika inona zany ?
Tsy jamba mihintsy aho matoa afaka manoratra eto ry johnny an!


10. bozimanga ( 01/06/2006 09:05)
JOHNNY AHOANA NO FOMBA HANDRAISAN'NY TANTSAHA ANDRAIKITRA AMIN'IZANY ? NY FAHASAHIRANANY @ LAFINY MARO AZA TSY HAINY KO.
11. Fiffi ( 01/06/2006 09:06)
xxx:

ISIKA ITY DIA EFA NAMIDY ANKOLAKA MIHINTSY RAHA IZAO ALOHA NY VAHOAKA MALAGASY DIA MITADY HEVITRA HAINGANA SA TSY ZANY RY VAHOAKA IZAY FA OKAY DAHOLO MBA TENENO NY DEPUTE AMIN'IZANY OK
xxx: misy porofo ve ? nga izy ity ohatran'ny hoe mofo ka namidy ? Nga koh i xxx tsy ao anatin'ny vahoaka Malagasy ? :wink:


12. Fiffi ( 01/06/2006 09:16)
johnny:

marina mitsy kosa io lazainy io koa fa enao mitsy kosa angamba no jamba ry fiffi a :°)
ka raha marina ary zany , maninona no tsy mihetsika fa manaiky an'izany ? zah ve zany no tena hatao hoe jamba nefa ianareo milaza fa marina izany tsy manao na inona na inona fa dia manaiky an'izany fotsiny ?:roll:


13. sareraka ( 01/06/2006 10:02)
Rainikarabo:

fijery ivelany ireo angamba! 'nareo angaha mahita firenena tsy misy sinoa sy karana?



ka matory mitsangana isika ka aiza no tsy araraotin'ny sinoa sy ny karàna jereo ny garnison du 1ér régiment eo andohan'ANALAKELY lasan'ny sinoa o!
mantsina masiso malànay malànay!!!!....

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
14. Rainikarabo ( 01/06/2006 10:39)
Ny fanontaniana napetrako ry sareraka dia hoe aiza misy firenena tsy misy sinoa sy karana an!.

Nareo ireto ange dia mahagaga mihitsy, refa ny gasy no misondrotra sy miroborobo ny orinasany lazaina fa mpanao afera maloto sy mpangalatra, refa ny sinoa sy ny karana no mihetsiketsika mampiroborobo ny varotra ataony lazaina indray fa anjakan'ny sinoa sy ny karana ny tanana.Dia lany andro sy sorena mahita ny hafa tafita eo 'nareo ry zalahy.
15. Fiffi ( 01/06/2006 10:43)
Rainikarabo:

Ny fanontaniana napetrako ry sareraka dia hoe aiza misy firenena tsy misy sinoa sy karana an!.

Nareo ireto ange dia mahagaga mihitsy, refa ny gasy no misondrotra sy miroborobo ny orinasany lazaina fa mpanao afera maloto sy mpangalatra, refa ny sinoa sy ny karana no mihetsiketsika mampiroborobo ny varotra ataony lazaina indray fa anjakan'ny sinoa sy ny karana ny tanana.Dia lany andro sy sorena mahita ny hafa tafita eo 'nareo ry zalahy.
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ? io aloha de tena tsy azo lavina mihintsy io voalazanao io ry Rainikarabo an!


16. mamzelkely ( 01/06/2006 13:07)
ny ahy de tsotra ftsn ny lazaiko we asehoy eo aza zay tena sur fa hahavita ny vitany ee c tout
17. Herimiafina ( 01/06/2006 13:09)
Favy kosa le tononkira an! Tononkira marina ka tononkira, afaka foronina etsy sy eroa, hehehehe:-D
18. xxx ( 01/06/2006 13:22)
Ry tanindrazan'i HM ooo :roll::-D:-D:-D
:-* fotsiny leisy.
19. Herimiafina ( 01/06/2006 13:29)
Misaotra leisy ry xxx, quel honneur leisy!
Fa na dia izany aza tairo ny OPK aloha fa mila lecteur DVD zah ao antrano klé. hehehehe:-D
20. yonikafopl ( 01/06/2006 13:39)
Fa hono wa kalou ee, le sinoa sy karana ve oviana no niditra teto Madagasikara, amin'izao fotoana nitondran'ny Filoha Ra8 zao ve?????Azy ve ny fahadisoana nampiditra an'ireo kelimaso sy lava orona reo???

Dia ahoana moa no ilazana we mivarotra tanindrazana ny Mpitondra?? raha mitady fiaraha-miasa amin'ny firenena heverina ho matanjaka noho i Madagasikara ve de lazaina ho mivarotra?ny hafa tsy hanampinampy amzao fa mila tambiny izy ireo.

Fanontaniana mipetraka manitikitika ny saina ihany ny ahy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152