fetin'ny reny

1. hexodos ( 28/05/2006 08:32)
ny mahagaga dia toa malaza be foana ny fetin'ny reny ,tsy saro piaro aloha zaho fa misy hevitra commerciale izy satria nylehilahy be sentiment loatra sa tsy izany ?
novalian'i Aino ny 08/06/2006 16:40
2. LouAnne ( 28/05/2006 09:37)
bonne fête doly ze maman retsa , tsisy anzany commerciale zany fête maman fâ fête de maman chérie
3. vale ( 28/05/2006 10:20)
Ny lhl ve be sentiment noho ny vhv? ohatry ny tsy mitombona zany amiko aloh @ ireto lhl bdb mampirafy ny vadiny eh!;-) dia bonne fête:D doly :D(l)
4. andry08 ( 28/05/2006 13:55)
Bonne fête re e! Mbô indray mandeha isan-taona io nefa i neny dia mahatsiaro foana isan'andro fa tsy commerciale akory fa aza lasa eritreritra be
5. bellla ( 28/05/2006 14:47)
I neny nitondra sivy volana an-kibo, niankin-drindrina irery, nisotro rano tsy tina... Hafa ihany raha ny fitiavan'ny neny; ka tsy rariny kosa ve ry hexodos raha mba misy fotoana natokana ho an reny e!
6. bellla ( 28/05/2006 14:49)
amiko aloha tsy d syst. commerciale loatra fa euh...
7. Fiffi ( 29/05/2006 18:25)
Ny tananao manambitamby
Ny lamosinao nibaby
Ny tratranao fihondanana
Nahitako fiadanana

Ho tahiana anie i Neny
Noho ireny rehetra ireny.
8. Aino ( 08/06/2006 16:40)
misy hira kely hiray ho any izay neny, zany hoe tsy tadidiko tsony nany voalohany nany farany fa sombiny ihany!!

reny safosafo hireny
sambatra aho ry neny tiana
dobodoboka ny foko,
raha mihira ho anao
raha misenda ny tolohoko
neny ô tiako ianao(2)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6863