fahafaha

1. xxx ( 27/05/2006 09:31)
tsy fantako reto fa za toujour attiré @ lehilahy tsy d mivakiloha foana , zany we olona tsy d miraika amiko loatra , nefa raha vao misy lehilahy tia b ahy d tsy tiako zany fa rehefa izy kosa somary tonga saina na somary tsy miraharaha zay d eo za vao manomboka tia , tsy aiko inona ny mahatonga anizany, fa mba ampio reto fa tsy tiako mihintsy io toetra io , tokony andeha any @ psy v sa ahoana , sa normal ihany zany ? ary ahoana ny atao ?
novalian'i fitia2006 ny 05/06/2006 11:25
2. Fiffi ( 27/05/2006 10:21)
hummmm!! ahoana re zany eh ? enao zany tsy tia raha hoe iny le bandy fa tia anao ? heu.... de ahoana zany ? tsy hisy fitiavana na fiharahana haharitra mihintsy zany ve ? Nefa inona no tena tanjona tadiavina ? moa ve tsy ny faharetan'ilay fitiavana ?
Mety mbola tena tsy matotra ianao raha izany . Mbola tsy vonona andray ny fiarahana haharitra.
3. Fiffi ( 27/05/2006 10:27)
xxx:
fa mba ampio reto fa tsy tiako mihintsy io toetra io , tokony andeha any @ psy v sa ahoana , sa normal ihany zany ? ary ahoana ny atao ?
ary efa tsapanao sy fantatrao le toetranao ka maninona raha mba ovaina ? satria ny endrika ratsy hono no tsy azo hovaina fa ny toetra kosa azo an! de mba ovay kely eh ! andramo aloha , manao effort kely enao mba hi-se-concentré @ le olona tia anao , sa ahoana ?
4. cutie ( 27/05/2006 18:06)
[
tsy fantako reto fa za toujour attiré @ lehilahy tsy d mivakiloha foana , zany we olona tsy d miraika amiko loatra ,


attire hoy xxx etsy ambony, aza mivaky loatra fa mbola attirance aza zany
de le faharoa ndray:
nefa raha vao misy lehilahy tia b ahy d tsy tiako zany fa rehefa izy
somary tonga saina na somary tsy miraharaha zay d eo za vao manomboka tia

tsy hitako tsony ze pble @ njy zany.
Araho @ onjany eny ihany e .
5. Fiffi ( 28/05/2006 04:57)
cutie: ka io akia ny tena pble azy an! de io no mba hitadiavany solution .
6. ikalakintina ( 28/05/2006 05:23)
mbola tsy tena matotra akia xxx arakiny voalazanjy etsy fiffi:, fa refa tena matotra njy de le olona tia andry iny no tiandry,tsy hoe tsy normal njy, misy karazana toetra hoatr'izany mitsy, any am le tsy taitra aminao ihany no mahataitra anao fa le potika aminao tsy tianao, de ny azoko lazaina de hoe mino za fa hiova ianao ao aoriana kely, de tandremo fa mampijaly ny tia olona tinao fa tsy miraika aminao,
7. Fiffi ( 28/05/2006 05:32)
ikalakintina: marina mihintsy akia ireo voalzandry ireo an! fa ngamba koh tokony haka distance kely aloha hiheritreretana de hiova io avy eo. Sur @ io zah !
8. diamondra27 ( 28/05/2006 05:33)
aoka aloha hieritreritra dia hamaly rehefa avy eo
9. ikalakintina ( 28/05/2006 06:04)
tena mbola vo nifoha mitsy angamba DM zany!,mazotoa miheritreritra e!,
mila mi recul kely mitsy akia xxx,am zay sérieuse refa avy eo!
10. Fiffi ( 28/05/2006 06:52)
11. fasaly ( 28/05/2006 07:42)
xxx: efa enao mintsy no otrzay de in no olana e! samy manana ny fitiavany io kou!:wink:
ny ahy ndray zao zany oul tsy de mivaky loha zany tsy tiko
ny ahy mila oul mi faire attention amiko matetika no manitona ahy sady amzay izy mi seduire ahy koukou de tiko beuh foana:-D
12. Fiffi ( 28/05/2006 13:44)
samy manana ny toetrany tokoa ny tsirairay fa aza hasiana olana midadasika akia zany ry xxx an! fa mangalaha recul kely de ho hitandry eo ny nihafarany.
13. pissoa ( 28/05/2006 14:25)
Nareo kosa e, tsy hoe rehefa toetranao anie dia tsy olana e.

Fa na izany aza, tsy haiko akia ry xxx an :-*
14. fasaly ( 29/05/2006 04:15)
pissoa: nareo kosa ahoana:roll::roll::wink: hevitro io mba atsipiko sao mba mampiova azy kanouuuu! sao mba hanintona azy ilay izy anie e! izy te hiova kou tsy atoroko veuh ny mba zava misy hafa:wink::°)
15. mamzelkely ( 29/05/2006 04:34)
ho sarotra be ny anova ny toetran xxx satri efa zay no nahazatra azy, nefa ra te hanova toetra izy donc mila mitia lhl faran'izay tia azy nefa zay zvt zay ko ts tinjy de donc mila volonté le izy sinon de reste comme tu es :wink:
16. diamondra27 ( 29/05/2006 04:36)
ikalakintina::wink:
andraso fa ho avy aho hamaly
17. Fiffi ( 29/05/2006 05:47)
ny endrika ratsy hono tsy azo hovaina....(koi ke..) fa ny toetra ratsy kosa...
Toetra ve zany ? mety hoe tsy toetra io kah! fa haingitraingitrin'ny fahatanorana ? tsy famatorana ? heu... tena tsy aiko ry zareo an!
18. hery ( 29/05/2006 06:07)
Misy karazan'olona ohatra an'izany. Izaho koa t@ mbola boay kely, mahafinaritra ahy ilay mikoty sipa tsy mety zaka... fa raha vao zaka dia manjary tsy tiako intsony indray. Otran'ny hoe ilay demarches isankarazany no tena ilain'ny fo sy saina fa tsy ilay fitiavana... fa miova ihany io rehefa aty aoriana e.

19. Fiffi ( 29/05/2006 06:14)
hery: fa tena tsapanao ilay izy ? dia ianao hiany no nanova azy ? fa tsy toetranao io ? izay mamko no nolazaiko hoe tsy toetra ilay izy fa zava-mandalo ? satria hafaka hiany avy eo.
20. Ralay ( 29/05/2006 07:05)
Revy samy manana ny azy io fa revao manja foana e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6829