l'été c la teuf!! vive l'été!!!!
1. boubounezy
(
28/05/2006 17:41)
tsy aiko nareo fa za refa été ny anjo dé tena ty mikaly be mintsy oatsa ny saucisson, ny jambon ny fromage ny grillade ny beks ny plage ny sorties sns... ny été zany @ko sady fety bé e! ary refa vita ny été dé nahazo kilos bé @ zay ty raboubounezy dé tsy tafaena tsony lé kilao azo t@ été.dé mafinaritsa bé dé blablabla dé......:-D:-D:-D:-D:-D dé tsy tokony inana salady fona vé za @ zany:?::?::?::-P:-D
novalian'i vale ny 04/06/2006 22:32
2. vale
(
28/05/2006 18:47)
:Dmarina mintsy akia à, nenah koa ny été dia ohatry ny hoe fety foana, mahatsiaro libre ndry, fa tsy mikobokobona ao anaty ankanjo be sns, manja ko ny grillade:miam::miam: eo an-tokontany @ iny miaraka @ boisson fraiche mba mampangatsitsika:D, mmmmh, fa nenah ndray mandritra ny hiver etc, zah manao régime be fa matahotra tsy afaka mibidabida rehefa été,:wink:
3. boubounezy
(
29/05/2006 04:59)
aako njay dé tsa mivaky lou anizany refa any @ plage dé anaovako ny maillot dé lasa za milomano kia e!@ io ny kaly @zany efa mitonja bdb mintry a!:-D:-D:-D
vale:
:Dmarina mintsy akia à, nenah koa ny été dia ohatry ny hoe fety foana, mahatsiaro libre ndry, fa tsy mikobokobona ao anaty ankanjo be sns, manja ko ny grillade:miam::miam: eo an-tokontany @ iny miaraka @ boisson fraiche mba mampangatsitsika:D, mmmmh, fa nenah ndray mandritra ny hiver etc, zah manao régime be fa matahotra tsy afaka mibidabida rehefa été,:wink:
5. vale
(
29/05/2006 06:09)
:-D:-Dboubounezy:-D:-D:-D ,,,,mba te ho inviténjy akia zah hiaraka hikaly:miam:@njy à:P
de ny aako ndray mahagaga fa rehefa any @ piscine sy plazy tsy menatsa manao maillot be bain (na de eo aza le kilo kely en trop:lol:), fa ny tena tsy tantiko le mba te hanao patalou taille basse njy ohatra nefa le "p'tit bidon" anjy eo de tsy mivoka mitry le pôzi-njy @ iny :( ;-)

6. Fiffi
(
01/06/2006 02:54)
heu.... ny ahy aloha rehefa été no tena hinanako salade bdb an! :miam::miam::miam:
7. tisera
(
01/06/2006 06:43)
:?:?ny ahy ny hiver aza ve no tena maha-tendan-kanina ahy ! Dé hoe mangatsiaka dia atao gratin daholo ity raha rehetra ity ; ambonin'izany vao miditry ny trano dia na misotro dite na cappuccino hoe manafana nefa ny biscuit kely manaraka ihany dia mibontsina matavy beeeeeee:-D:-D : aiza ary ra-fifehezan-tena??? Ts'hita é! Fa rehefa été kosa aloha dia salade salade salade araka ny tenin'i fiffi é! mâches , cresson ,salades vertes mélangées ,salade de riz , salade de pâtes ,salade de blé , taboulé ,tomate mozzarella sns... dia mba manao composé gasy tsindraindray é! concombre kely + lasary voatabia kely + macédoine légumes misy ovy sy betiravy + lasary karaoty dia pate mayo dia hohanina @ hena baolina na catless fait maison : andramo ange fa ohatry ny hoe ary @ gargote eny @ "hotely gasy tsarafandray " : fa atao sakafo atoandro mihitsy aloha na sakafo hariva fa raha vao atao goûter ohatry ny any Dago dia tonga indray ry kilao ery @ fe sy ny kibo sns...:-D:-D
8. boubounezy
(
02/06/2006 17:10)
tsara kia zany fiffi fa samy manana ny fombany sy ny tiny dôly ny oull e!nena mikaly béhihihi :-*
Fiffi:
heu.... ny ahy aloha rehefa été no tena hinanako salade bdb an! :miam::miam::miam:
9. vale
(
04/06/2006 22:28)
boubounezy: ihihihihi, ko vacances kosa ve tsy hanararaotra njy, sa? :miam::miam:fa ny ahy aloha dia rehefa été koa zah mikaly :miam:satria tsy mahatanty mijery an'le ol manao grillade nefa njy eo koa dia lasa zao,hihi, dia rehefa akaiky tonga iny ny été aloha tena manao régime faran'izay vitako ,@ izay ny kilao mihena ny kibo maivana tsara handraisana ny kaly an, glaces, koa tsy aritra mihintsy ntsinn,hihihih:°):°)
10. vale
(
04/06/2006 22:32)
tisera:ihihihihih, marina aloha izay e :-*, fa 2 na 3 volana melohan'ny été afaka manao régime tsara de mba afaka miankanjo ze tina moa afaka mifety tsara:°):°)