fahafaha

21. Fiffi ( 29/05/2006 07:27)
hummm! reveo manja hono eh! :)
22. ikalakintina ( 29/05/2006 07:42)
ekany
23. Fiffi ( 29/05/2006 07:45)
ikalakintina: efa hitandry ve akia le dauphin ?:):-*
24. diamondra27 ( 29/05/2006 08:00)
raha mbola azo atao aloha dia tsy mila mandeha @ psy izany fa ianao ihany no mahafaka an'io e!

avereno hatrany @ fahazazana ny fiananao raha tadidinao. Diniho tsara, de apetraho ny fanontaniana hoe: taiza ho aiza teo @ fianako aho no nanana relation mifandraika @izao caractère-ko izao. Ianao ve ohatra olona trop gatée? Nisy olona teo @ fiananao ve nampifila anao? etc... Mety hoe: efa zatra tolorana foana ianao dia lasa mitady ilay contraire inconsciement.

Raha misy indray anefa olona tia anao dia tsy tianao satria tsy mifanaraka @ idealinao io lhl io, ny toetrany, ny bikany, ny tarehiny, etc...

Tsarovy anefa fa rehefa mandroso ny fotoana, par expérience dia hiova eny ihany ianao , sady arakaraka ny principe-nao ihany koa io hoe: aleoko mandefitra tiavin'olona (dia mba izaho no mitantana ilay fiainana) toy izay hitia olona nefa ilay olona tsy tia ahy akory. Ka raha hitia azy aho dia mety hampirefesiny, sy hampijaliany alikainy? andevoziny, tsy asiany hasina etc...
Anao ny safidy. Eo ampelatananao ny karatra

Raha hiandry izay olona mahataratara anao ianao anefa izy tsy miraika aminao dia ho lany zara eo ianao, tsy halainy vady fa lalaoviny fotsiny. Nefa moa raha izay no tianao , de atao ahoana

Io aloha no hitako fa mety diso aho an!
25. ikalakintina ( 29/05/2006 08:26)
fiffi!, meci itako le izy sady tsala be,:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*be njy!
DM, marina zany!
26. colar ( 29/05/2006 08:47)
ny hevitro ndray a,de we aleo miaraka amin ol tia anao toy zay hiaraka am ol tinao fa manjary mijaly,sa le mijaly kely mintsy no milay,tsy haiko njay ra zay,za alo tsy maniry hijaly zany e,tiko ery zao ra mba aterin sipako na ny vadiko eo ampandrina daholo ny kaliko,ny akanjoko,ny kiraroko,sns e
27. serge ( 29/05/2006 09:00)
ny olona raha miresaka psy dia oh ny ratsy foana no anraisana azy hoe misy voa kely nefa aty france ilaina zany satria mety nisy blocage ange tany fa tsy fantara e ka zany no antony mahatonga anao anao zany
28. Fiffi ( 29/05/2006 13:09)
nefa tena samy hafa mihintsy ny psychologie sy ny psychiatre .
29. diamondra27 ( 29/05/2006 13:54)
fiffi: inona no maha samy hafa azy 'kay?
30. vale ( 29/05/2006 19:52)
zah klo tsy i fiffi an:wink:, fa hitsingoka kely ftsn:P, raha mba ny fahalalako alou, ny "psychiatre", dia olona mitsabo aretina @saina(izay mety ho aretina rehetra, dépression, schizofrénie, etc,,,) izany hoe: fitsaboana arahina fanafody(tsindrona, na fanomezana cachets,,,),

,, ny psychologue kosa indray> dia olona natao "hihaino" ary handinika, INDD2 HANOME soutien morale ilay olona manana olana (samy mpitsabo aretin-saina daholo izany fa ny psy tsy mampiasa fanafody,,) fa mihaino anao, mi-comprendre(toy ny "namana" , olona azo atokisan'ilay manana olana, ka manome conseil (araka izay fitrangan'ilay "olana")sy manohana azy mba hahafaka azy @ olana mianjady aminy:wink:

famaranana kely:P:-D:aty ivelany aty, dia feno dia feno ny toerana raha mba mangataka rendez-vous @na psychologue ianao, ny antony, dia saika zatra mitsitokatokana ny olona aty, saika solitaire, ilaina dia ilaina nefa ny hananana olona (namana) mba hifampiresahana ny mahaso sy ny fahoriana, rehefa tsy tanteraka io dia any @ psy sisa mitaraina, na mila vonjy!

sady manararaotra kely ihany ah io:P,soa fa nisy ny site toy itony mba manala fahanginana na solitude satria raha efa aty lavitra aty, sndra tsy misy havana, na namana toy ny eto izao, dia be ny hilahatra, hangataka rendez-vous any @ psychologue:lol:(l)(l)(l)(l)
31. sasa ( 30/05/2006 04:32)
xxx tena sarotra be ny miala amin'io toetranao io nefa miezaha dieny izao fa tena grave io, le olona tsy d miraharaha anao iny mantsy raha iny no ho lasa vadinao d hijaly enao, fa araka io teny io hoe tsy miraharaha d tsy hiraharaha anao izy, raha mbola sipasipa aloha tsy maninona fa raha tena vady aleo olona tena mifankatia sy mifampiraharaha no mivady
aza mandé any am psy izany fa enao no mila mirecul kely mintsy aloha maka saina tsara :-*
32. vale ( 30/05/2006 10:07)
sasa an, zah nefa mahita fa mety hanampy azy ny fanantonany psy, mba handresy lahatra azy, sy hanome courage azy ihany koa mandritry ny conséquence ny fisaraha rehetra, izany hoe mandram-paha sitrana ny alahelony:?::?:
33. vale ( 30/05/2006 10:09)
,,:-D zah zany ko ngamba efa matory, ihihihi, hay moa ilay izy pb hafa koa! marina io kah, maka recul aloha, :wink:
34. vale ( 30/05/2006 10:18)
serge:

ny olona raha miresaka psy dia oh ny ratsy foana no anraisana azy hoe misy voa kely nefa aty france ilaina zany satria mety nisy blocage ange tany fa tsy fantara e ka zany no antony mahatonga anao anao zany
serge: marina mihintsy izany, satria tena manana olana matoa ny ol 1 manantona psy, fa tsy voatery hoe misy fahavoazana:)araka ny fihevitry ny be sy ny maro (izay tsy mahalala tsara ny tena asan'ny psy ngamba?!)

,ny fahazoako an'i xxx koa dia tsy mahatoky tena ngamba, satria toa misalasala be ny hany mandray décision, araka ilay fiteny vahiny hoe: "elle ne sait pas c qu'elle veut!!" ka zah koa dia mamporisika azy hanantona psy mba hanome toro-hevitra (satria ireny dia spécialiste mihintsy!)na dia eo aza ny toro-hevitry ny namana, fa io moa izy ihany no mahita izay mety aminy eh!


35. Fiffi ( 30/05/2006 15:10)
vale: de hoe faut savoir ce qu'on veux dans la vie" ve ? :) :-*:-*:-*
36. vale ( 30/05/2006 21:38)
ié,:D:-*:-*:-*, manjary otrany zazakely (tsy matotra mandray fanapahan-kevitra:():-*:-*
37. Fiffi ( 02/06/2006 03:56)
38. fitia2006 ( 05/06/2006 11:25)
fomban-javatra ihany izany ary mety fantatr'ilay olona miaraka aminao de fanahy iniany atao mintsy ny mody tsy miraharaha anao satria fantany fa raha vao miraharaha be loatra izy dia tsy ho asianao vidny ka tandremo fa na diavolan- ko lava aza de mandroso ny fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3566