ESPRIT EST TU LA?
1. boubounezy
(
25/05/2006 10:17)
iza nareo no mba efa nananjana niantso esprit le asina vera sy alphabet eo ambony latabatsa??:twisted::!::!::!::!: tanjemo fa danzéré:!:
novalian'i xxx ny 21/06/2006 04:33
2. vale
(
25/05/2006 14:12)
esprit an'ol efa maty ve zany? :? ndry nga efa nanandrana boubounezy? mba tantarao hoe ?:)
4. Simpona
(
25/05/2006 14:33)
De tena misy zavatr ve?? ary nga tsy maintsy ratsy le iz no we danzéré??
5. cutie
(
25/05/2006 14:35)
misy teny ilazana an'io any avaratra andrefana any fa tsy tadidiko :oops:
7. Herimiafina
(
25/05/2006 15:37)
Le tongotra mangovitra ao ambany latabatra dia mampangovitra ilay latabatra no efa hitako, hehehe=))
9. boubounezy
(
25/05/2006 16:08)
(l)ei efa nananjana za ka tiko ho fantatsa zé fiatsaikany t@ zé mba efa nananjana sy zé te ananjana fa ny @ko manokana tsy tsara fa za téna nataatsa be mintry avy eo; dé zao zany ny nataoko an,telo zay tao antsano; taty io an! dé nisy 1 niteny fa te anakarena tampoka ony dé ny 1 curieu dé za kou zany curieuse satsy za efa naita oull nanao io t@ za mbola kely dé nipréparéna dôly ny matosy retsa tao andakozy teo @ 18h eo zany anjo été io, fa niantso lé izy za teo @ inn3 teo, fa tonga dé nisy rivotsa bé niditsa ny fénétra nefa tsisy rivotsa akory refa été aty zany, dé nisy alphabet nietsika 3 no isany fa tsy lazaiko wé inn, dé ny vera kou nietsika, fa otsany tsy teo za nandé tany @ chambre naka BAIBOLY fa nataatsa be sô nidirany dévoly ny tsano, dé niondana BAIBOLY fona za ny all sady nivavaka be fa nareo vé aon'e!... ka za tena na mba naita aza tsy nino dé nananjana fa rivodoza no nitsanga aza mba mananjana io fa tena danzéré be an!:-D:-D:-D:-*
vale:
esprit an'ol efa maty ve zany? :? ndry nga efa nanandrana boubounezy? mba tantarao hoe ?:)
10. boubounezy
(
25/05/2006 16:11)
zany alou tsy aiko fa tsy ianatsa grammaire sy orthodraphe ny ataoko eto fa te ifanerasera.-
xxx:
"Esprit es-tu las" no haiko
11. boubounezy
(
25/05/2006 16:13)
aya ny alalàko fa mapataatsa anah be fotsiny le fananjamana nataoko!
Simpona:
De tena misy zavatr ve?? ary nga tsy maintsy ratsy le iz no we danzéré??
12. boubounezy
(
25/05/2006 16:14)
za kou alou tsy mahay anizany e!:lol:
cutie:
misy teny ilazana an'io any avaratra andrefana any fa tsy tadidiko :oops:
13. boubounezy
(
25/05/2006 16:17)
tsy aiko lé manala tromba zany fa ny fantatso fotsiny dé manao incantation, dé miatso lé ésprit fotsiny tsisy anarana:lol:
cutie:
zay vo taddiko le teny
ohtran'ny manala tromba ve zany?
14. boubounezy
(
25/05/2006 16:20)
:-D:-D:-D ie! zay mintsy ngamba an! nefa tsy zay mintsy no niseo t@ za nanao io fananjamana io fa tena nietsika mintsy ny soratsa sy ny vera ka!.. ary zay ny tena mampataatsa be anah satsy neveriko fa tsy ho ety nefa tena niseo.:^):^):^):^)
Herimiafina:
Le tongotra mangovitra ao ambany latabatra dia mampangovitra ilay latabatra no efa hitako, hehehe=))
15. Herimiafina
(
25/05/2006 16:34)
Ka tsy maintsy sokafana hono ny varavarankely amin'iny, de nefa be rivotra be de izay angamba no nampihetsika ilay vera sy le soratra retsy klé.
Efa nisy reportage ni-etudier an'io anie e, fa izay mihintsy no noteneniny tao. Na le vibration aza dia camion nandalo no nahatonga azy hono, asa anefa moa, tsy misy porofo miteny hoe minoa na aza mino de mbola neutre ihany koa aho e! :{

16. boubounezy
(
25/05/2006 16:55)
HM marina lé mireste neutre fa ny varavarankely tsy nisokatsa zany fa nisokasoka kely dé misy croche mitazona azy ary aty @ misy anah aty refa été ny anjo dé tsisy rivotsa zany ny mistrala tsisy fa tena manevokevoka bé fotsiny dé aona ny nampisy lé rivotsa bé tampoka teo nefa sady ao ambadika ny tsano kou immeuble bé zay tsy miotsa ny 2m eo ngamba ny elanelany @ rinjina misy anah:^):^):^)!!! mbola tsy mino??? omeo fanotanina hafa njay ary za ka mety afahanao mino na 1% fotsiny az'é!!!:-D:-D:@
Herimiafina:
Ka tsy maintsy sokafana hono ny varavarankely amin'iny, de nefa be rivotra be de izay angamba no nampihetsika ilay vera sy le soratra retsy klé.
Efa nisy reportage ni-etudier an'io anie e, fa izay mihintsy no noteneniny tao. Na le vibration aza dia camion nandalo no nahatonga azy hono, asa anefa moa, tsy misy porofo miteny hoe minoa na aza mino de mbola neutre ihany koa aho e! :{
17. Zina
(
25/05/2006 17:09)
boubounezy a tandremo fa tena ratsy io satria miantso an'i satana ndry...fay fay be zao indry o?
18. boubounezy
(
25/05/2006 17:16)
ouuuuuuuuway!!! tena zay ny alfa sy omega kia! nataotsa be mintsy za kou! tena tonga dé nitsôka za tany anefitsa vô tena itako nietsika lé vera sy lé soratsa natao nanodidina ary tena satana mintry alou ngamb'e! zany ny napataatsa anah fa lettre s no nivôka voloany teo. ary lé fénétra nisokatsa bé nisy rivotsa bé tampoka alou tsy mbola nataorako fa efa nidina tsara lé fénétra dé mbola nietsika iany ny vera dé nisy lettre hafa njay nietsika. loza bé!!! tsy manao zany tsony za alou e!:lol::lol::lol:
Zina:
boubounezy a tandremo fa tena ratsy io satria miantso an'i satana ndry...fay fay be zao indry o?
19. xxx
(
25/05/2006 19:11)
boubounezy:
zany alou tsy aiko fa tsy ianatsa grammaire sy orthodraphe ny ataoko eto fa te ifanerasera.-
xxx:
"Esprit es-tu las" no haiko
Aza dia susceptible be ohatran'io re raha tena te hifanerasera tokoa e
Tsy faute d'orthographe no tiako nolazaina (izaho tsy prof de français akory) fa ilay "jeu de mots" entre ny "là" sy ny "las" fa tsy ilay verbe être diso tsipelina akory.
20. boubounezy
(
25/05/2006 19:22)
:oops::-D:-D:-D:-D za vé nalala fa mba zay ny tonga tao antsain'e!:cry: tsy anao tsony ry x za a!