FIFIDIANANA

1. pimaso ( 30/05/2006 05:02)
Manana ny maha izy azy ve ny candidat tsirairay, sa fitia te hiseho na voaloa vola ka tsy maintsy mitsangana, misaotra
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 04:32
2. Fiffi ( 30/05/2006 05:35)
3. Fiffi ( 30/05/2006 05:37)
pimaso:
Manana ny maha izy azy ve ny candidat tsirairay, sa fitia te hiseho na voaloa vola ka tsy maintsy mitsangana, misaotra
heu.... voaloha vola ? iza no andeha handoha vola anan-kandidà de hoe mirotsaha ?


4. sarobidy ( 13/07/2006 04:32)
Fiffi < ra ny fahazoako ny tiany tenenina de oe fitia te hiseho² oe manam-bola andoavana an'le caution fa tsy oe iza no andeha handoa ny volany eo?? Andraso eo pôly...:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4766