ESPRIT EST TU LA?

21. boubounezy ( 25/05/2006 19:23)
x ;-)eritseritsa nandalo iany iny ka!
22. Zina ( 25/05/2006 23:52)
boubounezy a ahhahahhahahha mampime ndry.
Za ko mantsy tratra, fa voa nihetsika fotsiny ilay latabatra dia tonga dia najanonay haingana.
23. boubounezy ( 26/05/2006 06:24)
tena na zay kou aza nitsoka dé ny nataokonaka baiboly aingana dé nivavaka be tao @ chambre dé niondana baiboly manjaparaina ny anjo. tantaraina ka mampimé fa tena refa nanatsika contraire ny fimehazana mintsy lé izy!!!:-D:-D:-D


Zina:

boubounezy a ahhahahhahahha mampime ndry.
Za ko mantsy tratra, fa voa nihetsika fotsiny ilay latabatra dia tonga dia najanonay haingana.



24. Zina ( 26/05/2006 12:44)
boubounezy a ie zay mihtsy no mety ka mila mandositra.... tsy nangovitra be? za tena nangovitra mihitsy
25. Herimiafina ( 26/05/2006 13:25)
boubounezy:

HM marina lé mireste neutre fa ny varavarankely tsy nisokatsa zany fa nisokasoka kely dé misy croche mitazona azy ary aty @ misy anah aty refa été ny anjo dé tsisy rivotsa zany ny mistrala tsisy fa tena manevokevoka bé fotsiny dé aona ny nampisy lé rivotsa bé tampoka teo nefa sady ao ambadika ny tsano kou immeuble bé zay tsy miotsa ny 2m eo ngamba ny elanelany @ rinjina misy anah:^):^):^)!!! mbola tsy mino??? omeo fanotanina hafa njay ary za ka mety afahanao mino na 1% fotsiny az'é!!!:-D:-D:@


Herimiafina:

Ka tsy maintsy sokafana hono ny varavarankely amin'iny, de nefa be rivotra be de izay angamba no nampihetsika ilay vera sy le soratra retsy klé.
Efa nisy reportage ni-etudier an'io anie e, fa izay mihintsy no noteneniny tao. Na le vibration aza dia camion nandalo no nahatonga azy hono, asa anefa moa, tsy misy porofo miteny hoe minoa na aza mino de mbola neutre ihany koa aho e! :{






Tena mitovy amin'io valintenindry io mihintsy koa retsy no nomen'ilay olona tao amin,ny reportage rehefa notenenin'ny expert izy hoe camion nandalo sy rivotra no nahatonga ilay alphabet sy vera nangovitra sy nihetsika an! :-D
26. boubounezy ( 26/05/2006 17:05)
ovina zany reportage zany fa tsy itako e?:roll: mba mananjama wé enao HM dé itanao eo izy a! fa tena tsy lainga io ary teo @ 2 na 3ans lasa no nananjamanay io zavatsa io
27. xxx ( 21/06/2006 04:33)
mamanay kou efa nanao an zany fa ozy iz oe aza manao an zany nareo fa satana no tng eo aveo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1923