RY TANINDRAZANAY KARANA O!
45. Fiffi
(
03/06/2006 13:40)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
46. boubounezy
(
04/06/2006 09:02)
aza manantena ny aita anjely iakats'eo zany nareo fa zé mba eo refa navita ny tsara vitany dé sôry an'A/tra satsy tsika efa zatsa ny tsinjy aloka fona dé matahatsa tsy sa mijoro @ marina mba ivoarany fianatsika gasy ka refa tsy sa hiady @ fanjakana fa aleo manao ty kely fona dé tsisy mazo mimenimenn zany ary fa dé aleo zakaina fotsiny e! finona tsy arahanasa tsisy dikany akory zany:evil:
50. rapala
(
06/06/2006 12:12)
ka ny sinoa sy ny karana ange efa t@ fotonan'i ratsiraka fa tsy t@ R8 akory e, ary misy marina mihintsy ny dinika eo ambony eo fa aza atao maivana izany.
Hoy fiffi hoe:
"ka raha marina ary zany , maninona no tsy mihetsika fa manaiky an'izany ? zah ve zany no tena hatao hoe jamba nefa ianareo milaza fa marina izany tsy manao na inona na inona fa dia manaiky an'izany fotsiny ?"
Fiffi: Oviana enao no farany tany dago? mba miezaka ihany ny vahoka fa de ny decison de miankina @ mpitondra sy ireo olona politika ireo. Marina io ary za nahita mihintsy.
Ny momba an'i France indray tsy misy azo hanaovana comparaison mihintsy satri frantsa tany manankarena isika vo hisondrotra. En plus, i frantsa ange ni-colosize tanana maro2 tokoa ka manana obligation zareo handray ireo, fa isika, inona no obligation antsika amin'ireo?
Betska ny tany, ohatra eny tanjobato eny, ny karana daholo no nhazo azy, tsy racist za fa tokony ny Malagasy no tokony homena priorité @ fividianana tany fa tsy hoe izay mahay risoriso sy mahalala olona avo toerana.

51. yonikafopl
(
06/06/2006 13:24)
ary toa tsy hita tsony ra petsambava eee???? sa tsy mahita avaly ny fanontaniana?????
Izay ilay mahavoa izay, be resaka sy be lazao, be kritika ery nefa raha vao sendra ny fitakian'ny vahoaka, mihodinkodina tsy mahita havaly.
Izay ilay mahavoa izay, be resaka sy be lazao, be kritika ery nefa raha vao sendra ny fitakian'ny vahoaka, mihodinkodina tsy mahita havaly.
52. MTN
(
06/06/2006 13:48)
rapala:
ka ny sinoa sy ny karana ange efa t@ fotonan'i ratsiraka fa tsy t@ R8 akory e, ary misy marina mihintsy ny dinika eo ambony eo fa aza atao maivana izany.
Okay, fa saingy ity no tsy hain-dRapala angamba. Tamin'ny 2002 dia nody daholo ny sinoa maro satria natahorana ho nisy korotana ohatra ny tany Afrika ny tany amintsika. Dia avy teo niverina daholo indray. Dia vao maika niroborobo be.
Ireo trano be an'ny sinoa ao Behoririka ireo vaovao daholo. Mitovy ihany ny taloha sy ny ankehitriny amin'ny resaka fiarovana ny tsena anatiny izany.
53. rapala
(
06/06/2006 14:37)
MTN: maarina izany ka tsy manda izany mihintsy za, fa efa nipetraka sy nahazo harena zareo aloha... de natahotra de lasa fa niverina satria tsy foiny ny harenany surtout Ravalo ni-encourager ny vahiny hamorona asa fa tsy hoe nanome nationalité hoandry zareo toy ny taloha. Ilaina ange ilay oron'asa mba hisondrotan'ny toe-karena é, sa ahona hoy enao?
56. toovs
(
09/06/2006 15:08)
Fiffi:
johnny:ka raha marina ary zany , maninona no tsy mihetsika fa manaiky an'izany ? zah ve zany no tena hatao hoe jamba nefa ianareo milaza fa marina izany tsy manao na inona na inona fa dia manaiky an'izany fotsiny ?:roll:
marina mitsy kosa io lazainy io koa fa enao mitsy kosa angamba no jamba ry fiffi a :°)
ka atody hiady amambato kosa ary ve izy e. De aleony mba mitantara izay fahoriana rehefa tsy zaka. fa enao no sady tsy mahita no tsy mitaraina. aleo izay manambava tsy hanakombona ny azy ary ny mana-tanana hichat foana ary ny manamaso hitantara an'izay hitany e.Ny iangaviana fotsiny de mba ho marina avokoa izay zavatra hotenenina fa tsy mandaingalainga. Ny jamba sy moana aza efa tsy fidiny ko
57. vale
(
09/06/2006 15:47)
hoy i sareraka:",,, nareo kosa ngamba le anipazandra8 tôlana, sy fripy,,,"
> ouyouyouyyyyyyyy efa rangoela no nisian'izany rehetra izany, ny talou aza rehefa prôpagandy de vary efa lo no atsipy, nntsss8)8)8)
> ouyouyouyyyyyyyy efa rangoela no nisian'izany rehetra izany, ny talou aza rehefa prôpagandy de vary efa lo no atsipy, nntsss8)8)8)
58. Fiffi
(
10/06/2006 04:34)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
59. MTN
(
10/06/2006 16:13)
Dia ahoana eh. Iza indray? Isika koa nge tsy ampy manampahaizana no tena marina. Dia miesona foana. I ra8 tsy dia koah fa ilay politique international mihitsy no grand.